Fanontaniana Manitikitika
61. hery
(
11/05/2005 05:41)
misaotra an'i Veloo
haingo23> na koa midira ao amin'ny Hatsikana sy lalao dia tsindrio ilay hoe [Hanoratra hevitra vaovao : Jereo eto]
haingo23> na koa midira ao amin'ny Hatsikana sy lalao dia tsindrio ilay hoe [Hanoratra hevitra vaovao : Jereo eto]
63. hery
(
14/05/2005 10:12)
Veloo> fanontaniana aiza? Toa tsisy fanontaniana tsy voavaly intsony teo. Sa tsy fanontaniana? :-)
64. Miarantsoa
(
16/05/2005 06:53)
Miarahaba tompoko,
Ahoana kay no fomba fanalana tononkalo sasany ao amin' ny tonokaloko ?
MIsaotra tompoko.
Ahoana kay no fomba fanalana tononkalo sasany ao amin' ny tonokaloko ?
MIsaotra tompoko.
65. hery
(
16/05/2005 08:06)
Miarantsoa:
Miarahaba tompoko,
Ahoana kay no fomba fanalana tononkalo sasany ao amin' ny tonokaloko ?
MIsaotra tompoko.
Jereo ny lisitry ny Tononkalonao rehetra dia azonao fafaina izay tokony hofafaina.
Izany hoe.
- Jereo ilay momba ny mpanoratra
- Tsindrio ilay hoe Ny tononkalony rehetra
66. rurik
(
17/05/2005 12:12)
hery an ! asa na misy fetrany ny biz'oroka fa ny ahy angambany efa tapitra fa tsy mandeha intsony e .klikeko ilay hoe hanome biz'oroka dia tsy misy ninoninona mivoaka asa na ahoana?????misaotra
67. Veloo
(
17/05/2005 17:21)
Hery a ity no tsy mbola novalianao ka
[ Valio ] 10-05-2005 23:07:12
Lohateny : Re : Fanontaniana Manitikitika
Hery a io mihitsy no nidirako dia avy eo tsaty tsisy oul fa fotsy2 be fotsiny...
aleo hazavaina tsara zany miditra ao @ karajia aho dia ecran fotsy fotsiny dia milaza ery @ a droite oe "no channel" nefa za mampiasa java an

68. hery
(
18/05/2005 05:52)
rurik> ie, misy fetrany ny bizoroka. Rehefa lany ny tahirinao dia tsy afaka manome bizoroka intsony ianao. Afaka miandrya amin'ny voalohan'ny volana indray amin'ny tahiry manaraka. http://namana.serasera.org/?rub=bizou&asa=help ny fanazavana be be kokoa momba ny bizoroka.
Veloo> http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m424a99e22e664 ny fanontaniana sy ny valiny momba ny chat dia
Veloo> http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m424a99e22e664 ny fanontaniana sy ny valiny momba ny chat dia
69. palmbeach
(
18/05/2005 06:16)
mba te anontany fa tena very,aona no atao raha toa ka tsy te haharay imailaka intsony refa misy hafatra tonga vaovao! misaotra!
70. palmbeach
(
19/05/2005 05:42)
Ahoana no atao raha toa ka tsy te haharay imailaka any amin'ny adiresy imailaka hafa ohatra hoe yahoo,hotmail napetraka tao rehefa misy hafatra tonga vaovao eto amin'ny namana! misaotra
71. Veloo
(
19/05/2005 17:37)
hery a misaotra lesy a mety ny serveur interne-ko mihitsy no tsy mampande ny tsaty-ko...
72. bemakely
(
22/05/2005 06:52)
Ahoana kay no fihainoana hira amin'ny RVG fa tsy mety mahazo mihintsy aho. Merci
73. tianah1
(
26/05/2005 13:56)
Bjr,
Hery a,aona kay refa le hoe alefaso imailaka le hafatra?Ny tsy azoko manko de izao lasa aiza le hafatra refa avy eo?Any @ mail an'le olona?Misaotra mialoha
Hery a,aona kay refa le hoe alefaso imailaka le hafatra?Ny tsy azoko manko de izao lasa aiza le hafatra refa avy eo?Any @ mail an'le olona?Misaotra mialoha
74. nofy
(
26/05/2005 17:08)
Salamae!Ahoana angaha ny fomba fidirana @ilay hoe Lohahevitra fa dia hitako foana ato fa tsy haiko ô!
Dia misaotra mialoha
Dia misaotra mialoha
75. iriko
(
26/05/2005 17:27)
salama ve? ahoana angaha no fidirana @radiovazogasy,fa tsy azoko mihitsy,radio hafa foana no misokatra,misaotra indrindra.
76. nofy
(
27/05/2005 05:58)
nofy:
Salamae!Ahoana angaha ny fomba fidirana @ilay hoe Lohahevitra fa dia hitako foana ato fa tsy haiko ô!
Dia misaotra mialoha
78. hery
(
27/05/2005 14:14)
bemakely> iriko>
Ny fihainoana ny radiovazogasy dia jereo ao ami'ny http://radiovazogasy.com
tianah1>
Rehefa alefanao email ilay hafatra dia tonga any aminao. (amin'izay tsy manao copier-coller fa mba voatahiry any izy)
nofy>
Midira ao amin'ilay hoe Dinika manokana etsy amin'ny fanoroam-pejy dia jereo ao ny Resakolondehibe. Dia ao anatin'ilay boaty misy ny resak'olondehibe misy soratra hoe handray anjara.

80. TSIKILAVA
(
30/05/2005 07:30)
Mbola tsara aby !!
Ny antoko mpihira misy anay dia mba te hampiditra ny zava bita,y ao @radio vazogasy. Azonao atao ve ny manome ny andinidiniy ??
Misaotra mialoha
Ny antoko mpihira misy anay dia mba te hampiditra ny zava bita,y ao @radio vazogasy. Azonao atao ve ny manome ny andinidiniy ??
Misaotra mialoha