inona no tena marina ?

141. yonikafopl ( 04/05/2005 20:14)
142. maditra ( 05/05/2005 00:59)
ndrena> Bien sure fa izay perfection izay mihitsy no tadiavina. Nefa misy manana izany ve ireo fiangonana rehetra mitononona ho fiangonan'Atra ireo? Objectivement no andinihana an'izany! Ary raha samy hifampitsikera toy izao ihany, iza moa no ho lany am-bavany eo?. Manaiky aho fa ny Tenin'Atra no tokony hitsarana ny Fiangonana iray na marina na tsy marina. Fa amin'ny fomba ahoana no ahavitantsika izany.

Misy ao amin'ny Joany ao ohatra i Jesoa mivavaka ho an'ny mpianany, mba hiraisan'izy ireo rehetra amin' ny anaran'Atra (Joany17:11). Dia nofaritan'i Jesoa tsara mihitsy ilay vavaka nataony hoe, tsy ireo Apostoly ireo ihany fa ny mpino rehetra (17:20), dia ny Kristianina rehetra izany. Nahoana ary, Atra mangataka ny hiraisantsika rehetra nefa fizarazarana no asetrintsika izany. Milaza ve i Lotera (na ianareo Protestanta) fa nanatanteraka ny sitrapon'Atra nefa izay natambany (Atra)ihany no nosarahana. Tsy mino izany aho!
Noho izany, raha mbola mizarazara sy mifampitady otran'izao ny fiangonana ankehitriny fa tsy mitady fifampifandraisana, dia mbola tsy tonga amin'izay tian'Atra izany ny fiangonana ankehitriny noho izany.
Maditra
143. dadabe ( 06/05/2005 12:31)
manomboka miha-lalona izany fandinihana izany a.

maditra>mbola ampiko kely ,misy teny ao manao izao \"dia hoy i Kristy :Ray o tiako ho any amiko any @zay hitoerako izy ireto,...afa-tsy ilay zanaky ny fahaverezana ihany \"de io zanaky ny fahaverezana io ry maditra tsy maintsy maka kilient izany hoe ,misy ny andian\'olona makany @fiainana mandrakizay ,ary misy ny andian\'olona makany @fahaverezana mandrakizay (zanaky ny fahaverezana),ary ny olona makany @fiainana mandrakizazy dia tsy ho maro an\'isa mihitsy raha ny soratra masina no halalinina ,satria na i Kristy aza dia nilaza hoe \"Ety (tery)ny lalana makany @fiainana mandrakizay dia vitsy ny mahita azy ,fa mikodana kosa ny lalana mkany @fiainana fahaverezana dia maro ny mahita azy .

fehiny:ny tanjon\'Andriamanitra angamba dia mazava araka ny nolazain\'i maditra hoe ny hampiray antsika(izay zanany ihany anefa),nefa tsy ho tanteraka io satria nany faminaniana aza dia milaza fa any amparany any dia hisy \".....fisarahana....\"

misaotra o
144. yonikafopl ( 06/05/2005 16:51)
:roll: :roll:
145. ndrena ( 07/05/2005 04:44)
Marina iza
146. ndrena ( 07/05/2005 04:51)
Azafady fa voatsindry tsy nahy ny touche hafa.Marina izay voalaza teo izay fa tsy tokony hadinoina fa ny vavaka nataon\'i Jesosy ao @ Jaona 17 dia fampiraisana ny olona na ny mpino rehetra izay manaiky sy manaraka ny teniny.Tsy fampiraisana ny fiangonana fa fampiraisana ny olona hanao ny sitrapon\'A/tra noho izany dia eo no mahatonga ilay fisarahana satria samy manana ny fanehoan-keviny ny tsirairay ary izay ilay tiako homarihina hoe:tsy ny tsangakevitry ny fiangonana na ny olona mpitarika azy no tokony hojerena fa ny fanarahana ny Tenin\'A/tra.
147. dadabe ( 07/05/2005 07:11)
izay
148. yonikafopl ( 07/05/2005 12:30)
izay mihintsy
149. maditra ( 07/05/2005 16:42)
ndrena> Manaiky koa zah raha izay!
Fa na dia izany na tsy izany, raha ny fiangonana no misaraka, matetika ny olona tonga dia mifanaratsy, fa arakaraka olona ihany io.
nareo rehetra> :-*
150. dadabe ( 08/05/2005 10:22)
mercii maditra ,sambtra enao malala-rsaina (l)
151. isambilokely ( 10/05/2005 06:11)
Zahay tsy hiala amin'ny Masina Maria e.
Mivavaka aminy foana zahay fa tsy misy ny maharatsy izany.

