teny argot ve sa teny gasy sa teny inona ???
21. iartistika
(
10/04/2005 11:24)
vôbôty = voaroaka,voadaka
ndremba = lehilahy tia fitombenan-behivavy..(avy amin'ny hoe andriamby)
ndremba = lehilahy tia fitombenan-behivavy..(avy amin'ny hoe andriamby)
24. mishou
(
10/04/2005 14:30)
misy vaovao tsy arakay mihitsy ato an
dadabe> merci @ ilay hevitra akia an
:-*
za aloha iapa= za aloha handeha (hi-pas dia avadika ilay pas dia lasa apa)
bôrika= tapaka sigara
dadabe> merci @ ilay hevitra akia an
:-*
za aloha iapa= za aloha handeha (hi-pas dia avadika ilay pas dia lasa apa)
bôrika= tapaka sigara
25. dadabe
(
10/04/2005 15:26)
mishou> (l) hihih
efa 2 isaky ny hafatra de mbola misy mihoa-pefy ihany tssss zaza maditra mitsy reto namana ireto
1-toliary=toulouse
2-mahajanga= jangil
efa 2 isaky ny hafatra de mbola misy mihoa-pefy ihany tssss zaza maditra mitsy reto namana ireto
1-toliary=toulouse
2-mahajanga= jangil
26. Tanala
(
10/04/2005 15:57)
Tsy aiko ra tafiditra koa ireto, fa mampiasa reo daholo na mihaja na tsy mihaja.
1- ankizy = sipa= namana azo amboarina :-* :*
2- manao = manambotra zaza :-P
1- ankizy = sipa= namana azo amboarina :-* :*
2- manao = manambotra zaza :-P
31. dadabe
(
11/04/2005 03:53)
lejim tsy mbola nandeha
tanala>inona lty le hoe azo amboarina???
1-analakely=analagam (tsy haiko ny nahatonga an'izany)
2-ampefiloha=ampefitety
tanala>inona lty le hoe azo amboarina???
1-analakely=analagam (tsy haiko ny nahatonga an'izany)
2-ampefiloha=ampefitety