t@ mbola kely
141. fijo
(
22/02/2005 23:30)
tamin'ny andronay dia ry besa,vola sy noro;ny mpanao baolina tianay dia i rivelino(lavapataloha),dia ny sary mba nangonina sarina bruce lee.
144. poupounesana
(
28/02/2005 08:33)
fijo ah, enao v mbba manan posteran'i bessa, d vola sy noro fa zà mba omeo ataoko kado d'anifan'i dadanay!
149. kinaoly
(
05/03/2005 15:49)
oups, zany no tsy nandalovako klé, za tsy mba nanisy poster tamtsanou zany, na kahié de san de kahié de souvenira... k dalll ..ôtsan'ny we ni-rater klk sozy zany ve za ? :{
150. poupounesana
(
06/03/2005 06:21)
mety tsy ni-interesser anjy le izy zany fa tsy nirater nininn njy ka! fa mety hanahirana ra zao vo hanao an'zany han! so lazaindry zalah fa manao retour d'âge eo :wink:
152. dily
(
14/04/2005 13:31)
Zaho t@ mbola kely dia ny tao an-tsaiko dia hoe ahoana ary izany mano izany.
153. majakely
(
15/04/2005 10:01)
dily:
Zaho t@ mbola kely dia ny tao an-tsaiko dia hoe ahoana ary izany mano izany.
Ary amin'izao lehibe izao dia ahoana ary ry DIly;hihihi
154. dily
(
19/04/2005 12:42)
izao le izy efa iainana dia tsy blem intsony. Ny fanontaniana indray izao dia hoe ahoana ny atao mba hanaovana tsara.