Basin\'ariary fito!
42. dezy
(
14/12/2004 13:28)
ravato>ka le basy ariary fito ny vidiny de tsy takatriny mahantra nefa le akoho tiany hoanina de ny kary tao an-trano no nirahany angalatra le akoho :-P :-P :-P :-P
43. tenio
(
14/12/2004 14:11)
dezy> hihihihihihihihi
Mba kary intélligent kosa zany kary azo irahana zany

44. welieoelee
(
14/12/2004 20:44)
dezy
hihihihihihihihihihihihi marina ny an\'i tenio we intelligent ilay kary.
ravatorano
weeeeeeeeeeeee??? ilay volaza voalohany sa ilay teo ambany? :lol:
pitchou
hiandry vazaha ihany raha ny marina ve? Miseho milay marina aloha ny bandy gasy e! :-* à tous les bandy gasy!!! Aza mitaraiky fotsiny e! Ho lasa eo koa ny vazàha fa mahita sipakely manja eo koa. :-D
Eo vao tena basin\'ariary fito eo koa.

45. welieoelee
(
14/12/2004 20:56)
Misy zavatra adinoko kely indray e!
Misy ireo olona (sipa matetika, sorry les copines!!!) izay manao izay maha basin\'ariary fito azy. Ny antony dia tsotra ihany, mora kokoa raha misy ohatra:
Misy bandy iray ohatra mba tena tara be amin\'ilay sipa mihitsy....le bandy amin\'io tsy ratsy nefa tsy azo lazaina ho bogany be mankaiza koa nefany. Manana ny ampy (ny nécessaire/utile e!) fa tsy manan-karena.
Ilay sipa ary amin\'io miavona fa mihevitra hoe \"je mérite mieux\" (tsy ratsy akory io an!). Dia miandry...miandry.....miandry......miandry an\'i Paoly eo.
Ny taona miha mandroso, ny endrika sy bika koa miha.....(oups! tsy hitako ilay mot).
Aza tezitra ny sipa fa mba eritreritra sipa ihany ity e! :D
Ary ny bandy tandremo sao dia vao maika hiseho hilay eo indray :-D

47. pitchou
(
15/12/2004 07:16)
welie> ko tsy loza raha ze mandalo d raikitra? :-* nareo bandy kou ange no voalohany mitaraina rehefa tsy amelanay e! lazainareo ndray fa collantes zahay!
ramaso> ka aiza no d ze voankazo hita d hoanina fa aleo mifantina ka! d haka ny misy biby v sanatria? sa ramaso v d ze mandalo eo d fikirina d entina mody?
aza mandalo any @ fijo zany karin-dradezy zany fa ataony mahita faisana! itadiavany basy ariary fito itifirany azay! sady mety matavitavy tsara zao zany kary voky akoho izany an!

48. tenio
(
15/12/2004 11:06)
radezy an, mba fatory less izao karin\'elà izao fa mandripaka ny akohonay an
49. xxx
(
15/12/2004 11:47)
Raha fintinina marina alo ty rasak\'ty de sipa no tena vôtifitre satri porofo\'zany ny firovan-tenany eto sady ôtrany manao fitsipaky ny miala aina izy zany.
50. dezy
(
15/12/2004 18:14)
aza tifirina rafijo ny kariko fa majary tsy misogany kou za a :-D :-D :-D
52. pitchou
(
16/12/2004 05:38)
xxx> manana olana @zany angaha enao? enao aza mila fiafenana mihitsy fa mahasahy miseho akory ko!
dezy> asio soratra we \"ambany ny basy ra-fijo fa kaliko ity!\" :-D :-D :-D

53. ikaretsaka
(
16/12/2004 06:17)
>pitchou mamaly an-dramaso atsy ambony atsy
--->\"ka aiza no d ze voankazo hita d hoanina fa aleo mifantina ka! d haka ny misy biby v sanatria? sa ramaso v d ze mandalo eo d fikirina d entina mody? \"
de mba hamaly kely za
matetika rehefa noana dia jerena ihany ilay partie tsy misy biby @ le voankazo de petahana ko.. rehefa tsy misy ohatran\'izay ilay hifantenana...
ilay hifantina ny tsy misy sy mila voa tsy hary no ilaozan\'ny omby eo e.. ny taona mandroso... rahoviana no hitranga hozy le hira izay!

54. pitchou
(
16/12/2004 06:29)
d karetsaka zany ze sendra hitan\'i karetsaka teo no nofikirin\'ikaretsaka? na tsy tian\'i karetsaka aza fa matahotra ny taona i karetsaka? gravy ndray zany!
56. dezy
(
16/12/2004 10:16)
eo fa asaiko ela fijo fa kary efa misesika akoho anie iny e,sady tsy azo asiana fehivozona fa manjary andoavana hetra :-D :-D :-D
58. mioumia
(
16/12/2004 14:00)
welie...; za tsy d\'accord @ zavatra notenen ndry tery ambony... tant que tsy mitovy niveau de vie @ lé sipa lé bandy d tsy mety... ra lé bandy no ambony d mety fa ra sipa ts mety satria mijaly ndry.... c l\'expérience...ra mbola tsy nanandrana ndry d manandrama fa on ne peut pas vivre d\'amour et d\'eau fraiche....efa manana ny fiainana nazatra an ndry ndry d ra tsy mitohy zay d tsy maintsy misaraka tot ou tard... il vaut mieux etre seule que mal accompagné!!!!!
60. welieoelee
(
16/12/2004 17:57)
pitchou,
tsy hoe zé mandalo kosa dia raiketina e! Avela misy andalo maromaro aloha fa tsy miandry hoe efa antitra mbola miandry fona an! :-D :-D :-D Resaka io kanjo e! Rehefa misy bon parti kosa ve tsy andeha???
fijo,
efa hoe aza miseho milay eo indray hoy aho nareo an! :-D
mioumia,
ahoana koa ny anandramako an\'izany akia? Fa nahoana moa ny hoe voatery hijaly le sipa raha toa ka ambony noho ilay bandy? Azavao kely akia hoe? :)