teny argot ve sa teny gasy sa teny inona ???

61. saotra ( 14/04/2005 22:35)
iartistika> tena kozy v le nabaoh ? hihihiihih ataoko fa hoe anarana tarika anie zany e? sa ve le zareo avy any bira?
tsy mahita tsony za ka
62. dadabe ( 15/04/2005 02:38)
:roll: :roll:
63. iartistika ( 15/04/2005 08:27)
saotra> ie zay mihitsy no nahatonga an'zany!


gôla = resy
zédéziila = mofo katsaka
64. dadabe ( 15/04/2005 09:39)
hahahah iartistika mendrika ny homena bizouroka lesy ialahy fa tena record a
65. iartistika ( 18/04/2005 17:31)
gretra = karapanondro
gôzôméla = toaka,alikaola
66. dadabe ( 20/04/2005 12:09)
:} :}
67. iartistika ( 20/04/2005 16:10)
poukouna =olona
girda = gardien
68. dadabe ( 21/04/2005 07:09)
marina fa zah lesy efa lany pasy a oay
1-fika=pasy=hevitra
69. sonwin ( 21/04/2005 14:39)
pounk kely = mifandona totohondry
70. dadabe ( 22/04/2005 04:54)
kenda=kravaty
71. iartistika ( 22/04/2005 08:03)
mouvouna = fanafody gasy
rikàno = jereo
72. booboo ( 22/04/2005 08:09)
iartistika>terrible ingahy kah! misy raha tena zao mihitsy vao haiko :°)
73. mandrindra ( 22/04/2005 08:23)
tongokisoa = revolver
mananasy = grenady
kotro = kisoa= controleur
74. chipie1 ( 22/04/2005 10:56)
koula = reraka
75. naritsimba ( 22/04/2005 11:40)
ketsa iray = 500 000 fmg
ketsa 2 = 1 000 000 fmg
sôlafa = sipa miasa an-trano
vovo = trano
dipr = 10%
ösika = police
bôdika = gendarme
kaly = sakafo
76. majakely ( 22/04/2005 12:20)
-Bikina=bevohoka
-aza mikotata!= aza mikorapaka!
77. majakely ( 22/04/2005 12:25)
>be kredy =be resaka
>skill=mahia
78. gasmlay ( 22/04/2005 16:10)
mipain's = misotro tôka
gemaka = gitara
79. iartistika ( 22/04/2005 16:16)
gedana = sipa,vehivavy
kam's = camion
80. majakely ( 24/04/2005 12:17)
:lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3154