t@ mbola kely
41. welie
(
27/01/2005 15:47)
mihanta..... zà nanao dim-bazah mintsy ka! T@ voalohany tsy nahay akory nefa nidonga nanao kou! Dia avy eo jeu d\'elastik kou nilay be! :-D
\"cé matè dé ma sambrtey e!
Ma sambrety é dy la hooooooooo!\"
:-D :-D :-D
\"cé matè dé ma sambrtey e!
Ma sambrety é dy la hooooooooo!\"
:-D :-D :-D
42. booboo
(
27/01/2005 16:30)
ikaretsaka>ny olana kely @ zany satria samy ankizy mitovy taona miara-mihaino eo dé tsy mahafantatra zay tokony atao izy samy izy ( eo am-pihainoana ) dé inn no tandremany @ zany ?
43. ikaretsaka
(
27/01/2005 17:50)
booboo> tantarain\'ilay ankizy mihaino any @ ray aman-dreniny de tratra eo.. za efa nahita fa t@ iznay no nipotra hoe manana sipa ambadika ny renin\'ilay zaza dia tinga lery rehefa lasa manao tournee ny vadiny!
44. fijo
(
27/01/2005 23:20)
fa ny mampalahelo tokoa aloha dia efa very ireny kilalao taloha ireny e.
45. kinaoly
(
28/01/2005 10:10)
chipie1 > ie de ze tsaratsara atao vhv de ze ratsiratsy lhl fona hihihi
boobo> za njay alou tsy tadidikou we nanipy vato zany e, na kou we manisy bozaka :-D , fa de mahita tantara foronina fona fotsiny
ika> ie marina io fa psychologikman any le zaza no midéfoule ka mamôka ny zavatra nampiriminy any anatiny any, fa personnellement za mamerina ny scène hitakou tamtélé (njinja refa avy mijery chateauvallon)

46. welie
(
28/01/2005 20:15)
Ary ny ankizy amin\'izao marina wa dia tsy mba dé milalao ohatran\'ireny intsony e?! Ny zandrikely zany moa dia hoe \"Andao hanao foot isika. -Andao ary e! Fa angaha ato an-trano?- Oui ka! Playst...anie e!\" Pfffff...........Efa ela io fa mba tsy afaka tato an-tsaiko mihitsy hatram\'izao.
Aty zao dia miezaka ny RAD mampilalao ny zanany kilalao tsy électronika sy tariny....
Aty zao dia miezaka ny RAD mampilalao ny zanany kilalao tsy électronika sy tariny....
49. kinaoly
(
01/02/2005 06:43)
50francs ny tour-na sôvalideboua hihihi de sacrifice le hira mande miaraka amle compresseur mitatata be, de misy we ty hira ty de atolotsa ho an'i zertrida avy @zanbolida :-D
50. poupounesana
(
01/02/2005 07:50)
ouh manimanina an'zany rehtra zany aho leretsy!
marina daolo ny voalaza!tadidiko tsara taloha nanao kaskasikaopaka!fa nitady anay adin'iray angmaba le boka! hay kay zay mbola tany @ mpivarotra mofo ramanonaka d tsy hitany mitsy!
marina daolo ny voalaza!tadidiko tsara taloha nanao kaskasikaopaka!fa nitady anay adin'iray angmaba le boka! hay kay zay mbola tany @ mpivarotra mofo ramanonaka d tsy hitany mitsy!
52. kinaoly
(
01/02/2005 19:25)
chipie1> ie efa mivalana fa mbola alefa fona, tamzany mbola le 45 tour reny na le deka tsoutsa no alefa de kentsounketsouna be le feo' manomboka zoma hariva ziska alahady alina io na alina na atoanjou
ramaso> de misy clo mahajanga sy oza jerôme kou
ramaso> de misy clo mahajanga sy oza jerôme kou
53. fijo
(
01/02/2005 21:53)
de besa eo le tapaka amin'ilay hoe" nahoana no tomany ,mahita vody ;vody vody vody...lanitra
54. vegas
(
02/02/2005 10:15)
ary iza taminareo no mpinono tanana tamin'ny mbola kely? mahapetakorona hono ny minono tanana, marina ve zany?
55. mihanta
(
02/02/2005 13:34)
avy njay vegas sy ny resa nono.mba tianlà mintsy io resaka io an.
ary le refa tafaraka en groupe d mihinana manga manta sy sakay,voamadilo etc..
ary le refa tafaraka en groupe d mihinana manga manta sy sakay,voamadilo etc..