teny argot ve sa teny gasy sa teny inona ???

41. kinaoly ( 12/04/2005 13:36)
kiraro manjakizay : drigues (kiraro)
arivo tsipika : milles bandes (short)
42. jooko ( 12/04/2005 14:13)
tevana =sipa
firotsaka : karama
43. dadabe ( 12/04/2005 15:13)
o ry zalahy a,raha azo atao de asio fanazavana kely fa tena misy vaovao be amiko kle
44. saotra ( 12/04/2005 18:38)
dadabe > indraindray anie tsy hay ny manazava azy e, fa ny dikany fotsiny no fantatra.
45. iartistika ( 13/04/2005 15:58)
bala = tsaramaso
prà = mpitandro ny filaminana
46. sonwin ( 13/04/2005 16:45)
koaitra= mpivaro-tena
galona = grade miaramila
47. dadabe ( 13/04/2005 16:49)
maka fy=filinina
mitsangatsangana=mirozy
48. sonwin ( 13/04/2005 17:19)
manao= lasa misy dikany maro
mipompy=niova hevitra ihany koa
49. chipie1 ( 13/04/2005 18:39)
le mipompy ve tsy oe mikiraro iany e?
signeo =tapero
50. saotra ( 13/04/2005 22:13)
mangeto= mandefa rivotra
solafa= mpiasan'olona
51. dadabe ( 14/04/2005 07:33)
hahahaahah
1-olona fetsy=fetsepr
2-olona mahasosotra be=bandinanakivy :-D :-D
52. iartistika ( 14/04/2005 08:01)
bôdika = zandary
nabaoh = ovy frite
53. dadabe ( 14/04/2005 09:33)
54. mumu ( 14/04/2005 10:14)
prà = police
kisoa = controleur
55. betty ( 14/04/2005 10:18)
fiouuuuu!! = !kick
56. sonwin ( 14/04/2005 12:24)
strong = string hoy ny vazaha
trondro maina= ...
57. iartistika ( 14/04/2005 15:45)
migy = silipo
pôlio = jereo
58. dadabe ( 14/04/2005 15:58)
sonwin>inn ndray zao no tohin'io ?// :lol:
1-rakatra=kobo=tratra ambodiomby
2-mpiasa antrano=ambasady
59. iartistika ( 14/04/2005 16:11)
gety = short
adidaka = adidas
60. welie ( 14/04/2005 16:21)
sonwin zany mahita fa tsy miteny ny dikany... tsss....

1-akoho/tsain/bajô/ankizy/rafotsy=sipa
2-daba/vam/vy=fiara

tohizako fa mbola mahita zà ry dadabe an! :-P

3-matos=lasa bdb ny dikany koa (Hihihi....)
4-cox=makorell :-P
5-berlin=behoririka
6-kata/mbala=akanjo (kitro=kiraro fa efa nataolo be... :-D)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6832