t@ mbola kely
1. booboo
(
21/01/2005 09:05)
nareo ve ry zavavy t@ mbola kely dé anisan\'lé nanonofy oe refa atao mariage zà dé ôtra zô ny akanjoko dé gna gna gna ?
dé ho an\'izay efa manambady dé tanteraka tokoa ve ?
dé ho an\'izay efa manambady dé tanteraka tokoa ve ?
répondu par dily le 19/04/2005 12:42
2. majakely
(
21/01/2005 11:26)
zah alou tsy mba nihevitra ny hoe hanao mariage avec ceremonie be satri zao:: tsy mba nanana ny ray aman-dreniko de tao an-tsaiko tout suite ny hoe ho :lol: tahak\'azireo ny fiainako .(,izany hoe de hanambady pauvre avec une vie de pauvre, vady pauvre sns ;;sns...) :lol: :lol:
3. booboo
(
21/01/2005 11:33)
zà ndray t@ mbola kely dé oe zà tsy hanambady fa amusant kokoa ny fiainana refa zà rery dé misy namana be dé be. Dé zany no nametrahako an\'io fanontanina fa ôtra ny ankamaroan\'ny vevavy tsinn tô nieritreritra an\'io aby
4. majakely
(
21/01/2005 11:38)
nefa ny anjara nanao ny safidiny hafa ,ary mety amiko ny fiainako ami\'zao fotôn\' zao!!ary ny anao,,? :?:
5. booboo
(
21/01/2005 11:42)
ny anà koa mety tsara aminà na zany aza tena lavitra beeeee anà mitsy (hatr@ zô ) zany oe houn inn oun booboo fa hanambady ! :^) hihihi
6. majakely
(
21/01/2005 11:48)
fa inona no tianao hambara amin\'ny hoe tena lavitra beeeeee anao mihitsy? :-* (l)
10. poupounesana
(
22/01/2005 11:08)
zà alou zao vo mieritreritra eh! d efa mijery2 sy mitoditoka refa mandalo boutique spécialisé @ resak mariazy! t@ mbola kely koa anie sarotra ny mi-imaginer an\'zany hoe ho zà no eo @ io toeran\'ilay manao akanjo fotsy rebareba b io!
i booboo zany tsy te-hanambady mitsy v?
i booboo zany tsy te-hanambady mitsy v?
11. welie
(
22/01/2005 11:55)
Zá t@ mbola kely dia tena mba nieritreritra izany mihitsy ka! Dia refa milalao miaraka @ copines dia manao mariazy-mariazy izahay. hihihihi...... :-D Fa ny nahagaga dia izao: Tsy mba nisy resaka nefa hoe iza no vady an! :-D Alaina ny lamban\'i Bebe atao voile dé ny zipon\'i Neny atao robe satria lava be....hihihih :D
Dia avy eo koa ary hoe manan-janaka...saingy tsy misy Dada....mody atao hoe \"lasa nanao tournée akia izy a!\" :-D
Fa na izany aza an...mba mieritreritra izany ihany aho hatram\'izao aloha e! Asa hoe rahoviana no ho tonga ilay andro! :wink:
Dia avy eo koa ary hoe manan-janaka...saingy tsy misy Dada....mody atao hoe \"lasa nanao tournée akia izy a!\" :-D
Fa na izany aza an...mba mieritreritra izany ihany aho hatram\'izao aloha e! Asa hoe rahoviana no ho tonga ilay andro! :wink:
12. booboo
(
22/01/2005 18:12)
poupou>ié... :roll: na fara faha saka be mariage civil fotsiny pour la forme dé zay
14. booboo
(
24/01/2005 06:54)
poupou>aaa tsy maninn kah. satria tsinn na tsy misy ny mariage civil sy religieux ara defa fiaianana mpivady mitsy no iainana ao @ lé tokantrano fa mila atao ara-dalàna fotsiny mba tsy hisian\'ny olana ( civil ). Dé refa lé any @ maire iny défa ao koa A/tra :°) . Dé na tsy atao an\'ireo ara defa ao @ ilay tokantrano fôna A/tra. :roll: ....
18. chipie1
(
25/01/2005 13:23)
asehoy aloha ny karatra oe ry booboo a! ankizy kely io manko nefa... :-D :-D
20. majakely
(
25/01/2005 15:14)
ary inona no inn e :idea: ????tsy misy n\'inoninona fa ravin-kininine!! :D :P