teny argot ve sa teny gasy sa teny inona ???
121. dadabe
(
21/05/2005 05:03)
mbola mety hisy ahita ihany ve ?? fa mahazo bizouroka elah ry iartistika fa tena milay
122. iartistika
(
21/05/2005 10:49)
mizarika = tonga(amin'ny lafiny rehetra io an hihihi)
mitsé = miditra (am lafiny rehetra koa)
mitsé = miditra (am lafiny rehetra koa)
128. iartistika
(
28/05/2005 19:18)
reto misy tsotra kely fa tsy voalaza klé:
baina = naiba = dada,papa
bofy = rafibô = mama,neny
baina = naiba = dada,papa
bofy = rafibô = mama,neny