Basin\'ariary fito!

121. ikaretsaka ( 19/01/2005 20:10)
fijo iznay rehefa maraina no mpikidaona?

kidaom-baramita.... kitaom taaaaa!
122. fijo ( 19/01/2005 23:01)
pitchou ve de tsy mahalala kidaona maraina e.le fandaharana ao mada amin\'ny fampihelezam peo
123. pitchou ( 20/01/2005 12:13)
hay v iny e! tsy mikidaona izany @ iny fa mandoa vola kou! lafo b ny telefona aty! fa tsy hoe akory ariary 7!
124. fijo ( 20/01/2005 23:22)
:-D :-D :-D iny indray no tsy tazako le
125. dadabe ( 21/01/2005 12:32)
hihihihihihi (l) :lol:
nareo kilonga madinika reto hoa tsssssss,hita mihitsy hoe mbola tsy tratran\'ny basin\'ariary 7 fa mafy ane zany e, :D
Zah mba mangataka hoe \"karajia \"r\'izalahy ampiadiana fa aza ny olona na mifanasa vangy a,sao dia simba eto anie ny imagen-tsika e.
hihihihi \"tsiky de ampy e\" :*
.....De tohizo le resaka fa tssss.......
126. pitchou ( 24/01/2005 19:28)
ambarako fa hilaza inn kou dadabe!

ramaso> tô misy zaraim-potsiny aza we ko!
127. mumu ( 25/01/2005 09:32)
ary i ramaso hoa raha ametaka surnom eto e!
rapitsony e! maitresse e! chips e! boubou e! bibiche e!... d\'iza kou .
pitchou> :-D
128. fijo ( 25/01/2005 23:16)
izany hono maitresy an
129. pitchou ( 26/01/2005 10:53)
:-D :-D :-D ramaso ity tssss!
130. fijo ( 26/01/2005 22:38)
pitchou ka marina kosa izany ko.afa ihany ny maitresy
131. ikaretsaka ( 26/01/2005 22:51)
raikits anjay i Mumu sy ramaso le
za efa niteny an\'ialahy ra fijo hoe vazaha mody miady reo hoa
132. pitchou ( 27/01/2005 20:28)
d i karetsaka moa izany i Raka\'ts?
133. fijo ( 27/01/2005 22:49)
efa fantatro fa mody be resaka fotsiny ireo e.
134. chipie1 ( 28/01/2005 10:46)
pitchou > :-D
135. pitchou ( 29/01/2005 03:26)
ary voafikany mihitsy rafik\'ss zany an!
136. ikaretsaka ( 29/01/2005 03:30)
za karetsaka ka.. :-o
137. pitchou ( 29/01/2005 11:33)
rafik\'s voafitaka fa tsy raka\'ts ka!
138. welie ( 29/01/2005 15:02)
:-D :-D :-D mahita miiiintsy!
139. dadabe ( 01/02/2005 07:42)
mbola tsara maso letsy elah zany ramaso a,rakare zany voafitaka kle,de mamangy amin'ny fahoriana lesy ra fijo a :cry: efa lasa maitress e izy tsinona tsy basin'ariary 7 kou ,ary i welie basin'otronona?????
140. dadabe ( 01/02/2005 07:53)
welie:laingako zany aaa, (l) ndry mou tsy amidy oo na ariary 7 na ariary 8 aza hihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2649