Basin\'ariary fito!

61. fijo ( 16/12/2004 21:11)
welielol an,miseo milay ahoana indray aryyy
dezy aza matoky fijo fa kary ny ao an trano
62. ikaretsaka ( 17/12/2004 04:09)
pitchou> za tsy anao hoe tsy mifantina .. mifantina tsar amihits ary rehefa manavaka ilay partie lo sy tsy lo ... saingy zatra scout koa ka nisy fiteny izay manao hoe .. \"haiko ny mihafy.. haiko ny manambe\".. ary tsy manakatra ny tsy takatra koa za.
Raha tsisy letchis ohatra dia tsy handeha hiandry letchis tsy ho avy za.. fa rehefa misy desera eo dia haniko ko!
63. pitchou ( 17/12/2004 06:12)
karetsaka> ka izay ilay izy! saingy ny ahy ampiako hoe tsy handray na hihinana zavatra maha alerzika ahy mihitsy aho! \"haiko ny mihafy ...\" ka aleoko mihafy toa izay hihinankinam-poana! rehefa mifanojo @ le anjara ange angaha moa misy afaka midify? fa tsy dia ny hitady vady na namana no ndeha atao tanjona eo @ fiainana ka na tsy misy fitiavana na d 1 mg aza d lasa ihany fa hatahotra taona! tena tsy mahita ny tenako ho masochiste aho alou e! asa enao?
64. pitchou ( 17/12/2004 06:13)
xxx> d toute facon na malazo io na midorehitra tsy ho anao olon-tsy misy anarana mihitsy akory ka! aza mamiza-tena loatra
65. mioumia ( 17/12/2004 12:34)
welie, ao fa azavako anjy ny point de vue-ko!!!
manin ozizy njy no mijaly??? mijaly njy satria efa misy fiainana zatra niainan njy d tsy afaka midina njy!! ohatra ra zatra nahazo zay tinjy njy tany @ nareo d refa tsy mahazo an zay njy d lasa malaelo na eo aza lé fitiavana... misy zavatra tsy ampy foana eo @ fiainan njy d mitsiriritra olona ndry wé.... pkoi t pas a leur place... zay andraisan njy aza fa zay no evitro!!!
ekeko wé misy ny anjar fa @ko ny olona tsirairay samy manorona ny anjarany...
exemple... ra t angalatra ndry, tsy misy nateraka angalatra, fa safidy sy sitrapo!!!! d otran zay koa ny fitiavana; si on peut etre \"re amoureuse\", satria un amour unique ca n\'a jamais existé, on peut toujour renouveler!!!
66. welieoelee ( 17/12/2004 16:24)
mioumia,
misaotra aloha @ilay fanazavana an! Fa izao no tsy azoko: raha toa ka ilay vhv no ambony no ilay lhl dia maninona no hoe tsy ahazo zvt izay tiana comme avant? Au contraire ary njy indray no vao maika mahazo zvt ary izay tianjy. avy eo tohizako indray an!
67. tenio ( 17/12/2004 16:45)
welieolee>wéééééé, merci, njy hatao membre d\'honneur de la gente masculine
68. tenio ( 17/12/2004 16:55)
enfin une fille qui comprend les mecs
69. ikaretsaka ( 17/12/2004 19:14)
zany ahay ry weelie ka fisainana reveko
70. pitchou ( 18/12/2004 06:08)
mioumia> nenjy kosa angaha prolonzment ny fiainan-jy ilay namana? d alohan\'ny iarahana v zany d ampiady mason-daomy alou njy?
71. dezy ( 18/12/2004 10:23)
mioumia ngamba mataotra hitelina double 6 koa :-D :-D :-D be masony be angamba de aleony miafy @ double 4 singany
72. welieoelee ( 18/12/2004 10:56)
tenio sy ikaretsaka,
tsy hoe manome rariny na pour ny bandy aho fa izay ny eritreritro. :lol:
En passant un petit ciao à bello qui se reconnaitra. :wink:

mioumia,
\"mioumia> nenjy kosa angaha prolonzment ny fiainan-jy ilay namana?\" hoy i pitchou.
Io koa ary ny fanontaniako aminjy.
Fa angaha marina moa hoe ny hiarahana amin\'olona dia hoe mba hanatsara ny niveau de vie? Na hoe hitazona ny fiainanna hatram\'izay?(raha io ny eritreritry njy an!)
Raha miha tsara moa maninona, tsy zara aza. Raha ohatra nefa ka hoe (tsy maintsy) misy ny tsy fanatanterahana ny sitra-po comme avant, tsy hitako hoe dia hijaly ohatran\'ny ahoana.
Ny fiteninjy eo ambony manko amiko dia ca sonne hoe tena gravy be raha toa ka tsy mahazo izay tianjy njy, raha tsy tanteraka daholo ny sitra-ponjy comme avant. Malgré l\'amour qu\'on porte envers son \"mec\".
Au fait, aiza moa ilay hoe \"tany aminareo\"io akia? Tany @ dada sy neny ve?
Izay akia ny fijeriko ry mioumia a! :)

dezy,
mampime be mintsy. hohoho tapaka mihitsy ny tsinaiko ato. 8-) :x


73. welieoelee ( 18/12/2004 10:59)
dezy,
ary aona ny eritreritrao amin\'io e? Aona raha toa ka ambony noho enao ny olona miaraka aminao? :^)
74. mioumia ( 20/12/2004 14:00)
wélie.... tsy aiko zay andraisan ndry azy akia fa za matoa manao zavatra eo @ fiainako d zay ampandroso fa tsy ampihemotra !!!
pitchou.... ny zavatra atao ndry retraretra = prolongement ny fiainana!!! ce que tu fait aujourd\'hui c le prolongement d\'hier...tout ce que tu fait c de vivre au mieux
75. welieoelee ( 20/12/2004 20:53)
mioumia,
aleo indray ary hoe havadika ny fijery ilay izy akia.
Supposons hoe misy bandy sady tsy misy diplôma no tsy misy vola (no tsy bogosy kou :-) ) Aminjy ve izany ny sipa hiaraka mainy tokony ho sipa zéro be mihitsy satria raha sipa ambony noho izy hijaly? :?:
76. fijo ( 22/12/2004 22:57)
izay hono e.
77. welieoelee ( 23/12/2004 11:37)
mioumia,
ok merci du conseil :)
78. fijo ( 23/12/2004 21:44)
mioumia an marina fa efa nisy le tantara fa aza mitonona anarana ampahibemaso toa io fa tsy tsara.
79. tenio ( 24/12/2004 15:37)
fa nisy inona?
80. pitchou ( 28/12/2004 19:06)
mioumia> tsy tianjy zany ny surprises surprises? tsy tianjy ny découvertes? tsy tianjy ny aventures?
za klou tsy manao kajy lava ze ho ampitso e! ampy ho an\'ny isanandro ze mitranga isanandro! aleoko fôna surprise! d le vao mifou maraina iny tsy mahafantatra akory ze ho fandehan\'ny andro :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2562