Fanontaniana Manitikitika
41. looli
(
13/04/2005 13:58)
aristar:
Ary manao inona moa eo @ version 2 rehefa mijery ny mombamomban'ny namana iray dia misy an'ity :
Tato farany : dd/mm/yyyy h:mn
IP : xxx.xxx.xxx.xxx
Izany hoe raha siphonner-vana ny site namana.serasera.org, ary afaka hatao mora ilay izy, dia fantatra hoe iza no niditra tao @ namana.serasera.org ary tamin'ny firy ary avy aiza.
Mariako faha eto France dia mila commission rogatoire ny juge ny provider izay voa manome hoe iza no niditra tao @ site ity t@ ora izao nefa eto @ namana dia na iza na iza dia afaka mahafantatran'ilay izy. Tokin'ilay namana irery ihany no mahafantatra hoe izy no niditra t@ ny anarany faha tsy izay rehetra mijery ny mombamomban'azy
42. hery
(
13/04/2005 15:06)
looli> enao ve mahita ny IP-ko?
Raha mahita enao dia mety ho hitan'ny oul hafa ny IP-nao
Merci.
Raha mahita enao dia mety ho hitan'ny oul hafa ny IP-nao
Merci.
43. xxx
(
18/04/2005 07:51)
salut daholo!
ahoana no hatao raha te-hamafa ny ps ko ato kay za ry hery? toa tsy misy an'ilay hoe hiala intsony ao.
ahoana no hatao raha te-hamafa ny ps ko ato kay za ry hery? toa tsy misy an'ilay hoe hiala intsony ao.
45. yonikafopl
(
19/04/2005 00:06)
hery a, am le hafatra koa taloha nisy le we sakanana tsy handefa hafatra, toa tsy misy tsony iny kay?
47. hery
(
19/04/2005 11:06)
xxx> Tsy nasiana hoe Hiala intsony ny site vaovao. Rehefa tsy mamangy ny takelaka mandritra ny fotoana maharitra ianao dia maty ho azy ny solonanarana.
Hoy aho hoe mitovy @ Yahoo ihany. Raha manana adiresy yahoo ianao ka te hiala dia inona no atao? Tsy manoratra hoe fafao ny adiresiko azafady, fa tsy manokatra yahoo fotsiny. Tandremo fa ny solonanarana dia miasa @ serasera rehetra... anisan'izany ny forum.
yonikafopl> mbola tsy vita io fa mbola hatao amin'ny kitika manaraka.

49. JR2
(
28/04/2005 13:36)
Mifamadika, ilay hoe "fafao sy ny hoe terihizo", ilay no tatiaviko ho terizina indray no voa fafa, nefa nanaraka tsara ilay toro-marika ny tenako. Azo atao ve ny mamerina azy @ teo aloha.
50. hery
(
28/04/2005 20:00)
JR2> ??? andramo jerena hoe. Raha mamafa ianao dia misy fampitandremana vao voafafa ilay izy. Raha mitahiry ianao dia tsy misy fampitandremana fa tonga dia mikodia any amin'ny hafatra tahiry ny hafatra.
Misaotra.
Hery
Misaotra.
Hery
51. iartistika
(
29/04/2005 07:46)
Hery> ary ahoana no atao rehefa handefa biz'oroka fa tsy mety mihitsy le izy?
53. Veloo
(
04/05/2005 21:12)
iartistika a :lol: andefa bisou ho ahy angaha njy? =)) =)) .
Hery a za aloha dia tsy mahay mihitsy e tsisy mety na ny tsaty na ny bizou etc...
mbola vao2 angamba ve?
Hery a za aloha dia tsy mahay mihitsy e tsisy mety na ny tsaty na ny bizou etc...
mbola vao2 angamba ve?
54. Veloo
(
09/05/2005 16:41)
Ahoana ny fomba fandefasana Tovana (Pièces jointes)?
- Mbola tsy afaka mandefa tovana amin'izao fotoana izao noho ny olana ara-pitaovana. Efa eo am-panamboarana azy izahay ka hivoaka tsy ho ela.
Hery a ahona no fanaovana an'io kay e? tsy efa nivoka ve izay? ary ahona ko ny fanaovana quotation efa ni-klikeko io fa tsy mande knou ..
misaotra betsaka o..

56. Veloo
(
09/05/2005 21:39)
Hery a,
mba te hiditra ao @ tsaty aho (ilay karajia) manokatra aho nefa zavatra fotsy be fotsiny no aho tsy misy olona itako na iray ary tsy tsaty ve io e? za izaho no tena tsy tafiditra?
mba te hiditra ao @ tsaty aho (ilay karajia) manokatra aho nefa zavatra fotsy be fotsiny no aho tsy misy olona itako na iray ary tsy tsaty ve io e? za izaho no tena tsy tafiditra?
57. hery
(
09/05/2005 23:51)
veloo> tsy tafiditra raha izany no miseho kou.
rehefa miditra ao amin'ny karajia http://chat.serasera.org dia misy varavarana roa azo isafidianana. Andramo izay mety amin'ireo.
Hery
rehefa miditra ao amin'ny karajia http://chat.serasera.org dia misy varavarana roa azo isafidianana. Andramo izay mety amin'ireo.
Hery
59. Veloo
(
10/05/2005 21:07)
Hery a io mihitsy no nidirako dia avy eo tsaty tsisy oul fa fotsy2 be fotsiny...
60. Veloo
(
10/05/2005 21:10)
haingo23 a mba jejo ndray za aky mba hanoro anjy an'io fanontaniana io.. eo @ fanoroam-pejy njy no mi-klike ilay oe hanoratra... juste eo amban'ny misy ny fidiranan-njy. Ilay hanasian-njy ny anaran-njy sy ny password retsy a :wink: