inona no tena marina ?

61. Lotera ( 09/04/2005 05:37)
tsetsatsetsa tsy aritra:
Lejim:
Matetika izy ireny mitory vaovao mahafaly (evangile), manome tantaran'olona feno finoana an'Atra. Izany no mahatonga an'ireny tsy sakanan'ny Fiangonana.
misy sakanan'ny Fiangonana Katolika ireny aloha raha sendra tsy fantatrao. Fanampiny dia aza hadinoina fa mamitaka no asan'i Satana ka tsy avy hatrany izy dia ampiseho ny haratsiany.

Raha inoantsika ary fa eo akaikin'Andriamanitra i Maria. Ataoko fa fantany tsara fa mora araraotin'i Satana ny fisehoana toy ireny ary tsy hanome vahana an'i Satana izy. Kristy Tompo aza fantany fa misy misandoka!
62. maditra ( 09/04/2005 06:08)
Lotera> tsy ho azonao mihitsy ity resaka ity. Marina fa fetsy Satana fa mahay mihoatra azy i Jesoa, mahay lavitra, 1/ Atra i Jesoa ka tsy hiankohoka na amin'inona izany na amin'inona satria izy no mpanjaka!
2/ Raha mamaky anao any amin'ny 1Samoela 8, izay mikasika ny vahoakan'Israely nangataka mpanjaka. Teo no nilazan'Atra fa misy tompo (petit"t" midika tompo oh:misaotra tompoko) olombelona ry zareo. Mazava loatra fa tsy midika mivavaka ny dikan'ny manonpo eo, sa ianao tsy manao tompoko ho fahalalam-pomba?
Fantako fa compliquer ity zavatra ity satria sarotra ny manazava zavatra amin'ny teny Gasy.
Ary ianao milaza fa fika avy amin'ny satana ireny fisehoan'i Masina Maria ireny, miombon-kevitra tanteraka amin'i lejim zah amin'izany! Fa ny hitako hanampiako azy dia izao. Zah tsy mino fa ahomby ny hevitr'i Satana raha hampianatra olona hivavaka sy hatoky hatrany an'Atra ny strategie ampiasainy! I jesoa no nilaza fa tsy miady an-trano i Satana ary fantatro tsara ny tiany holazaina amin'izany!
Tsy dia fombako koa ny mitanisa toko sy andinina fa juste hampisehoako anareo izay mihevitra fa tsy mamaky Baiboly na tsy mahay Baiboly ny Katolika no tena nanaovako an'ireo!
Amindrao fo aho Tompo raha misy tsy marina izay lazaiko nefa ianao mahafantatra fa mino anao ary vonona ny hijoro ho vavolombelonao mandrakariva zah ary fantatrao koa fa avy ao am-poko ireo zavatra soratako ireo!
63. dadabe ( 09/04/2005 06:21)
maditra >AMEN
64. maditra ( 09/04/2005 06:36)
tssss, misaotra miara-mivavaka dadabe. Trop de serieux ratsy, absence de serieux tsy mety, un peu de serieux ihany no OK!
maditra forever
65. dadabe ( 09/04/2005 09:07)
hhhmmmm (l)
66. dadabe ( 09/04/2005 09:13)
hhhmmmm (l)
67. sonwin ( 09/04/2005 10:37)
lejim, maditra> i lotera raha ny fahitako ireo ady hevitra eo ambony ireo dia tena tsy mahafantatra mihitsy ny finoana katolika, tsy mahafantatra ny misiterin'ny fiainana hany ka faly mitsikera sy manadiso..toa ny honohono avy amin'ny fandemen-tsaina any amin'ny finoana misy azy any no mibahana ao an-tsainy.
