Basin\'ariary fito!

81. fijo ( 28/12/2004 22:11)
le mifanalabaraka kosa tokony hatsahatra e
82. pitchou ( 28/12/2004 23:55)
fijo> azafady fa tena otran\'ny tsy arako! nga nisy nifanonona anarana na nifanala baraka teo? otran\'ny hoe mba nilaza fotsiny izy ny fahitany ny fiainana d navantany aiko satria izaho nanontany kou! sa resaka hafa?
83. fijo ( 29/12/2004 23:07)
an an misy miteny anarana ato ka tsy mety e
84. welieoelee ( 30/12/2004 09:19)
marina io an\'i fijo io hoe aza manonona anaran\'olona kosa fa tsy milay e!
Za ve izao ohatra die hiteny hoe i fijo io anie ry reto ka tena....hummm hummm be e! hihihihi :-D
85. ikaretsaka ( 30/12/2004 14:26)
efa nanandrana an\'i fijo angaha i wellie?
velabelaro eto hoe??
:-D
86. booboo ( 30/12/2004 14:40)
hihihi
87. pitchou ( 30/12/2004 18:27)
:-D :-D :-D zany hono aky wellie a! liana b i karetsaka (zahay kounkou!)
88. fijo ( 30/12/2004 21:07)
ary izay ataon\'ni fijo izany dia mahaliana anareo rehetra an.hummmm sao bedin\'i XXXX eo nareo an
89. pitchou ( 31/12/2004 17:29)
eh! zany izy we XXXX kou! vao maika mahaliana !
90. welieoelee ( 05/01/2005 14:10)
ikaretsaka :^) chuuuuuuuut!!!

91. tenio ( 05/01/2005 16:31)
welioelee>tiko be le fisainana, raha otranjy daholo ny vehivavy dia paradisa ny tany.
92. dadabe ( 06/01/2005 05:39)
io dia toa milaza olona miavonavona ara-pitiavana nefa tsy haninotsianinona ,zany hoe tsy manana ny maha izy azy akory,miseho milay nefa miavona :twisted:
93. pitchou ( 06/01/2005 13:29)
dadabe marina!
94. tenio ( 06/01/2005 15:06)
:-D :-D :-D :-D
95. ikaretsaka ( 06/01/2005 15:37)
ie.. marina aloha ny an\'i dadabe e...
atsipy ny teny...
96. pitchou ( 06/01/2005 17:16)
raha ny sitrapon\'i dadabe manko d ze mandalo d raiketina avokoa o? sa ... tokony hanaiky daholo ze lalovana?
97. ikaretsaka ( 06/01/2005 21:27)
ka raha misy mahasaky ariary enina ny basy ry pitchou dia alefaso fa harafesina eo ange e.
vao mainka ange maty antoka raha lasa tsy misy mpanontany eo e! :-* :-P
98. fijo ( 06/01/2005 22:20)
aoka letsy fa mora loatra kosa izany an
99. ikaretsaka ( 07/01/2005 03:14)
fa ity hevitra ity kosa dia ataoko angamba fa mahafeno tsara ilay vidina basy e: :-*
:arrow: Mpandefa : pissoa
05/01/2005 20:20:24

Lohateny : Val : Fa maninona....

Sali an,
Izaho aloha vehivavy an, saingy miombon-kevitra amin-dry zalahy aho ... indrindra fa le oe cause sy effet io.
Ny fototry ny olana de izao:
1- diso fiantefa ny balan\'ny sipa matetika. Tsy ilay ideal ao an-tsainy no tonga fa zavatra hafa, de lasa amin\'izay izy mitaraina.
2-Aza tezitra amiko ny vehivavy an!
100. welieoelee ( 07/01/2005 11:38)
tenio :-*

ny an\'i dadabe kosa ve zany dia izay te hividy dia omena daholo? Tsssss......Mba tsy maintsy miandry kosa hoe iza ny be mpanombana (tsy aiko na diso fanoratra le mot na non :/ ). hihihihihi...............
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6082