mitady olona avy any Antsohihy
281. nitefa
(
23/07/2005 22:12)
iartisika>> nipetraka tany aho hatramin'ny 90, toa hoe efa maty koa i Théo ilay zokin'ny Patou raha tsy diso aho. Tao amin'ny Haute-ville izahay no nipetraka. Mety fantatro ianao raha teraka tany
282. iartistika
(
24/07/2005 19:45)
nitefa> enao ngaha sage femme,sa sage homme tao am hôpitaly??:-D,ary ianao mihitsy le hitako tao am Paloma raha izany!!
284. cutie
(
25/07/2005 02:56)
tsy misy haiko daholo nareo zany afa-tsy i sw dallin ihany . :-*:-*:-*:-*:-*
Patou sy mireille kou kay haiko .
Patou sy mireille kou kay haiko .
285. nitefa
(
25/07/2005 08:22)
iartistika>> izaho mihintsy no nampiteraka ny bôfinareo. I dadanareo saika nikôtikôty ahy saingy tsy nahazaka
288. nitefa
(
26/07/2005 16:27)
tsara rehf nitefa ny hafatra e!, fantatro ny ao amin'ny Paloma, air mad, BTM, Simpa, Contribution, Gendarme, Jirama, Hopitaly, Poste ia!!
289. fijo
(
26/07/2005 20:01)
sao dia soary ary no anarandry.dia dadanareo kay bodega,vadin'ny mamanareo zandry,dadabeanareo penitencier,dadatoanareo avocat generaly;sns
296. nitefa
(
28/07/2005 12:24)
Fantatro dol nareo, cutie ndry ilay sipakely hitako teo amin'ny poste fa tsy nahita ahy za ho any Ambalabe. I fijo ndray teny amin'ny akaikin'ny lycée.
297. cutie
(
28/07/2005 14:04)
nitefa za nga mpankany @ poste :-@
ary iza ny oul hainao ao @ jirama ao ??
ary iza ny oul hainao ao @ jirama ao ??
298. iartistika
(
28/07/2005 17:34)
cutie> le jirama any bikitraobaka no misy olona haiko!!fa tsy any ambalakida! sady mahay an'i cutie mitsy le oull!
299. nitefa
(
28/07/2005 19:30)
aiko dol zany, ny ao ambalakida i Xavier zao fantatro. Ny any bekitraobaka indray i RaSolo.
cutie>>> tsy hoe mpakany amin'ny poste ndry fa nanatitra taratasy tany
cutie>>> tsy hoe mpakany amin'ny poste ndry fa nanatitra taratasy tany