Fanontaniana Manitikitika
81. tianah1
(
30/05/2005 10:08)
Hery a,ny tiako lazaina @ le alefaso mailaka de izao:raha zà no mandefa an'le izy de zà ihany no mahazo azy any @ mail zany!De any @ mail-ko zany no misy azy(ohatra zay ny fahazahoako ny teneninao manko).Merci
82. hery
(
30/05/2005 15:38)
tsikilava> azo atao ny manoratra mivantana amin'i Lanto ao amin'ny radio_vazo_gasy@yahoo.fr fa izy no hanome ny andinindininy sy ny ambangovangony :-)
tianah1> ie izany mihitsy.
tianah1> ie izany mihitsy.
83. haingo23
(
01/06/2005 06:33)
Hery,
Maninona kay tsy mety aseho ny momba ilay olona hita eo @ sary rehefa tsindrina ilay momba azy ?
Maninona kay tsy mety aseho ny momba ilay olona hita eo @ sary rehefa tsindrina ilay momba azy ?
84. lovart
(
15/06/2005 07:14)
mbola vaoavao eto amin'ny serasera aho ary tsy hitako ny fomba hanovàna ny tenimiafina, ilay nomenareo tsy ho tatidiko tsinona :?
85. fijo
(
15/06/2005 21:36)
za teo nahazo ny radiotsika,fa asa izay nahazo azy fa nanomboka tamin'ilay tsunamy iny dia tsy azoko intsony koa ny radio
86. hery
(
17/06/2005 05:35)
lovart> Raha hanova tenimiafina dia jereo ao amin'ny Mombamomba anao http://serasera.org/iza:lovart dia jereo ilay hoe hanova tenimiafina ao.
fijo> misy olana kely ny milin'ny radio fa mandeha tsikelikely eo ihany.
fijo> misy olana kely ny milin'ny radio fa mandeha tsikelikely eo ihany.
88. hery
(
22/06/2005 05:40)
lina> nampidiriko etsy ambony ny valin'ny fanontanianao. jereo ilay fanontaniana fahatelo...
Misaotra
Misaotra
90. totabe
(
26/06/2005 08:10)
fa maninona no tsy tafiditra ao anaty karajia aho androany nefa omaly aho vao niresaka tao
91. raovy
(
03/07/2005 08:13)
Miala tsiny indrindra fa mba te hanontany momba ny chat#serasera. Tena mazoto manao an'io za fa tena tsy haiko mihitsy hoe nahoana no tsy mety mandeha. En fait, tsy hitako mihitsy ny fomba fandefasana azy rehefa avy manoratra aho. Ka de miala tsiny @ ndry Yonnika sy ny namana rehetra mpi-chat fa tena tsy hitako mihitsy ny fomba fandefasana ny resaka. Mba ampio ô!
92. miarilala
(
05/07/2005 21:13)
Mahagaga ahy fa misy namako nanoratra taty amiko foana izy,anefa nojereko tato @ serasera, fa tsy misy n'inoninona, tsy fantatro hoe: nankaiza io hafatra io ???
tsara ho marihina fa nisy fampilazana ahy tany @ yahoo-nahy no ahafantarako fa misy hafatra zah
Misaotra mialoha
tsara ho marihina fa nisy fampilazana ahy tany @ yahoo-nahy no ahafantarako fa misy hafatra zah
Misaotra mialoha
93. hery
(
05/07/2005 23:15)
raovy> ny fidirana ao amin'ny chat serasera dia ilay hoe karajia ery ambony havia ery na koa mivantana ao amin'ny http://serasera.org/chat
miarilala> Raha ohatra ka teo anelanelan'ny 1-13 jiona no nahazoanao hafatra dia tsy ao intsony izany hafatra izany. Raha taorian'izay kosa dia tokony ho voarainao soa amantsara ny hafatra.
miarilala> Raha ohatra ka teo anelanelan'ny 1-13 jiona no nahazoanao hafatra dia tsy ao intsony izany hafatra izany. Raha taorian'izay kosa dia tokony ho voarainao soa amantsara ny hafatra.
94. fijo
(
21/07/2005 21:59)
taloha nisy ilay sary ny fihaonana ireny ,toa tsy hitako intsony le izy?
95. hery
(
22/07/2005 18:58)
fijo> tena tsy ao intsony tokoa ny sary. Hojerena ny hamerenana azy. Misaotra betsaka.
98. lanto
(
28/07/2005 09:39)
alex> jereo ao amin'ny hoe "ny momba anao" dia hitanao eo akakin'ny hoe "adiresy imailaka" ny hoe "hanova adiresy"
antaniah kosa ve tsy mananihany ? :)
antaniah kosa ve tsy mananihany ? :)
99. chipie1
(
28/07/2005 09:48)
ary aona no fomba hatao raha angataka hira ao aminy RVG ? sôtsa ô!:-P
100. lanto
(
28/07/2005 09:55)
Mankao amin'ny http://radiovazogasy.com/
Eo ankavanana eo amin'ny hoe "les titres" Misy hoe rechereche; ampidirinao izay teny tadidiavinao dia mivoaka eo. Rehefa manao hoe "alaharo" ianao dia anotaniany identification aloha, dia ilay ampiasainao rehefa hiditra ato amin'ny serasera ihany, ohatra hoe chipie1. Avy eo ianao afaka mandahatra hira 3 angamba izy izay ao anatin'ny adiny iray ka dia fidio tsara sao lany ny anjara hiranao :)