Fanontaniana Manitikitika
1. hery
(
29/03/2005 13:58)
Raha misy fanontaniana manitikitika na zavatra tsy azo momba ny takelaka namana dia apetraho eto ambany fa hovaliana.
Misaotra.
Ny fanontaniana tokony ho hita dia toy ny hoe "Ahoana ny ..."?
Nahitsin'i hery
Misaotra.
Ny fanontaniana tokony ho hita dia toy ny hoe "Ahoana ny ..."?
- Ahoana no fomba fisoratana anarana raha te hiditra ho namana?
- Jereo ny takelaka namanadia tsindrio ilay hoe hisoratra anarana (eo ankavia). - Ahoana no atao raha adino ny tenimiafina?
- Jereo ny takelaka namanadia tsindrio ilay hoe Hadino ny tenimiafina (eo ankavia). - Ahoana no atao raha hanova tenimiafina?
- Midira ao amin'ny mombamomba anao http://namana.serasera.org/izaho dia jereo ilay hoe hanova tenimiafina. - Ahoana ny fomba fitadiavana namana?
- Mandehana etsy amin'ilay hoe hitady namana dia ampidiro ny iray na maro amin'ireo zavatra mifandraika amin'ny namana hotadiavinao. - Ahoana ny fomba fijerena ny mombamomba ny namana iray?
- Matetika rehefa tsindrinao ny solonanaran'ny namana iray dia miseho ny mombamomba azy. Raha tsy miseho izany dia ampiasao ny rohy http://namana.serasera.org/iza:solonanarana - Maninona aho no tsy mahita ny momba ny namana iray?
- Mila mameno ny mombamomba anao ianao vao afaka mahita ny momba ny namana iray. Ara-drariny kosa angamba izany :-) - Ahoana ny fomba fandefasana hafatra amin'ny namana maro?
- Azo atao ny mandefa hafatra amin'ny namana 5 farafahabetsany. Tsindrio ilay hoe Handefa hafatra dia apetraho ny solonanaran'ny namana dia elanelano amin'ny faingo (,) - Ahoana ny fomba fampidirana sary?
- Jereo ilay hoe Ny sarinao etsy amin'ilay hoe Ianao etsy ankavia. Dia ampidiro ao ny sarinao. Afaka mampiditra sary maro ianao. Tandremo fa mety hanesorana anao tsy ho namana ny fampidirana sary tsy izy. - Ahoana ny fomba famafana sary?
- Jereo ilay hoe Ny sarinao. Isaky ny sarinao dia misy soratra hoe [Fafao], dia azonao fafaina ny sary nampidirinao. Mihena 5 ny isa azonao isaky ny manala sary iray. - Ahoana ny fomba fandefasana Tovana (Pièces jointes)?
- Mbola tsy afaka mandefa tovana amin'izao fotoana izao noho ny olana ara-pitaovana. Efa eo am-panamboarana azy izahay ka hivoaka tsy ho ela. - Ahoana ny fomba fialàna tsy ho namana?
- Rehefa tsy ampiasaina intsony ny solonanarana dia maty ho azy... - Ahoana no fomba fanampiana ara-bola ny serasera?
- Isaorana be dia be sahady ny fahavononanao hanampy ny serasera.org. Amin'izao dia fomba telo no ahafahanao manampy ara-bola ny serasera. Izay hitanao amin'ity rohy ity. http://serasera.org/lisitra/index.php?rub=fanampiana
Nahitsin'i hery
novalian'i tsylaitra ny 05/10/2005 19:35
2. aristar
(
29/03/2005 17:30)
Ary manao inona moa eo @ version 2 rehefa mijery ny mombamomban'ny namana iray dia misy an'ity :
Izany hoe raha siphonner-vana ny site namana.serasera.org, ary afaka hatao mora ilay izy, dia fantatra hoe iza no niditra tao @ namana.serasera.org ary tamin'ny firy ary avy aiza.
Mariako faha eto France dia mila commission rogatoire ny juge ny provider izay voa manome hoe iza no niditra tao @ site ity t@ ora izao nefa eto @ namana dia na iza na iza dia afaka mahafantatran'ilay izy. Tokin'ilay namana irery ihany no mahafantatra hoe izy no niditra t@ ny anarany faha tsy izay rehetra mijery ny mombamomban'azy
Tato farany : dd/mm/yyyy h:mn
IP : xxx.xxx.xxx.xxx
Izany hoe raha siphonner-vana ny site namana.serasera.org, ary afaka hatao mora ilay izy, dia fantatra hoe iza no niditra tao @ namana.serasera.org ary tamin'ny firy ary avy aiza.
Mariako faha eto France dia mila commission rogatoire ny juge ny provider izay voa manome hoe iza no niditra tao @ site ity t@ ora izao nefa eto @ namana dia na iza na iza dia afaka mahafantatran'ilay izy. Tokin'ilay namana irery ihany no mahafantatra hoe izy no niditra t@ ny anarany faha tsy izay rehetra mijery ny mombamomban'azy
3. hery
(
29/03/2005 17:42)
Misaotra an'i aristar... fifandisoana tao amin'ny niveau-n'ny admin no nahatonga an'iny. Efa nahitsy.
