t@ mbola kely

81. majakely ( 04/02/2005 14:49)
serieusement dia mba tena marina ve izany eh ? :?:
82. kinaoly ( 04/02/2005 15:28)
za klou efa nagalambôkazou (goavy sy paiso sy pibasy) fa tsy mbola vou anzany e 8-)
fa tamzay mbola kely kou de miady vomangan'ol anôvana tsikoun na sinon mitily akoukely, tsy we fitiavana mangalatsa fa te-hibraver ny interdit fotsiny :oops:
83. chipie1 ( 04/02/2005 16:05)
za kou aloha tsy mba tratra nizany e!
84. kinaoly ( 04/02/2005 16:16)
amzaou marina tsisy manaou tsikoun tsouny e ? :{
85. ikaretsaka ( 04/02/2005 16:32)
za ko efa traran'ny kalo fa ny ahy tsy ohatran io fa ze paoma nalaiko dia lo aby de nony nesorila ilay kalo dia tsy lo le poma
86. chipie1 ( 04/02/2005 16:47)
kinaoly > ié na ny kasikasy kapoka aza tsy misy tsony ngamba ! :{
87. booboo ( 04/02/2005 17:20)
mbola misy kosa fa tsy any an-tanan-dheibe fotsiny kouh
88. booboo ( 04/02/2005 17:21)
ary nareo ve nanao lé gateau @ vovoka sy rora kounkou ? dé refa vita dé mody mi- :miam: :miam:
89. kinaoly ( 04/02/2005 17:23)
booboo> ie hihihi de le feno kankana aveou, de ra tsizany le milalao tanimanga :-D
ika> nga azo asorina le kalo ?
90. majakely ( 05/02/2005 15:51)
ity mba misy tsetsatsetsa tsy aritra kely :misy manonona hoe kalo de misy manonona hoe kialo, izay no nahatonga anha tsy haiko ny hoe kalo fa avy any aminay miteny hoe kialo fa tsy kalo;;;;
91. kinaoly ( 05/02/2005 15:54)
ramaso> za tsy nahakobo antidote (raha za le ianona klou :roll: ) fa za tsy mbola narary t@ fangalarana (founa dada sy neny) klou =))
92. ikaretsaka ( 05/02/2005 16:02)
majakely> le resaka accent io ka..
ny olona avy any fianaantsoa zao raha miteny izy heo mangalatra de heo mangalassa
de ny any Bira zao rehefa miteny izy hoe aiza de hoe aia... sns
de ny ao ambohimiadana sy andramasian rehefa miteny de hoe kiala mantsy ny hoe kala..
de ohatran'izany koa io kala io
93. booboo ( 07/02/2005 13:29)
kinaoly>hihihihi
94. Nananie ( 07/02/2005 13:35)
nenah ndray t@ mbola kely (6 ans)de niteny we nenah ataoko be de be ny sipako refa lehibe. Ny iray miharaka amiko fôna, ny iray mividy zvt ho ahy fôna, ny iray manao raharaha ao an-trano sns... Fa soa ihany wa fa tsy tateraka. Raha izany nidiran-doza teo . :-D
95. Nananie ( 07/02/2005 13:36)
Ny resaka mariage ndray mbola tsy dia ao lôtra. Mbola betsaka aza ny dingana tsy maintsy atao kou :lol: .
96. sechat ( 07/02/2005 13:38)
booboo> za kou mpanao an'iny vary am vovoka :oops: de avy de refa mihinana anle izy de mody mitsamtsam :°)

kinaoly> tanimanga anaovana omby kely, de vilia, de fatapera, de sotro de refa avy eo de dorana amzay hono mba mafy tsara. de nefa ny ampitson'iny de vaky daholo héhéhéhé :°)
97. sechat ( 07/02/2005 13:39)
Nananie> ggggggg henjana be zany :°)
98. Nananie ( 07/02/2005 13:48)
Ka 'zay mihinysy wa. Nidiran-doza teo raha tsy nahay nipetraka. Hafa-baraka ny RaR.
99. Ramaso ( 07/02/2005 14:14)
ka t@ enao mbola 6 ans tsy mbola hainao hoe mila ampifalifaliana eo ampandriana ko ry lerony vao mahavita izany rehetra izany
100. kinaoly ( 07/02/2005 18:02)
sechat iee zay mintsy, de misambotsa valala de ompina anaty vala de we kisou sy omby hono :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6813