t@ mbola kely

101. Ramaso ( 07/02/2005 19:06)
dein.. de rehefa avy eo manao hoe joro joro le valala di vonoina de atono de hanina!
102. kinaoly ( 07/02/2005 19:10)
humm miam miam :lol: :miam:
103. Ramaso ( 07/02/2005 19:26)
mba valala aza fa tsy tanalahy!
104. kinaoly ( 07/02/2005 19:33)
ramaso> mbola nisy fonihala azany, le hala be reny no samborina de atono ( fa c'etait franchement degueulasse) :^)
105. Ramaso ( 07/02/2005 20:15)
deeeeeeeeein! reny kosa ntsy nataoko le ..
zem po le nareneh moa
106. Nananie ( 08/02/2005 11:43)
'zany no atao we nihinana ny tsy fihinana =)) =)) =))
107. booboo ( 08/02/2005 12:14)
=)) =))
108. fijo ( 08/02/2005 22:01)
maro wa le kilalao taloha no tsy hita intsony e.mampalahelo
109. ikaretsaka ( 08/02/2005 23:42)
ka izao letsy efa niova an.. tsy zanadandy sy vongory tsony no hoanina fa "creme " t@ fimailo! ohatran'ilay ankizy kely hitako tary @ park
mbola kiriko za raha mieritreritra an le izy le!
110. fijo ( 09/02/2005 05:43)
ka ny tsy fisian'ny kilalao taloha intsony no mahatonga ny ankizy hikaroka zavatra hafa dia ireny o hitany sy ataony.
111. Nananie ( 09/02/2005 11:49)
oauy le 'ty e! In kou 'zany ry Ika? Andro atoandro ve 'zany ? Aty 'zany tratran'ny pra tonga de mirehatra!
112. kinaoly ( 09/02/2005 11:49)
ka zao ane ndriandray na kototany ilôlôvana aza tsy misy :{ , ny ankizy amzaou misy mbola tsy nahita omby afa-tsy le hena hoanina reny azany hono :{
113. booboo ( 09/02/2005 15:16)
114. fijo ( 09/02/2005 22:12)
kinaoly ie marina izany ary izay no tena olana be ankehitriny
115. ikaretsaka ( 09/02/2005 22:37)
nananie
http://serasera.org/forum/index.php?rub=message&msgid=m41ec067358a39
116. fijo ( 10/02/2005 23:19)
tsy naharaka indray nananie le
117. pony ( 11/02/2005 17:26)
Hono ho aho booboo teny kely fotsiny, tena nanana fahazazàna vehivavy vé énao kay !(miala tsiny sao dé tezitra an!)satria mahavariana ny fisainanao !Enao vé dé tsy niheritreritra ny hanao mariazy zany ary dé ny sipa kou aza vé????? Mahalasa fisainana izany an!!!Tandremo an!!! Asa aloha koa.


118. kinaoly ( 11/02/2005 17:51)
pony> za anisan'ny tsy nanao kilalaom bhv tam-mbola kely sady tsy nandalo tao antsaiko zany we hanambady zany, amiko koa tsy izany no mamaritra na vhv ny olona iray na tsia, samy nanana ny zavatra tiany sy ny kilalaony fotsiny sa vr tena sampona za :roll:
119. poupounesana ( 12/02/2005 09:48)
oh ry reto ah! misresaka kalo nareo fa hoatran'ahoan marina le kalo eh? misy namako zay d hozy hono ny sipany t@ny hoe tandremo enao miodina any fa efa nasiako kalo fa tonga d miraikitra any d tsy maintsy miantso anà vao afka! d gaga aho hoe fa inn le kalo eh? d hoatran'ahoana eh? sa resak'heh ftsiny zany?...
120. ikaretsaka ( 12/02/2005 14:25)
ireo any ambanivohitra dia bedebe ny manao an'io!
tany atsimon'i Bira kao aho efa naheno olona an'io.. dianitabataba ny fokonolona dia nandeha nijery ny niseho sy nahita mintsy e.. fa tena niraikitra niantsoana fokonolona!
fa ilay maha kalo sy tsy maha kalo anazy tsy haiko.. fa ho an-dry zareo dia kalo tokoa hono
fa niraikitra de tonga le tena tompony avy eo rehefa nifona sy nibabaka izy roa kely sy niangavian'ny olona teo lery de nesoriny de afaka!
za tsy minomino foana.. fa raha izay zavatra hitako izay....

mila mivoaka kely an'Antananarivo mihitsy nareo itony ry poupoun
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1788