mitady olona avy any Antsohihy

441. jajaf401 ( 23/09/2005 20:13)
amin'ny décembre ilay izy ah! :-D
Mba ho bazar de noël zany!!
442. cutie ( 23/09/2005 21:11)
hihhiihhihi ok
sur e :-D
443. jajaf401 ( 24/09/2005 17:57)
ary ny adiresy andefasana !!!! :-D:-D
444. cutie ( 24/09/2005 18:26)
eto ihany ka , de tonga :-D
445. jajaf401 ( 27/09/2005 04:42)
any ary eh ! (tsy mande ny sary)
446. iartistika ( 28/09/2005 10:31)
naika tara aho lé! alefa ny labiera ka! cutie> mbola variana tary am le gidrakin'ny op sasany sy ny tary tary aho! hihihi rarafako môly eo reo raha mbola mifandramatra ao!:@:@:@:@:@:@:@:@
447. jajaf401 ( 28/09/2005 10:46)
f'ahoana ny tany @ op ?
448. iartistika ( 29/09/2005 10:45)
alefaso klou le bex zama ah! hihihi
449. cutie ( 29/09/2005 18:07)
iartistika, asio :@:@:@:@ mitsy e , zany zao no ilaina =))=))=))=))
450. iartistika ( 29/09/2005 18:33)
:@:@,tsara edy jamala zany ehhh!!:-D
451. cutie ( 30/09/2005 03:17)
tanjemo fotsiny mamo e :-D
452. iartistika ( 30/09/2005 10:11)
tsy misy katry eo ka! henjy tsala fotsiny!!!,aleo aloha asiana mahabibo kely fa tss:miam::miam::miam:
453. cutie ( 01/10/2005 03:53)
in mou ty mahabibo?
454. iartistika ( 01/10/2005 12:01)
noix de cajou! tô zay no anarany raha tsy diso za! ôtran'ny voanjo izy, ary any antsohihy tena feno azy! handefasako ve ianao eh?:-D
455. cutie ( 01/10/2005 20:14)
tsara ve nefa aloha, za manko tsy de tia voandro lotra :-D
456. iartistika ( 02/10/2005 16:42)
favy ihany klou le izy eh!:-D:-D,aleo ary fnêsy no omena anao eh!
457. cutie ( 02/10/2005 17:22)
zany fnesy zany zao no tena milay :-D
458. iartistika ( 02/10/2005 17:25)
:roll: nefa sao madity eo ndray ny tanana knouu!
459. cutie ( 02/10/2005 17:27)
asiana menaka aloha :-D
460. iartistika ( 03/10/2005 08:53)
de miova ny tsiron'lay finesy!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2761