t@ mbola kely

21. kinaoly ( 25/01/2005 16:44)
lol,zahay kou alou nanao kômando kômando sy maramila kely e de, nefa mbô .... any :oops: , tsy mba nandalo tao antsaikou mintsy zany resaka zany klé
22. booboo ( 25/01/2005 17:09)
pfiiiouuuu ! noheveriko fa zà mitsy no efa bizarre ( lé oe tsy nieritreritra an\'io t@ mbola kely ) :-o
23. welie ( 25/01/2005 17:56)
kinaoly.....zà koa aloha t@ mbola kely dia nanao commando commado miaraka @ zokinay sy ny namany e! Zà irery tsinona ny vhv kou! Na koa manao Chevaliers du Zodiaque kou kay mou ka! :-D :-D :-D
24. jhouhlambout ( 25/01/2005 21:15)
booboo> Dia rehefa 60 ans ve ianao dia mbola hi-s\'amuser fôna miaraka @ namana be dia be...?Hm?
25. mihanta ( 25/01/2005 21:20)
za nanao polisy voleur
26. fijo ( 25/01/2005 22:37)
marina fa tamin\'ny mbola kely dia tia manao com ny lahy ary tia io resava manao vadivady io ny vavy.,fa nen\'i mihanta mitsambikina avy dia le polisy volera miafina ao ambany farafara no tsaroany.ao koa mantsy dia mody dada sy mama ao .
27. booboo ( 26/01/2005 10:11)
jhouhl> :^) :^). Io no nosainiko t@ mbola kely, t@ mbola kely ! zô zà tsy kely tsony dé ilay antony tsy te hanambadiana koa niova fa tsy io tsony. Azon\'ingahy ? :^)
28. mihanta ( 26/01/2005 10:15)
fijo tss resaka miafinafina foana hono
29. jhouhlambout ( 26/01/2005 11:16)
booboo> azoko tsara mihintsy ka! Fa ahoana ny fahitanao ny fiainanao rehefa 70,80,90 ans any?Hm?
30. booboo ( 26/01/2005 11:29)
jhouhl>refa @ zany teneniko an\'ingahy na niova hevitra ndray zà na tsia :°) .... :-P
31. welie ( 26/01/2005 16:27)
Ary iza no nanao kasikasy kapoaka? Zà tia nanao....rehefa tsy zà ilay mitady nefa an! :-P
32. mumu ( 26/01/2005 16:33)
za dia nanao anireny akia ry welie , manao fanenjika, tsobato ...
33. booboo ( 26/01/2005 16:35)
zà ! dé lé tsy akan-daka kapôka ambôlohany ! dé lé refa atsipy lé kapôka dé lé boka atao mihataka ery @ 100 km ery mitsy ! hihihihihi

ay, dé lé misy miteny zany an\'anona any oe \" mihetsikétsé teo ambody kapôkô \" !!! midoboka mitsy ny fo oe akaiky kely zareo zany hihihihihihi
34. fijo ( 26/01/2005 22:51)
za koa nanao io kaskasy kapoaka io fa indray mandefa za no boka dia natsipy ny kapoaka fa lasa aho nody nianatra dia ny ampitso romotra aby ry zalahy;
hita fa i mi kosa tia manao kiafona e.
35. mihanta ( 26/01/2005 22:54)
ary ny dim bazaha k :-D
36. jhouhlambout ( 27/01/2005 06:47)
:-D
37. kinaoly ( 27/01/2005 11:16)
hay za nanao tantara vato le mampiteny vato reny de nisy mpivady de nisy zanany etc etc les scènes de la vie quotidiennes lol sans exception
38. booboo ( 27/01/2005 11:25)
zà ndray tsy mpanao an\'ireny fa mahasosotra anà lé nijery ny sasany ôtra atsipy lé vato isaka ny 2 min ( fa maninn no atsipy ? ) ! Dé na raha tsy zay lé asiana bozaka eo ambanin\'ilay vato ( tsy azoko mitsy ny antony !! ) , dé lé mitroka rora sluuuuuuuuurrrrrrrp iny koa !! halaaaaaako :twisted: ...... :-D :-D :-D

kinaoly>dé lé soritina mitsy lé trano ? hihihihi
39. ikaretsaka ( 27/01/2005 15:22)
fa tandremo fa @ ireny hono dia misy mihitay mahavoaka ny secret de famille ao an-tranony @ ireny vatokely ireny.. psychologue izay no nnilaza tamiko an;io
40. chipie1 ( 27/01/2005 15:36)
oups kinaoly tsika 2 mitovy vita boribory ny vato hihihi ...
mihanta> ié ,
fa ny mahagaga ankehitriny ny ankizy any dago tsy manao anireny tsony ? avy mangataka izahay , iza re no alainareo... sy ny toraka kapoka sns... efa niova be ve ? sa za tsy nahita ? :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3036