inona no tena marina ?

101. hery ( 12/04/2005 12:35)
xxx> mbola misy tohiny ilay hira

...
Ho voninahitr'i Jesoa zanakao

Ary aza afangaro wah, arak'io nolazaiko io, ny atao hoe Doctrine (foto-pinoana) sy ny Dévotion populaire (fientanan'ny olona vokatry ny expérience-ny manokana).

Ohatra terre à terre be. Tamin'ny mbola kely zah nanana baolina kanefa dia sarotra ihany ny nindrana baolina taty amiko. Dia fetsy ry zalahy dia any amin'i mamanay izy no miteny hoe zahay ampindramo baolina. Ny baolina dia ahy... fa fantany fa i mamanay rehefa tenenina hoe ampindramo baolina tsy hividy baolina manokana na hoe manana baolina anazy... fa fantany hoe hiteny amiko hoe mba omeo baolina ireo ankizy ireo ry Hery a.

Dia hizesta ve ry zalahy hoe baolina an'i maman'i Hery ity? Ny baolina an'i Hery ihany na dia i Maman'i Hery aza no nangatahana azy.

Raiso izay azo raisina.
102. dadabe ( 12/04/2005 14:58)
hery>hay ve ialahy mahay milalao baolina e :wink:
103. annie ( 12/04/2005 17:11)
hihihihi nivadika baolina ny resaka!
manomboka tezitra i sefo marina
104. hery ( 13/04/2005 08:58)
annie> iza kou no tezitra eo? :-)

Fa sarotra be ilay izy. Ny zavatra nataontsika teto dia samy nanome fanazavana ny momba ny inoany sy ny tsy inoany... dia izay ihany. Tsy isika eto no afaka hiteny hoe izao no tena izy. Satria efa hatry ny ela ny discussions no nisy fa tsy vao teto... kanefambola tsy mitovy ihany ny hevitra.

Ny tena tiako dia ilay mizara izay inoanao (na tsy inoanao) dia manaja izay inoan'ny (na tsy inoan'ny) hafa.

Merci daholo e...
105. haingo23 ( 13/04/2005 10:49)
Marina ny voalazn'ny hery fa samy manana ny inoany ary manaj ny finoan'ny hafa. Nefa ilaina koa ny manitsy sy milaza hevitra mety hahasoa.
Ianareo ve afaka manome tsiny ahy raha hivavaka @ Andriamanitry ny baolina kitra aho (Pele) mba hahay baolina ny zanako. (satria efa resaka baolina izao)?
Tsy dia azo atao terre-terre izany anie ny baiboly e! mazava be ny voalazany dia izay.
106. sonwin ( 13/04/2005 11:41)
tsy azo atao terre à terre ny baiboly an..i Lotera ihany ange no nahatonga io interpretation ny baiboly etsy sy eroa io e!
107. dadabe ( 13/04/2005 15:31)
lotera iza klou no tenenin'ise e?eyo @serasera ve sa i Luther?
Dia mazotoa ihany ary e :D de ampy
108. sonwin ( 13/04/2005 16:03)
Luther raiben'ny Protestant..fa zao marina nge e, any allemagne any zany no tena foibe'ny protestant ary ny olona any dia majorité protestant mihitsy...fa zao ny nahagaga ahy,henoko tamin'ny olona..ny ankabetsahan'ny fiangonana protestanta any hono an (loterana sy Evanjeliste) dia feno kisarisary sahala amin'ny fiangonana katolika ireny (Jesosy ao amin'ny hazofijaliana, sarin'ny apostoly, sary vongana misy anarana, sy ny sisa maro),,nefa misy amin'izy ireo aza no fiangonana naorina taty aorina be...de lasa ny saiko: ary tena samy hafa mihitsy izany ny protestanta eto Mada sy ny any ampita...izay marina ilay hoe tsy universel ry zareo :lol: samy manana ny azy
109. sonwin ( 13/04/2005 16:04)

110. sonwin ( 13/04/2005 16:07)

111. dadabe ( 13/04/2005 16:23)
tsy hoe any allemagne,fa atovy hoe aty allemagne :wink: ,ka io anie le nazavaiko tao ambadika tao hoe ,ny protesta eto dago de manohitra ny kato,nefa mifampitantana ihany (tous chemins menent a rome)hihih :wink:
112. dadabe ( 14/04/2005 09:16)
de miandry ny tohiny oo
113. yonikafopl ( 14/04/2005 10:45)
hery hihih sotra eee, fa zao terre a terre ahoana mou, ny ahy ny baiboly tsy ataoko zavatry ny lanitra fa hiainako eto an-tany mihintsy ka, hakako ohatra amin'ny fiainako andavanandro, hiainako mihintsy zany e!, fa za ange manaja ny finoan'ny hafa e! fa manamafy ny finoako koa anefa :wink:
dadabe :) :-*
114. haingo23 ( 14/04/2005 11:19)
Yonik>Raha azoko tsara izany dia mitovy @ boky hafa rehetra ahazoana fahalalana sy fianana ny baiboly aminao ? tsy mino ny fiainana mandrakizay koa izany ianao ?
115. dadabe ( 14/04/2005 15:35)
entre parenthese a yonika> (l) :-* ztm
116. yonikafopl ( 14/04/2005 21:35)
dadabe tsssssss any amin'ny antson'ny fo ngamba io ( ) io kleeeee :)
haingo23 nga za niteny teo we tsy mino ny fiainana mandrakizay, ary nga ny anareo ny Baiboly vakiana de akombona fa tsy mba iainana izay voasoratra ao kleee,
mandalo ny maso sy ny sofinareo fotsiny ny tenin'Atra??? haingo a, fiainana ny Baiboly amiko, ao no hanovozako fahendrenasy fahalalana, Tenin'Atra ny Baiboly ary tsy mbola nisy Boky feno sy masina noho ny Baiboly, ao no hanomanako tena ho amin'ny fiainana mandrakizay.
117. dadabe ( 15/04/2005 02:52)
hhmmm (l)
118. yonikafopl ( 15/04/2005 08:29)
:-*
119. dadabe ( 15/04/2005 08:55)
:oops: :oops:
120. yonikafopl ( 15/04/2005 09:08)
dadabe inona ny tena marina? :)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1618