Basin\'ariary fito!

181. dadabe ( 16/02/2005 04:18)
pitchou>marina kosa ny any karetsaka e,il a raison,karetsaka tsy amidy izany satria izy bandy,fa ny sipa no vodintsobika,sady amidy :D sa ahoana lesy fijo?
182. Ramaso ( 16/02/2005 05:21)
marina io fa sipa mitady vady ka tsy mety mahita matetika no atao we basin'ariary fito na vodin-tsobika!
otsan'ny nanao malagasy ko i tantine sa bac novidiana koa?
183. pitchou ( 16/02/2005 18:42)
ramaso> zà less gisitsa tsisy taoarinako mintsy t@ malagasy a!!
fa inn no tena atahoranareo bandy reto e! vao misy zavatra kely d ny hanaratsy sy hanebaka sipa fôna! sa tsy nahita tandrify d vôtery nionona t@ ze hita teny? raha ariary 7 aza tsy voavidinareo inn no aminareo? tsy bonbon pecto 1 akory zany!
184. fijo ( 17/02/2005 00:03)
kay ry pitchou,izahay anie tsy maninona e.fa milaza ny hevitr'ilay teny fotsiny fa aza miakatra toa io
185. dadabe ( 17/02/2005 10:10)
pitchou hoa mora miakatra ,nefa ny kofy no tokony miakatra,sao de mba indry mihitsy aza no basin'ariary 8 le? :twisted:
186. pitchou ( 17/02/2005 18:31)
fijo> enao ngah maninn fa tsy mpanisy sra fotsiny d zà mpanisy sakay!!!! fa edio varotra rehefa tsy zaka fa tsy ahaenatra ny milaza ze an-tanana e! inn ary ty!
187. mumu ( 17/02/2005 20:42)
ny sipa fôna mantsy ny asina ato!!
za efa miteny anareo fa miova taranja!!!
188. ikaretsaka ( 17/02/2005 20:46)
ko raha tsy pelaka ry mumu ko hanisy bandy!
189. chipie1 ( 17/02/2005 20:58)
ny tiany i mumu resahana ange dia ny oe ny sipa fôna no ataonareo resabe fa tsy resaka pedale ry ika! :lol:
190. ikaretsaka ( 17/02/2005 21:01)
hay ve e.. fa @ bandy aloha na pedale na tsy pedale.. tsy fommba loatra izany mamely bandy izany e
191. fijo ( 17/02/2005 23:35)
ka tsy hita ry mumu raha tsy mody atao toa izany ny sipa ko
192. mumu ( 18/02/2005 09:41)
chipie1 sôtsa nanazava akia!

ikaretsaka fijo ka nareo tsy mety faly amin'ny sipa mintsy ka!! vao miainga de ny sipa zao, ny sipa manan.... inona mbola hiarahanareo amin'ny sipa raha izany!! miova taranja wa!!!
193. pitchou ( 18/02/2005 19:26)
hita wa ry mumu! rizalahy ireo ange tsy tia sipa mihitsy e! izy samy izy ihany no mifanasoaso d nefa mody menatra rehefa lazaina hoe ny lahy ihany no tiany! mba andramo kotabaina ange i fijo raha tsy manangam-bovona be i karetsaka e?
194. chipie1 ( 19/02/2005 16:29)
:-D :-D
195. ikaretsaka ( 19/02/2005 18:43)
taiza koa zay no niteny hoe tsy mety faly @ sipa.. ary ity maitressen-dramaso ity mamorona an.
za manoro ny fomba sy ny kolontsaina gasy fotsiny
196. mumu ( 19/02/2005 20:44)
ikaretsaka za tsy mamorona zany fa marina io lazain'ny pitchou io! isakin'ny sujet zao nareode manaratsy ny sipa fôna fa mifanasoaso fôna e!! honesty wa!! sa menatsa ve?? :lol:
197. ikaretsaka ( 19/02/2005 21:20)
za tsy nanaratsy sipa fa manao fanamahirana fotsiny heony sipa no nataon'ny ntaolo an'io fiteny io.

ary ny ahy ange ny zavatra marina sy miseho @ fiainana sy fitenin'ny olona foana no lazaiko e.. hoe tsy mahataty mampirafy ny lehilahy ohatra dia ny namaliako azy dia ahoana ary ilay sipa t@ gazety hoe tratra nampirafy ny lehilahy dia notapahiny vadiny ny zizi-ny ---> iza no tsy mahatanty??

na hoe sipa lasanko vavany---> zavatra efa niseho teto daholo ny ahy no hanaporofoako azy
198. mumu ( 19/02/2005 22:33)
hono hono dôly zany!
zavatra nisoratra teto ve mba référence nao klé?? 8O
199. ikaretsaka ( 20/02/2005 02:56)
zavatra voaporofo daholo izany ka!
ary zavatra marian sy tsy iadiankevitra intsony
200. Ramaso ( 20/02/2005 06:24)
ary i maitresse sy tantine mailomailo fa leo "pehana" sahady nga? :P

ny bandy mifanohan-tsy ho lavo e..
ambody tavoahangy ve niaraka de
ambodin-dravoahangy vao hisaraka?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.197