Basin\'ariary fito!
222. fijo
(
24/02/2005 22:56)
chipie marina kosa izany ko.nareo mpaka tahaka fotsiny.
izay le sipa e
izay le sipa e
224. mumu
(
25/02/2005 10:42)
fijo de atao inona avy eo refa mehjera ilay olona???
chipie1 ekena tanteraka io!
chipie1 ekena tanteraka io!
225. pitchou
(
25/02/2005 19:35)
fijo> ambony ny tongotra ahoana? sao d miakatra mafy tampoka mandaka ny ary ananona ary tokoa vao ambany ny tanana sy ny saoka lahy nareo! zay vô "maty ah le basy rano"
227. fijo
(
28/02/2005 23:01)
mumu rehefa mihanjera?raha hendry mahazo safosafo raha maditra mahazo tsindrotsindrona.
229. dadabe
(
05/03/2005 09:56)
mumu>de mahazo safosafo avy @ i fijo zany heheheheh mazava ane zany e,
fijo>mahereza zandry e,
ikaretsaka>izay le sipa e 8) :o
fijo>mahereza zandry e,
ikaretsaka>izay le sipa e 8) :o