t@ mbola kely

61. nikopol ( 02/02/2005 17:05)
kinaoly toi nga mpilalao taminy bandy kely talou?
62. mihanta ( 02/02/2005 19:12)
oupss sakomanaga alona vinaigre sy sira sakay carry,kay efa mampitelon drora
63. vegas ( 02/02/2005 19:34)
taiza ko mo enao no mbola tsy nitelindrora???
64. welie ( 02/02/2005 20:08)
mihanta...sira amilé voamadilo amin'io sira menamena an! hihihi...

Ramaso na Ramosy tsy tadidiko...misena kou lé hoe "tsy hoe tsisy zany fa zà lesy DJ a!" :-D :-D :-D
65. kinaoly ( 02/02/2005 21:52)
nikopol> ieka rô afa-tsy refa manaou tantara vato any lol :-D
66. mihanta ( 02/02/2005 22:07)
welie d le effet anilay sakay sira menamena avy eo an korontana mintsy ny kibo.
vegas inn njay ty lazainao :-D
67. fijo ( 02/02/2005 23:56)
resaka marikivy izany le
68. poupounesana ( 03/02/2005 06:48)
hhhmmmmmmm!tsara kosa alou reny eh! mety mankarary kibo ihany alou le izy saingy tsy mankaleo eh!
fijo ngah tsy tia zvt marikivy?
69. majakely ( 03/02/2005 09:40)
amin'ny le manao tantara vato ,de amilay mangalatra voankazo manta ohanina amin'ny sira mba nisy nanao anizany ohatranay ve nareo ry reto ???
70. kinaoly ( 03/02/2005 10:14)
de le we misy kalo le goavy sy paiso manta de mankarary kibo nefa ny loto no mankarary le kibo :-D
71. booboo ( 03/02/2005 10:28)
:-D :-D :-D ié
72. sechat ( 03/02/2005 10:33)
le kalo aza tsy hay akory hoe otran'iza fa nenà raha vao misy anle fanafodim-bibikely maitso2 reny de ataoko fôna hoe misy kalo. :lol:

kinaoly> hihihihi
73. majakely ( 03/02/2005 11:00)
fa inona marina kay le kalo???fa izahay oha tratran'ny le tompony nangalatra fa hitanareo ihany moa le noana lava nefa ny vary sosoa mbola tsy masaka ,,netiny tany amin'ny mamanay zay sy le namako fa tena fô-baraka ouah !!hi,hi ,hi :lol: no sady weinina be!!!
74. kinaoly ( 03/02/2005 13:50)
raha ny fahalalako azy kloungany de ôtsan'ny we antivol le kalo e, fa le izy we mankarary anzay mahasahy minana anle vokatsa (mety ho diso io) :°)
75. kinaoly ( 03/02/2005 15:46)
oups kay ve gravy be le izy e, za klou tsy naninn e :lol:
76. sechat ( 03/02/2005 15:50)
ramaso> hihihihihihi
77. ikaretsaka ( 03/02/2005 16:37)
io fitiavana voankazo io rankizy mba fempero ihany an
hozizy ny angalisy hoe "forbidden fruits create many jams"
78. booboo ( 03/02/2005 16:45)
ramaso>hihihihihihi
79. fijo ( 04/02/2005 00:58)
poupou za tsy tia marikivy.
80. booboo ( 04/02/2005 11:47)
=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3765