Basin\'ariary fito!

21. chuan ( 07/12/2004 08:43)
Io ohabolana io Tenio mitovitovy am`le owe \" Manalasala be toa lava nify mamangy fahoriana , atao eo aloha toa mananihany , alefa any aoriana ohatran`ny hanaikitra \"
22. chipie1 ( 07/12/2004 11:34)
ramaso> tsy zay mou no lazaina oe tsy mampiasa kofafa fa aspirateur sady mangovitra nga zato izy ??
23. xxx ( 07/12/2004 12:33)
:-D mapine nareo k :-D
24. audoo ( 07/12/2004 14:18)
Tsotra be, manalasala toa vozon\'akoho no tena mifanakaiky aminy. Hanina toa hena avela toa taolana. de ohatra izany koa amin\'ny fitiavana. Kaontiana toa tsy ho araka ny sarany isan\'andro avela Tsy raharahian-dry zalahy.
25. joda ( 07/12/2004 17:31)
ireny sipa basin\'r fito irenydia toy ny voalavo mangetotra ampatana ka ditsoky ny nataony :-D
26. ramoul ( 07/12/2004 20:08)
misy dia misy tokoa io zavatra io fa zany we..., zah mbola tsy nahita mintsy atram\' zao ary tsy te hahita an\' zany mintsy kou! :lol:
27. welieoelee ( 08/12/2004 13:16)
hihihi be koa ilay an\'i tenio we sipa té hanambady vazaha nefa tsy misy vazaha miraika....wain eo comme ramaso l\'a si bien dit.

Basin\'ariary fito ry reto dia misy betsaka a!!!Ohatra sipa (na bandy!!!) izay tsy afaka hiaraka @ mahantra noho izy (na tsy takatrin\'ny mahantra zany e) nefa koa tsy hiarahan\'ny mpanana. Misy koa ohatra sipa navita fianarana tafita be nefa efa mahazo taona koa... ny ambany noho izy tsy sahy miditra...ny ambony noho izy tsy tia satria efa antitra.
Dia izy kosa ary no mba ho tia azy ireo??? :roll: :lol:
28. fijo ( 08/12/2004 22:51)
izay no hilazana aminareo sipa hoe tairo dien\'ny mbola tanora fa ravalo anie no eo fa ts lefito e
29. ikaretsaka ( 09/12/2004 04:56)
ka ny sasany hono miandry vazaha tsy hi\"valana: fa hi \"fito\" olona
30. dezy ( 09/12/2004 10:15)
otsany jet 7 zany kou tsy manana fa misilinga silatra fotsiny ho fatiny trosa eo fa ataovy :-D :-D :-D :-D
31. fijo ( 09/12/2004 21:45)
izay mantsy
32. mumu ( 10/12/2004 17:44)
reto wa tssss!!
33. welieoelee ( 10/12/2004 19:07)
fijo
velezon\'ny vy dia ny mbola mafana sa...?

34. ikaretsaka ( 10/12/2004 19:32)
zay mihitsy..
dia hiandry vazaha tsy hanontany ve..
ze misy eo hoanian hozizy le sefotenina scout-nay izay!
35. pitchou ( 12/12/2004 16:39)
zay le mandreraka aminareo bandy gasy ireto! miseho ho milay foana! tena basy ariary fito marina! tena hiandry vazaha ihany raha izao ka! marina e!
36. ikaretsaka ( 12/12/2004 17:21)
andraso eo i \"Paul\" ary\"na i zaka (oooops i \"jacques\")
Akoho tsy naneno ohatran\'izay ry pitchou lasan\'ny kary an...
37. fijo ( 13/12/2004 23:10)
sambory le kary dia ataovy kaly fa misy tsiron\'akoho ao.
38. ravatorano ( 14/12/2004 09:52)
welie>wééééééé marina ny voalazanao :idea:
fijo>inn idiran ny kary sy ny akoho amin ny basin arifito :-D :-D :-D :-P :twisted:
39. ikaretsaka ( 14/12/2004 10:01)
hitifirana azy :-P
40. njidany ( 14/12/2004 12:34)
resaka toe-tsaina daholo izany e! ialy basin\'ariary 7 dia ilazana ny olona tsy antany tsy amparafara, zany we tsy hitan\'ny mahantra ho alaina nefa tsy tian\'ny mpanankarena! matetika ireny olona miseho milay ireny no tratran\'io, ary saika vehivavy ny 98% tratran\'io zavatra io! Aza dia manao toa izany fa lakalaka ny fiainana ry zavavy a!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1149