Basin\'ariary fito!

161. Ramaso ( 07/02/2005 18:40)
za nge fijo ihany ny nampianatra ahy e.. matoa za hendry de noho i fijo..matoa za maditra d enoho i hery
162. pitchou ( 07/02/2005 18:52)
:-@
163. Ramaso ( 07/02/2005 18:54)
kozy e... za honette milaza izany aminao!
164. fijo ( 08/02/2005 23:27)
inona ary ity manampimbava ity ry pitchou?avelao izy hilaza ny heviny.
165. pitchou ( 09/02/2005 18:28)
d faly ery izany i fijo fa nahazo naoty ambonimbony avy tany @ ramaso an!
166. fijo ( 09/02/2005 22:03)
milaza ny heviny izy ko.
167. ikaretsaka ( 10/02/2005 00:53)
ramaso kosa honette foana hatr@ izay ary milaza ny heviny mazava ry pitchou fa aa tezitezipoana eo a
168. pitchou ( 10/02/2005 12:03)
zà nga tezitra! mahavariana ahy fotsiny nareo 2lahy mba noheveriny ho namany azony atokisana nefa miala pà fôna raha vao mba alefa any aminareo izy na mba misy ilàny anareo ! :-@
169. fijo ( 10/02/2005 22:54)
an an izahay manampy azy foana ka
170. ikaretsaka ( 11/02/2005 14:55)
marina mihitsy izany
171. pitchou ( 11/02/2005 20:30)
mba jereo aza izy we maninn zao mbola midongy fôna!
172. ikaretsaka ( 12/02/2005 02:15)
tsy zahay kosa no nampidongy azy fa le mpamafa azy rehefa manao cekezem e
173. pitchou ( 13/02/2005 07:48)
sô d mba irony vodikofafa horona matsilotsilko b irony aza no nampiasain-drizalahy?
174. Ramaso ( 14/02/2005 03:31)
vodinkofafa leoko ihany.. kdaa
fa ny vodin-tsobika manantena fa nahazo manana ny tandrifiny de milelaka ilay vodin-kofafa no tsy laitra!
175. pitchou ( 14/02/2005 18:05)
ka ramaso nge le vodin-tsobika notolorana le vodin-kofafa no mahatonga anay miteny an'izany e!
176. mumu ( 14/02/2005 20:02)
=)) =))
177. fijo ( 15/02/2005 00:26)
faly ndray mumu nefa ny mpianany no asaian'ny olona le.
178. ikaretsaka ( 15/02/2005 01:02)
ny vehivavy matetika no atao hoe vodin-tsobika ka..
i"o le hoe vodintsobika aza ry reto manana ny tandrifiny" rehefa tsy mety mahazo zara ny basin'ariary 7 !
(fanamarihana fotsiny iny ho an'izay tsy zatra ilay fiteny gasy)
179. pitchou ( 15/02/2005 09:09)
tena diso b ikaretsaka! tsy misy connotation hoe vhv na lhl mihitsy le vodin-tsobika! sa matahotra ny ataon'ny olona hoe basin'ariary 7 kou i karetsaka? :-*
180. fijo ( 15/02/2005 22:05)
pitchou an ,tena marina kosa fa ny vehivavy no tena notenenina tamin'io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0102