teny argot ve sa teny gasy sa teny inona ???
102. pissoa
(
03/05/2005 16:46)
matsaka = mandeha mividy zava-pisotra, matetika labiera
mifainty = mamitaka na mandainga (tsy haiko raha efa nandeha io!)
Mbilo, marina alo ny an'la oe ny kitoatoa no mahatonga an'reny vocabulaire ireny e! Fa saingy hoe ny lehilahy anie tsy hita fery e, de izany no mahatonga hoe tsisy vocabulaire ... fa tsy hoe tsy manao kitoatoa akory!

103. dadabe
(
04/05/2005 06:01)
hmm ary misy mahita mihitsy ato a
misaotra ny rehetra nandray anjara e
misaotra ny rehetra nandray anjara e
105. iartistika
(
04/05/2005 18:48)
mirehoaka = mizesta,manindry
mandany toto = mandany tsaky,le olona tsy misotro fa mikaly fotsiny no ataony :-D :-D
mandany toto = mandany tsaky,le olona tsy misotro fa mikaly fotsiny no ataony :-D :-D
106. Manon
(
04/05/2005 20:38)
hummmmm ,bien kousa zany retsa zany eh! etou jay zah zany mianatsa reou teny reou :D oupssss zah aza tamy chat refa misy namana teny boula "kanja " verikou teny wé sakafo zany hihihihihi ay mou wé be asa ataou :D
107. isambilokely
(
05/05/2005 02:11)
mihainohaino dans le vide = tsy misy paika, mety hoe misy paika ihany fa ilay hopehana hono no tsy misy.
118. dadabe
(
11/05/2005 16:42)
tsory lety emanao=mil...=mipaingotra
pounk kely klou e :-P :-D 8-) :°)
pounk kely klou e :-P :-D 8-) :°)
120. iartistika
(
12/05/2005 08:24)
rezika = betsaka (avy amin'ny hoe rezimanta)
rezéga = fisolo( avy amin'ny hoe reserve)
rezéga = fisolo( avy amin'ny hoe reserve)