lotera> fouthese hoy ilay namana iray izay
dadabe> he he he...hiditra lalina eto za raha vao mbola miseho ho be hevitra io lotera io ..tsy ampy hoaniko io frera a :lol: miteniteny foana ileiry
68. dadabe ( 09/04/2005 14:19)
sonwin> :D :-D :-D mazotoa e hevitra no avoaka de avy de avoay ny hevitrao frera a
lotera>azakivy zany a mahereza e
69. dadabe ( 10/04/2005 10:57)
:roll: :roll: :roll:
70. iartistika ( 10/04/2005 11:34)
:°)
71. annie ( 10/04/2005 11:41)
pousy aloha ny tenako
:-* :-* :-* :-* :-* :-*
72. sonwin ( 10/04/2005 13:21)
:?:
73. dadabe ( 10/04/2005 15:32)
lany hevitra sahady ve ianareo e,hiditra amizay anie aho raha lany hevitra ianareo e (l)
74. routa ( 10/04/2005 16:33)
zay aho vao tonga ry dadabe hanazava ny teniko tary : zao an! i marie hoy aho efa maty ary mbola ao ampasana izy atramin izao ,ny maty tsy mahay miteny tsy mandre, hoy JESOSY hoe ny maty matory de ahoana no hivavahana @ zany . Ekeko fa efa maty JESOSY fa efa nitsangana ary mino izany isika fa Marie tsy mbola nitsangana e!.Dde ahoana no ahazahoana antoka fa hahavita ny fanelanelanana ny olona maty ?.Tsy azoko mihintsy fa diniho hiany ka!fa amiko JESOSY irery hiany no mpanalalana sy mpanelanalana antsika amin ANDRIAMANITRA
75. Lejim ( 10/04/2005 16:55)
Dia mbola hiverina any amboalohany koa isika izany ry routa rah azoko tsara, tsy afaka hamerina izay efa voalaza intsony zah fa vakivakio ny resaka nifanaovanay zah, dia i maditra dia i loteratamin'ny 09-04-2005 04:09:12 ka jusque tamin'ny 10:21:05 fa ho hitanao ny hevitro ary mety hanampy anao amin'io fanontanianao io. Dia mbola hampiana anao dia raha vakianao ao amin'ny lioka23:42-43 dia ahita ianao fa "anio dia anio ihany dia hiaona amiko any amin'ny paradisa ianao" hoy ny Tompo tamin'ilay jiolahy iray iny. Marina fa mety tsy nitsangana ara-nofo i Maria fa ny fanahiny kosa dia inoako fa efa natsangana.
Dia averina amin'ny routa indray fa tsy ivavahana izany akory i Maria, miverina mamaky an'ity dinika ity hatrany amboalohany ianao raha te hahalala bebe kokoa momba an'izany fa tsy misy adala eo hamerina azy rehetra ireny. Raha milaza ianao fa tsy afaka miteny ireo maty dia vakio ny tantaran'i lazarosy sy ilay mpanan-karena. Tsy te ahazo ianao fa tsy hoe tsy mazava ity resaka ity raha azoko tsara!
76. dadabe ( 10/04/2005 17:06)
hhmm !
77. yonikafopl ( 11/04/2005 00:52)
samy manana izay hinoany io.
Fa raha za manokana kalou de mihevitra we fa nahoana mou i Maria izay efa maty no hangatahako hivavaka ho ahy? raha izany dia aleo ny dadako izay efa maty no antsoiko hivavaka ho ahy satria za zanany de mino aho fa hitalaho sy hitomany eo antongotr'i Jesosy izy ho ahy zanany izay tsy mba afaka nanoroka azy farany akory.
78. dadabe ( 11/04/2005 03:57)
:cry: :cry: :cry:
79. sahary ( 11/04/2005 04:20)
ny tena marina de zao,na ny samy katolika aza samy misalasala ny @ tokony hivavahana ,non firesahana mantsy eh! @ masina maria na tsia,ny sasany milaza fa tena mivavaka @ maria zahay,ny sasany indray tsy manaiky an'izany fa hoe mpanelanelana fotsiny izy,izany hoe mbola mila manao ezaka lehibe zany ny fiangonana @ fampianarana ny vahoaka hoe inn no tena izy,ary rehefa mandinika ni hira sasany ao @ fihirana aza de tena i maria mintsy no ivavahana oh:
Reny mpitari-dalana ô
Ry masina maria
O ry kintana ambony e!
TANTANO NY DIANAY
Inoako fa mazava be io voalaza io!
80. annie ( 11/04/2005 08:25)
=D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D =D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1965