Mbilo
:lol: Youpiiiiiiiiiiiiie
www.amontana.com
152. dadabe ( 11/05/2005 16:25)
ce que tu aimes anie zany r'isambilokely e :-D :oops:
153. annie ( 11/05/2005 21:08)
oay! tena efa ela za no tsy tato marina kay misy hafatra tokony ho valiko ato!
Marozevo!za tena tsy mino ny razana mitahy zany!Tena malagasy mihintsy ary tsy misy fangarony na dia kely aza
Ny finoana malagasy hoe mitahy ny razana dia satria mpanompo sampy ny betsaka taloha ka miresaka @ razana hono,raha mamaly ny razana dia devoly zay no mandrebireby anao.
Tsy misy afa tsy Aa sy Jesosy ihany amiko ny mitahy antsika olombelona
Ahoana moa no hanaporofoanao fa efa mandova ny fiainana mandrak\'izay i Maria sy ireo olomasina hoy enao?Mba fantatrao moa inn ny hatao hoe fiainana mandrakizay? dia valiko:tsy maty itsony ianao fa ho velona foana!Ka moa ve velona foana i Maria sy ireo olomasina lazainao? Tsy efa any ampasana daholo? Ka atsoina hoe inn ny olona rehefa any ampasana? tsy hoe Maty? Tsy mbola nahazo ny fiainana mandrakizay izy zany?Ary maninn ny olona no maty? satria nony ny otany mazava ho azy? Tsy olomasina izy zany satria nanonta ary maty any ampasana.Raha olomasina izy dia tsy maty fa niakatra velona avy hatrany!
Hisy hiteny indray eo zao hoe kou naninn ary Jesosy no maty? de valiko satria zanak\'Aa izy,ary mazava be fa niakatra velona any andanitra

bola hotohizako ioa @ manaraka fa hatory kely aloha
R
154. dadabe ( 12/05/2005 06:57)
hmm annie misaotra,fa tena mazava fa dia miandry an'i marozevo zany hamaly izany fanontanian'i annie zany e
155. ndrena ( 12/05/2005 13:36)
Marina izany,ary raha tena mitahy izy ireny ataoko fa samy nahita fahombiazana daholo ny ts11 saingy tsy izany no miseho.
156. dadabe ( 12/05/2005 15:29)
ahan
157. ndrena ( 13/05/2005 14:26)
Mazrina hoy aho izany
158. dadabe ( 14/05/2005 17:03)
marina fa saingy mbola hisy namana hamaly ka
159. isambilokely ( 18/05/2005 17:49)
Ary i Annie zany nanao befiavy be.
Zahay misy mitahy foana na Razana na Maria na Jesoa. Izay no fototra maha olombelona. Mandehana any am tany tsy iorenan'ny kristianina fa ahita ianao. Ohatra hoe ny Amérindien ohatra...

Na mivavaka amin'ny Raneny Maria zahay dia mety foana io izy no mahalala hoe mety na tsy mety sady tsy hahalala izay ve ny zanany hoe tokony ho aty amiko io vavaka io no hivantana fa mba mila tosika avy any am reniny .. mety foana io e

Mbilo
:lol: Youpiiiiiii
www.amontana.com
160. dadabe ( 19/05/2005 08:44)
hhmmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.196