mitady olona avy any Antsohihy

301. cutie ( 29/07/2005 00:52)
i xavier le efa ela be iny ve zany ry nitefa :roll:
Jirama any ambalakida ihany ny haiko . Fa tsy misy an'zany any bekitraobaka zany :-D:-D:-D
nitefa za kou tsy mpanatitra ttsy any . :-w:-w:-w
iartistika oul iza njay zany . :p
302. iartistika ( 29/07/2005 07:52)
bekitraobaka zany ry cutie le jirama any akaikin'ny simpa! 3 kil alohan'ny hidirana an' antsohihy!!
303. nitefa ( 29/07/2005 12:25)
Any bekitrobaka ny machine fa any Ambalakida ny administration. Ie! ilay Xavier iny, fa iza no ao izao.
cutie>>sa ve tany ampanaovana tenis no nahitako an-dry
304. cutie ( 30/07/2005 05:19)
nitefa t@ taona firy no tany antsohihy farany ???
i xavier manko efa ela be no tao @ jirama. T@ za mbola tsy tany akory aza . :P
Iartistika zany kay ny anaran'le jirama any . :oops:
305. iartistika ( 30/07/2005 09:41)
tsy azo??? Ary nareo ve nisy nahafantatra an-dry dallas le nanao cinema sy bar tao am la hautte tao??
306. cutie ( 30/07/2005 16:12)
iartistika, haiko daholo ry zareo rehetra. Iza no tadiavinao??
307. iartistika ( 30/07/2005 18:01)
i nicole?? fa tsy i patricia! le miboraka sofina iny?
308. nitefa ( 30/07/2005 18:56)
Misy lefaka ny iray amin-dry zareo. Misy an'ilay mpampianatra tao amin'ny EPP haute ville efa maty
309. cutie ( 01/08/2005 03:03)
iartistika in dikan'zany miboraka sofina??
310. iartistika ( 01/08/2005 17:44)
misy galona ny sofin'le sipa iny eh! le anadahindry- patrice! i LEFTER moa no anarandry zareo? tsy tadidiko tsara!!
311. nitefa ( 01/08/2005 21:14)
iartistika>>> marina ingahy nenao e!.Afangaroko ny karana sy ny grec. Hay tokoa moa i LEFTER no tompon'ny dallas. Nisy an'ilay bandikely maître karaté iny hoa, i René mbola any ve iny
312. fijo ( 01/08/2005 21:43)
tsy arako intsony izany olona izany.ny tao amin'ny dallas no hisy tsaroako.
313. cutie ( 02/08/2005 03:37)
mba mahitahita kou ry iartistika zany :roll:
fijo za kou tsy maharaka.
314. nitefa ( 02/08/2005 13:21)
Zanaky LEFTER ilay Patrice sy Nicole
315. cutie ( 02/08/2005 14:03)
nitefa ny zanany ihany no haiko anarana.
Nicole zay efa any italie zay .
316. iartistika ( 02/08/2005 17:10)
kôzy ve ry cutie? efa manambady ve??
317. fijo ( 02/08/2005 19:54)
izany ve tsy efa mihinana paty le.
318. cutie ( 02/08/2005 23:47)
iartistika io volazan'i fijo io e. :roll:
319. iartistika ( 03/08/2005 18:20)
:( danz ndray zany!!
320. fijo ( 03/08/2005 19:58)
ngah naika mbola hikasa ny namana?????hi hi hi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8697