Fanontaniana Manitikitika
103. cielbleu
(
29/07/2005 08:39)
hery:
Raha misy fanontaniana manitikitika na zavatra tsy azo momba ny takelaka namana dia apetraho eto ambany fa hovaliana.
Misaotra.
Ny fanontaniana tokony ho hita dia toy ny hoe "Ahoana ny ..."?
- Ahoana no fomba fisoratana anarana raha te hiditra ho namana?
- Jereo ny takelaka namanadia tsindrio ilay hoe hisoratra anarana (eo ankavia).
- Ahoana no atao raha adino ny tenimiafina?
- Jereo ny takelaka namanadia tsindrio ilay hoe Hadino ny tenimiafina (eo ankavia).
- Ahoana no atao raha hanova tenimiafina?
- Midira ao amin'ny mombamomba anao http://namana.serasera.org/izaho dia jereo ilay hoe hanova tenimiafina.
- Ahoana ny fomba fitadiavana namana?
- Mandehana etsy amin'ilay hoe hitady namana dia ampidiro ny iray na maro amin'ireo zavatra mifandraika amin'ny namana hotadiavinao.
- Ahoana ny fomba fijerena ny mombamomba ny namana iray?
- Matetika rehefa tsindrinao ny solonanaran'ny namana iray dia miseho ny mombamomba azy. Raha tsy miseho izany dia ampiasao ny rohy http://namana.serasera.org/iza:solonanarana
- Maninona aho no tsy mahita ny momba ny namana iray?
- Mila mameno ny mombamomba anao ianao vao afaka mahita ny momba ny namana iray. Ara-drariny kosa angamba izany :-)
- Ahoana ny fomba fandefasana hafatra amin'ny namana maro?
- Azo atao ny mandefa hafatra amin'ny namana 5 farafahabetsany. Tsindrio ilay hoe Handefa hafatra dia apetraho ny solonanaran'ny namana dia elanelano amin'ny faingo (,)
- Ahoana ny fomba fampidirana sary?
- Jereo ilay hoe Ny sarinao etsy amin'ilay hoe Ianao etsy ankavia. Dia ampidiro ao ny sarinao. Afaka mampiditra sary maro ianao. Tandremo fa mety hanesorana anao tsy ho namana ny fampidirana sary tsy izy.
- Ahoana ny fomba famafana sary?
- Jereo ilay hoe Ny sarinao. Isaky ny sarinao dia misy soratra hoe [Fafao], dia azonao fafaina ny sary nampidirinao. Mihena 5 ny isa azonao isaky ny manala sary iray.
- Ahoana ny fomba fandefasana Tovana (Pièces jointes)?
- Mbola tsy afaka mandefa tovana amin'izao fotoana izao noho ny olana ara-pitaovana. Efa eo am-panamboarana azy izahay ka hivoaka tsy ho ela.
- Ahoana ny fomba fialàna tsy ho namana?
- Rehefa tsy ampiasaina intsony ny solonanarana dia maty ho azy...
- Ahoana no fomba fanampiana ara-bola ny serasera?
- Isaorana be dia be sahady ny fahavononanao hanampy ny serasera.org. Amin'izao dia fomba telo no ahafahanao manampy ara-bola ny serasera. Izay hitanao amin'ity rohy ity. http://serasera.org/lisitra/index.php?rub=fanampiana
Nahitsin'i hery
manao ahoan daolo!zaho tena miezaka mandefa sy mampiditra sry fa toa tsy mety mihintsy nefa nge ka 2,61Mo fotsiny e!dia ahoana no ataoko ampio re aho e!
104. lanto
(
29/07/2005 18:15)
cielbleu> mavesatra loatra izany. Ataovy latsaky ny 300KO. (format jpg)
105. sumo
(
05/08/2005 15:28)
Maninona ry Hery no rehefa manindray ilay "Hidio" aho d manao erreur foana? efa hatry ny omaly aho no tratran'izany hatramin'izao !
hery:
Raha misy fanontaniana manitikitika na zavatra tsy azo momba ny takelaka namana dia apetraho eto ambany fa hovaliana.
Misaotra.
Ny fanontaniana tokony ho hita dia toy ny hoe "Ahoana ny ..."?
- Ahoana no fomba fisoratana anarana raha te hiditra ho namana?
- Jereo ny takelaka namanadia tsindrio ilay hoe hisoratra anarana (eo ankavia).
- Ahoana no atao raha adino ny tenimiafina?
- Jereo ny takelaka namanadia tsindrio ilay hoe Hadino ny tenimiafina (eo ankavia).
- Ahoana no atao raha hanova tenimiafina?
- Midira ao amin'ny mombamomba anao http://namana.serasera.org/izaho dia jereo ilay hoe hanova tenimiafina.
- Ahoana ny fomba fitadiavana namana?
- Mandehana etsy amin'ilay hoe hitady namana dia ampidiro ny iray na maro amin'ireo zavatra mifandraika amin'ny namana hotadiavinao.
- Ahoana ny fomba fijerena ny mombamomba ny namana iray?
- Matetika rehefa tsindrinao ny solonanaran'ny namana iray dia miseho ny mombamomba azy. Raha tsy miseho izany dia ampiasao ny rohy http://namana.serasera.org/iza:solonanarana
- Maninona aho no tsy mahita ny momba ny namana iray?
- Mila mameno ny mombamomba anao ianao vao afaka mahita ny momba ny namana iray. Ara-drariny kosa angamba izany :-)
- Ahoana ny fomba fandefasana hafatra amin'ny namana maro?
