mitady olona avy any Antsohihy

401. jajaf401 ( 12/09/2005 17:36)
iartistika>Ary elahy zany zandry mbola maharaka actu le aza!ie efa maty kola fa maty namela mamy (navelany ao Hotel DIEGO) !
402. cutie ( 12/09/2005 20:10)
iartistika, ary tena tsy voadiniko le izy :oops:
Niverina namaky njay vo hitako.
Mbola tsy nihinana an'zany sahobaka zany za.
jajaf041, iza ndray ny tompony hotely diego zany ??
403. jajaf401 ( 12/09/2005 20:33)
cutie, io Kôla lazain'iartistika io, fa efa maty ilay izy! inona tokoa moa no hevitry ny pseudo hoe cutie io? toa feno pseudo hoatrizany any @ yahoo n'ireo american!:-P:-P
404. cutie ( 12/09/2005 20:46)
yahoo americain aiza zany ???
405. jajaf401 ( 13/09/2005 10:38)
raha manao recherche ao @ messenger de cutie io foana no avoakany maro be raha oh ka io no critère, donc tsara ny hevitr'io teny io any zamerika; hoatry ny hoe lala aty dago!
406. iartistika ( 13/09/2005 16:30)
:-D! jay jay! lala io an! an an!!:-D
407. jajaf401 ( 13/09/2005 19:54)
mampahatsiaro inn ilay lala ry iartistika?:-D:-D:-D
408. cutie ( 13/09/2005 23:14)
inny dikan'ny lala zany :-D
409. iartistika ( 14/09/2005 08:13)
hoatran'ny hoe lala sy noro eh! anarana eh!:-D
410. jajaf401 ( 14/09/2005 10:33)
de noro koa hoatr'zany, zany hoe tonga de ao an-tsaina zany raha vao miteny lala?:-D:-D
411. cutie ( 14/09/2005 21:02)
de vola kou we :-D
412. jajaf401 ( 15/09/2005 09:30)
zay zany!:-D:-D:-D:-D mazava:-D
413. cutie ( 15/09/2005 14:32)
misaotra anareo mi-tsamy e :-D
414. iartistika ( 15/09/2005 16:58)
tsisy fsôlana! ary jajafa ôvina no tany bealanana farany? tena mbola be parasy lafrika foana hono any an!
415. jajaf401 ( 15/09/2005 18:13)
amizao lesy efa tsy dia misy eh; angamba ho lany taranaka amizay iny zv iny!
Hoany zaho amin'ny Novembre! Tsisy hafatra ve zandry?
416. cutie ( 15/09/2005 18:14)
tsara be ny paysage avy eo Antsohihy mankany Bealanana a.
Za kou nahazo parasy tany
417. iartistika ( 15/09/2005 18:38)
zany an! veloma amindreo aby any lesy ah! tena ngôma hoe lery any eh! de mba tsarovy zà rehefa mba mandeha miseky any an-dranon'ny bealanana ialahy! hihihihih! cutie> milay anie le parasy vao miditra iny eh! mangidihidy milay zany! fa avy eo rehefa esorina lematy vao tena loza!:-D
418. cutie ( 15/09/2005 20:18)
iartistika :-D
419. jajaf401 ( 16/09/2005 10:44)
efa tsisy parasy wa any fa mba mandalova nareo eh!
ary zao efa mafana any Aealanana! de @ mois de mai injay andefasana Mandarine avy any Bealanana nareo mitsam:-D:-D
420. cutie ( 16/09/2005 12:31)
zany nga ny malaza any
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2882