Amin'izao dia ny admin ihany no mahita ny ip
Amin'izao dia ny admin ihany no mahita ny ip
4. aristar
(
29/03/2005 18:41)
Rehefa mijery ny namana tia ahy na ny namako manokana tsy dia ity ny sariny @ version 2
6. aristar
(
29/03/2005 19:42)
Rehefa mijery ny Namako manokana na ny
Namana nifidy ahy aho dia tsy mahita ny sariny
Namana nifidy ahy aho dia tsy mahita ny sariny
7. aristar
(
29/03/2005 20:50)
Misy olana iray kao ao @ Hampitombo tahiry rehefa mi-cliquer @ [Hampitombo tahiry maimaim-poana]. Efa tsy nandeha ilay izy t@ version 1 faha izao dia ity no mivaoka
Vita ny fanitsiana... efa mandeha tsara
Nahitsin'i hery
Not Found
The requested URL /inc/countclick.php was not found on this server.
Apache/2.0.50 (Fedora) Server at namana.serasera.org Port 80
Vita ny fanitsiana... efa mandeha tsara
Nahitsin'i hery
novalian'i aristar ny 30/03/2005 10:33
8. Manon
(
30/03/2005 05:35)
Salut daholll , boula tsy ma-zatsa klou le version2 ka boula sahirana kely , refa mamaly hafatsa @ namana ka te andefa smiley de sty mivoka , anjamakou etou klou rah mety etou. Nananjana kou zah zaou ijery ny namakou manoukana na zanisafidy ahy de sty mivoka ny mijery sariny. :D
9. Maniry
(
30/03/2005 09:10)
Tena mbola tsy mety ny fitadiavana namana iray? Inona no tokony hatao fa tsy hita mihitsy?
Valiny : Mandehana eo amin'ny Namana - Hitady namana
Nahitsin'i hery
Valiny : Mandehana eo amin'ny Namana - Hitady namana
Nahitsin'i hery
novalian'i Maniry ny 30/03/2005 10:34
10. Ramaso
(
31/03/2005 02:05)
ary ahoana indray raha hitady sipa?
tsy misy hoe mandehana eo @ sipa-hitady sipa?
Mba kivazy ny anahy an
tsy misy hoe mandehana eo @ sipa-hitady sipa?
Mba kivazy ny anahy an
11. fijo
(
31/03/2005 04:38)
ramaso an io indray dia mora,avy dia eny tsaralalana isika zandry dia mahita an.sady misy manja eny an.
fa homano ny saosy
fa homano ny saosy
12. jarry
(
31/03/2005 09:50)
slt hery! nametraka sary za de tsy mety le izy nefa efa latsaka ny 300ko sy JPEG le sary, ka inona no tokony ataoko?
13. hery
(
31/03/2005 10:34)
jarry> alefaso email aty amiko hoe hojereko
hery @ serasera . org (esory ny espace)
hery @ serasera . org (esory ny espace)
14. hery
(
31/03/2005 10:41)
ramaso> raha hitady namana vehivavy (sipa?) dia Jereo ny hoe Hitady namana dia fidio hoe Vavy.
15. felampaiso
(
31/03/2005 10:49)
tsara be aloha ilay loko mangamanga vaovao @ namana.serasera na dia mampatsiahy ny " bleu d'azur " fanafotsiana lamba taloha aza !
16. hery
(
31/03/2005 11:01)
felampaiso> manga ny lanitra :-)
Rehefa kelikely dia azon'ny tsirairay ovaina araka ny loko tiany io de ze anaovanareo ny takelaka namana :°)
Rehefa kelikely dia azon'ny tsirairay ovaina araka ny loko tiany io de ze anaovanareo ny takelaka namana :°)
17. iartistika
(
31/03/2005 17:42)
hery> salut aloha! fa tsy azoko hoa fa tsy afaka mandefa hafatra mihitsy za am zao eh! isakin\'ny handefa de voafafa foana le izy de miverina foana le hoe hampidiro ny solon\'anarana!de isakin\'ny mivadika sujet koa de hampiditra solon\'anarana foana de voafafa ndray avy eo! nefa mba nifanao ftôna am gnin leaza ah! fa inona no mahatonga an\'io azafady fa tena tsy azoko?
18. pitchou
(
31/03/2005 18:11)
hery> zà ko androany dia tsy sasatra ny mampiditra solonanarana sy teny miafina! isaky ny hanoratra! olana avy ato ve sa avy any?
19. aristar
(
31/03/2005 19:27)
Izaho koa dia rehefa mandeha forum dia déconnecté ary voatery mi-reconnecter dia rehefa miverina ao @ namana dia voatery mi-reconnecter indray.
Tsy misy problème ve ny variable de session ?
Tsy misy problème ve ny variable de session ?
20. yonikafopl
(
31/03/2005 20:22)
za kou tena lasa kamo be ry hery fa aiza ve ka asaina mamerina mampiditra ps sy tenimiafina fona