- Azo atao ny mandefa hafatra amin'ny namana 5 farafahabetsany. Tsindrio ilay hoe Handefa hafatra dia apetraho ny solonanaran'ny namana dia elanelano amin'ny faingo (,)
- Ahoana ny fomba fampidirana sary?
- Jereo ilay hoe Ny sarinao etsy amin'ilay hoe Ianao etsy ankavia. Dia ampidiro ao ny sarinao. Afaka mampiditra sary maro ianao. Tandremo fa mety hanesorana anao tsy ho namana ny fampidirana sary tsy izy.
- Ahoana ny fomba famafana sary?
- Jereo ilay hoe Ny sarinao. Isaky ny sarinao dia misy soratra hoe [Fafao], dia azonao fafaina ny sary nampidirinao. Mihena 5 ny isa azonao isaky ny manala sary iray.
- Ahoana ny fomba fandefasana Tovana (Pièces jointes)?
- Mbola tsy afaka mandefa tovana amin'izao fotoana izao noho ny olana ara-pitaovana. Efa eo am-panamboarana azy izahay ka hivoaka tsy ho ela.
- Ahoana ny fomba fialàna tsy ho namana?
- Rehefa tsy ampiasaina intsony ny solonanarana dia maty ho azy...
- Ahoana no fomba fanampiana ara-bola ny serasera?
- Isaorana be dia be sahady ny fahavononanao hanampy ny serasera.org. Amin'izao dia fomba telo no ahafahanao manampy ara-bola ny serasera. Izay hitanao amin'ity rohy ity. http://serasera.org/lisitra/index.php?rub=fanampiana
Nahitsin'i hery
106. babalahy
(
15/08/2005 15:24)
Miezaka zaho miditra mba te hahafantatra namana maromaro de tsy mety ka mamoaka teny hoe fa.
107. Joany
(
21/08/2005 18:11)
Salut Hery> Ahoana moa no fomba atao rehefa te handray ny hafatra ao amin'ny outlook na incredimail?
Misaotra
Misaotra
108. hery
(
21/08/2005 18:30)
joany> Tsy mbola afaka mandray hafatra amin'ny outlook na incredimail amin'izao fotoana izao. Ny mety ho azonao fotsiny dia ilay filazana hoe nisy hafatra tonga ho anao. Efa eo am-pieritreretana ny hampidirana izay hevitra izay izahay amin'izao fotoana izao.
109. cargo
(
24/08/2005 07:05)
Bold text(l)(l)
MBA TE HANANA NAMANA AHO TOMPOKO DE AHOANA
Maniry:
Tena mbola tsy mety ny fitadiavana namana iray? Inona no tokony hatao fa tsy hita mihitsy?
Valiny : Mandehana eo amin'ny Namana - Hitady namana
Nahitsin'i hery
MBA TE HANANA NAMANA AHO TOMPOKO DE AHOANA
110. KALIE
(
02/09/2005 05:03)
Ahoana kay ny fomba fampidirana hira? Ohatra hoe ny hiran'i Poopy?
Inona avy ny lalana tokony atao?
Inona avy ny lalana tokony atao?
111. Mariano
(
03/09/2005 16:16)
Azo atao ve ny manova ny solon'anarana, raha eny dia hoana no atao?
112. hery
(
03/09/2005 18:29)
KALIE> http://tononkira.serasera.org/index.php?rub=pages/page&page_id=p4319e97067ac4
Mariano> Tsy azo... (fa naninona no tsy nametraka solonanarana nety tsara?). Raha te hampiasa solonanarana hafa ianao dia misorata anarana amin'ny solonanarana vaovao. Rehefa afaka 4 volana dia maty ho azy ny solonanarana tsy ampiasainao.

113. jajaf401
(
04/09/2005 11:59)
Salut Hery> Raha tsy manana pseudo na tsy mpikambana ato @ serasera ilay olo de ahoana ny fomba hanoratana aminy?
114. hery
(
04/09/2005 20:40)
jajaf401:
Salut Hery> Raha tsy manana pseudo na tsy mpikambana ato @ serasera ilay olo de ahoana ny fomba hanoratana aminy?
Raha fantatra ny adiresin-tranony dia mividy timbre fotsiny dia alefa paositra.
115. jajaf401
(
05/09/2005 09:36)
Raha fantatra ny adiresin-tranony dia mividy timbre fotsiny dia alefa paositra
ok misaotra anao, fa tsy manan-trano koa ange ilay olo eh!
Fa raha any @ hotmail ohatra ?
miandry valiny azafady!

116. jajaf401
(
09/09/2005 20:38)
Misy dinika vao noforoniko ato de tsy mety manome lien afahana hanoratra ilay izy, de ahoana no hataoko mba hanoratana aminy??
jajaf401
jajaf401
117. tsylaitra
(
05/10/2005 19:35)
Eo @ ny interface tsara le izy fa eo @ famaliana(service) no somary sahirana kely satria t@ le version talou ohatra hoe te hamaly namana ray ao @chat io an! de manindry premier lettre de manindry touche tabulation de mivoka ny ps an\\\\\\\'le namana tiana valina fa @ty version ty manindry lettre de tab tonga de mikisaka ery ambany ny curseur? sao mba azo jerena kely ny momba an\\\\\\\'zay kay.Mba manamora kokoa ny firesahana mantsy misaotra eh!