Fanontaniana Manitikitika
21. aristar
(
31/03/2005 21:04)
O ry hery a ! Tena mandreraka sy manirikiry mihintsy ilay mi-reconnecter isakin\'ny manindry lien !!! Isakin\'ny iray segondra ve dia maty maty ilay variable de session ? Soa ihany faha ato an-trano aho dia enregistré ilay login faha ireo any @ cyber dia tsy aiko raha mijanona ele eto @ sera² zareo satria manirikiry mihintsy ilay izy
22. hery
(
01/04/2005 05:58)
Hmmm
Mahagaga ahy ihany satria ny ahy izao tsy maty mihitsy ny session.
Marina fa nohamafisina kanefa tokony 15 min ny durée de vie-n'ny session. Ny zavatra novaina omaly dia ny restriction par IP hoe raha vao miova IP dia maty daholo ny session. Kanefa zavatra normal izany. Angamba nisy bug kely. Ok esoriko indray izany ilay restriction par IP

23. hery
(
01/04/2005 06:03)
iartistika> rehefa sendra an'io (lany ny session) dia ampidiro ny solonanarana sy tenimiafina fa lasa ihany ny hafatra.
26. admin
(
02/04/2005 16:21)
Maniry> tsy manokatra namana fotsiny dia afaka ho azy enao any aoriana any.
Mitovy amin'ny hoe, raha tsy te hanana adiresy yahoo intsony dia inona no atao.
Mitovy amin'ny hoe, raha tsy te hanana adiresy yahoo intsony dia inona no atao.
novalian'i hery ny 30/06/2005 08:36
27. zazara
(
05/04/2005 23:26)
mba saika hanotany ny ahona ny mba hifankazaona amin'ny namana hifampiresaka ho eo no heo?
28. hery
(
06/04/2005 05:56)
zazara> Mandehana eo amin'ilay hoe Karajia (Jereo ery ambony havia ery)
29. nalafe008
(
06/04/2005 12:26)
ahoana aho isakikin'ny mamaly hafatra dia lazaina foana hoe try lasa ny hafatra nefa mitovy amin'ilay nandefasako t@voalohany ihany no nataoko dia lasa iny fa izay nataoko manaraka dia try misy lasa
30. hery
(
06/04/2005 17:17)
nalafe> jereo sao dia tsy eo ny solonanaran'ny namana handefasana azy. izay ihany no antony tsy mahalasa hafatra.
31. xxx
(
07/04/2005 08:12)
hery: misy fanootanina kely ity: nga nalana le woué:
"sakano ny hafany"? ka rah senja mahazou hafatsa amy olona ka tsy tianaou de ahonnn ?
"sakano ny hafany"? ka rah senja mahazou hafatsa amy olona ka tsy tianaou de ahonnn ?
34. saotra
(
07/04/2005 23:37)
slt Hery
fa maninona no tsy tafiditra @ le resaka mivantana za? efa 2 andro zay tsy mety tafiditra mitsy. Nefa taloha mety ihany fa zao tsy mety.
zay fa mazotoa
fa maninona no tsy tafiditra @ le resaka mivantana za? efa 2 andro zay tsy mety tafiditra mitsy. Nefa taloha mety ihany fa zao tsy mety.
zay fa mazotoa
35. saotra
(
07/04/2005 23:38)

37. hery
(
09/04/2005 10:38)
nounoum:
Ahoana ny fomba fampidirana ny namako ho ao amin'ny SERASERA
Raha efa mpikambana izy (manana solonanarana) dia jereo eo amin'ny boaty hoe Ny namana - Hampiditra namana
Raha mbola tsy mpikambana izy dia asaivo misoratra anarana (malaky :-)) ao amin'ny http://namana.serasera.org
38. saotra
(
10/04/2005 02:04)
slt
fa maninona za isaky ny mihaino radio vazo gasy de tsy mety foana e?
Misy fahatapana kely fa @ manaraka indray miverina oh? zany foana no henoko
merci
fa maninona za isaky ny mihaino radio vazo gasy de tsy mety foana e?
Misy fahatapana kely fa @ manaraka indray miverina oh? zany foana no henoko
merci
39. mpiketrika
(
12/04/2005 14:10)
Misaotra anareo fa voaray ny hevitra rehetra ary de tena mahafaly ahy tokoa fa ny nampalaelo ahy kely de ny fanivangivan'ilay ramatoa iray ato @namana serasera ny maha malagasy ny malagasy refa tsy tiny ny mieresaka amin'ny gasy de tokony any amin'ilay vazaha mafinaritra azy izy no miresaka fa tsy tokony hitonatonana ato amin'ny serasera gasy mintsy ,ka za alou de tezitra taminy ary de nomeko teny maharary azy mintsy izy ,ka asa na fantany na tsia ny fitsipika mifehy ato anatin'ny serasera na tsia fa de tena mandreraka ilay ramatoa atao hoe NIRY47 ,tonga @ilay hirn'i NJAKATIANAle izy hoe "aza complexé"de misaotra tompoko
Nahitsin'i hery
Nahitsin'i hery
novalian'i mpiketrika ny 13/04/2005 08:37
40. looli
(
13/04/2005 13:57)
Manao ahoana daholo.
Tena marina mihintsy io fanontaniana napetrak'i Alistar io fa tokony ho ahitsin'ny administration.
Raha jerena ny site rehetra de tsy misy an'io fomba io.
Ilaina ihany koa mantsy ny "part de confidentialité" .
Hevitro manokana.
Dia mbola misaotra sy mankasitraka ny Mpikarakara ny NAMANA.