mitady olona avy any Antsohihy

381. cutie ( 05/09/2005 18:48)
de avela ho maizina zany?
Tsy mandeha ny sary ato tssssssssss
382. sonwin ( 06/09/2005 14:57)
andraso fa ho avy eo iartistika na fijo hanazava azy
383. iartistika ( 06/09/2005 17:35)
hanazava in lty ry frera???:roll::@
384. fijo ( 06/09/2005 21:32)
ilay fihorenan'ilay tanana ka
385. cutie ( 07/09/2005 03:31)
fijo 8)
386. sonwin ( 07/09/2005 14:25)
azon-dry amizay ve e? io efa nolazain'i zoky io e
De ahona leity ry artista a, eto sisa no mandalo an:@
387. iartistika ( 07/09/2005 15:54)
eo aloha ny:@ de zany nyo^o fa tsss! ary mba aiza lty radada??
388. fijo ( 07/09/2005 19:21)
cutie.hi hi hi
ary aiza tokoa i ledada le.nilaza tamiko lery fa handeha kely nefa tsy hita intsony.
389. jajaf401 ( 07/09/2005 19:42)
zaho aloha mahaihay kely eh ny ao Antsohihy ! de fantatr'i iartistika angamba zany anjingo zany ah?
Efa misy sahobaka izy zao ka mahat-hhhhhhhhhh!:-D:-D:-D
390. cutie ( 07/09/2005 20:36)
iza njay mou ty ledada , fa za tsy maharaka
jajaf401 , refa avy ny orana vo misy sobakaka e :-D
391. jajaf401 ( 08/09/2005 09:31)
cutie marina zany fa ny hafanana koa no mitarika azy hivoaka eh! De ny amalona koa misy ao! ary trandraka fumé zao no malaza koa de mba mandalova eh!:-D:-D
392. fijo ( 08/09/2005 19:48)
cutie,le dada = bedada
trandraka fumé,milay izany ka
393. cutie ( 08/09/2005 20:15)
mbola tsy nahita an;zany trandraka fume zany za :-D
nga jajaf401 any ??
394. jajaf401 ( 09/09/2005 04:28)
cutie, tany zaho t@ fin juillet teo, mbola trandraka fume alo no misy ao!:-D:-D:-D:-D
395. cutie ( 09/09/2005 22:01)
tsy misy afa-tsy trandraka maina ve no tany ?
fijo ledada hitako tato nefa
396. jajaf401 ( 10/09/2005 09:44)
fa rano anjingo no mafinaritra amizao, raha te-handro njy!:-D:-D:-D
397. cutie ( 10/09/2005 19:52)
aleo himehezana fotsiny aloha :D :D
398. jajaf401 ( 11/09/2005 06:59)
de ikôla ve tsy tadidinareo ?:^):^):^)
399. cutie ( 12/09/2005 02:19)
iza zany ??
400. iartistika ( 12/09/2005 07:36)
efa maty kôla eh! le mpanao hôtely iny! sola loha be iny izy! eo am pont be!
cutie> tsy saobakaka anie no lazain'i jajafa fa sahobaka eh! hôtran'ny hoe valala zany le izy de endasina de arapaka avy hatrany! ôtran'ny fruit de mer ny tsirony!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.318