Basin\'ariary fito!
1. tenio
(
03/12/2004 14:52)
Asa raha fantatrareo ny fitenin\'ny ntaolo hoe basin\'ariary fito ka sady tsy takatry ny mahantra no tsy tian\'ny mpanakarena?
Ny fanontaniako dia hoe misy ve io toe-javatra io eo amin\'ny resaka fitiavana???
Ny fanontaniako dia hoe misy ve io toe-javatra io eo amin\'ny resaka fitiavana???
répondu par fijo le 09/03/2005 22:54
2. sechat
(
03/12/2004 15:05)
basy alou mety misy fa izy ariary 7 no tsy haiko :-D :-D :-D asa angaha raha misy mahalala?
8. pitchou
(
03/12/2004 17:15)
aiza i nikopol eo?
chipie> sao d tsy le madimozely antitra fa le tovolahy antitra?
chipie> sao d tsy le madimozely antitra fa le tovolahy antitra?
9. lucas
(
04/12/2004 08:12)
tsy sipa na bandy antonintoniny ve no tiana lazaina @ zany e?Zany oe tsy mahantra tsy manan-karena,tsy ratsy be nefa tsy tsara,tsy tsy tanora nefa tsy antitra koa sns....zany ve tsy mitovy @oe manalasala ôtran\'ny vozon\'akoho?
10. poupounesana
(
04/12/2004 08:38)
tsy d arako ny dikan\'ilay fitenenenana! fa sao d mitovy @le hoe tsy ambony tsy ambany hoatran\'ny lohalik\'alika eh!rah nodinihiko ny zvt nosoratan\'i lucas manko d zay no fehiny!
12. ravatorano
(
06/12/2004 08:15)
marina ny anareo fa matoa ny ntaolo niteny an io d misy io.Amiko anefa dia ireo olona manana toetsaiana hafahafa no itoeran io toetra io izany hoe ilay mampifanindry ny fitiavana sy ny vola ,izany hoe olona amanan fitetika hafa noho n ny tena izy izany eh.
Olona manan complexe no mitahiry io toetra io fa tsy mijery mahitsy fotsiny ny fandehan javatra miseho.
Ohatra raha kofa d izao te hikoty an ilay sipa nefa raha lebany b d mataotra izy fa tsy sahy nefa mety ho tia azy ilay sipa fa ny fitiavana anie tsy mifidy hoe harena na taoana na inn fa rehefa mifanena izay d raikitra eh
raha somary heveriny indray fa \"\"ambany\"\" noho9 izy d tsy tiany avy hatrany ka izay ilay basin arifito tsy tian ny mpanana enao nefa tsy takatry ny malahelo.
D mitovy amin izay koa ny joba raha bandy manakarena tsy hikoty azy mihitsy satria noho io complexe ananany io ihany ary ny bandy mahantra koa d tsy hahazo azy satria izy indray no avo vava
Ny fitiavana anefa dia lakalaka fa tsy ampoizinao mihitsy ny anjara tokatranoana fa d eny andalana eny mikoty lera houzy ny fitenenana izay fa tonga ho azy eo io. :wink:

14. tenio
(
06/12/2004 16:52)
Ny hitako koa ohatra dia sipa milaza fa tsy hanambady raha tsy vazaha kanefa ny ny vazaha tsy misy tia azy.
15. pitchou
(
06/12/2004 18:06)
d ohatra hoe bandy te-hikoty sy hiraka @ vazaha nefa tsy miraika @ ny sipa vazaha fa kilalao no notedaviny taminy! d wain eo
16. chipie1
(
06/12/2004 18:45)
samy wainn de basta fa tsy misy oe refa sipa de wainn bebe kokoa ...
18. yonikafopl
(
06/12/2004 21:30)
ka efa manana ny tandrifiny izy izany ramaso a! ianao nga tsy mampiasa kofafa? tsy mila kofafa?
19. fijo
(
06/12/2004 23:12)
ny sipa gasy avy aty ,no tena betsaka tratran\'io taloha fa izao efa resaka vola araka ny tenin dravato;
20. ikaretsaka
(
07/12/2004 06:23)
efa nisondrotra ny basy izany... ary valo miady varotra izy izao!