Basin\'ariary fito!

201. mumu ( 20/02/2005 13:27)
ramaso enao no pehako eo vao gaga!!
202. ikaretsaka ( 20/02/2005 14:58)
oadray le.. reto tena vzaha mody miady fa kay misy ankipeka mangina =))
203. chipie1 ( 20/02/2005 17:02)
:-w =))
204. Ramaso ( 20/02/2005 18:33)
maitresse.. ao ary e! avy any aloha ianao no hipeka sa avy any aoriana?
205. mumu ( 20/02/2005 20:29)
ramaso izy 2 mintsy!!! :twisted:
206. ikaretsaka ( 20/02/2005 22:39)
hmmmmmm aleo miala sao bedebe ny zavatra hiforitika le
207. pitchou ( 21/02/2005 19:18)
mumu> andefasako karavasy njy sa fekibo ipehanjy azy? misy langilangy koa ity raha ety aminjy! :-D :-D :-D
208. ikaretsaka ( 21/02/2005 23:04)
oooh sado macho leeeee! ayayayay 8O :roll:
209. fijo ( 21/02/2005 23:07)
io izao dia voaporofo tsara fa ianareo sipa no tena mifanohantoha tsy ho lavo ato.jereo anie ireo ambony ireo e.
210. mumu ( 22/02/2005 10:20)
pitchou ie alefaso akia!
fijo ka zay mianatra ny ataonareo ka!
211. pitchou ( 22/02/2005 20:14)
ka nareo aza tsy misy anohana anay kou tsy aleonay v mifanohana e!
sa itedavako basy moramora njy (ariary 7 na latsaky zany) d mody rahonan-njy @iny hoe "hauts les mains! samy manao fetsifetsy! hauts les mains! ..." ? otsan'ireny bandy sy rôle reny!
212. fijo ( 22/02/2005 23:19)
ataovy ary fa ny ahy indray raha tratrako dia ambony ny tongotra izay vao gaga eo.
213. Iriniaina ( 23/02/2005 07:56)
:roll: :roll: :?:
214. chipie1 ( 23/02/2005 08:52)
aona ndray zany ry fijo =)) =))
215. ikaretsaka ( 23/02/2005 09:02)
nen reo ange zany foana letsy ry fijo e..
lazainy fa ny bandy ny mifanotatoha ntsy ho lavo sy mamely sipa---> nefa izy koa manao!

lazainy fa ny bandy no tsy mahataty mampirafy--->nefa izy no tena tsy mahataty fa manapaka ny "zizi" an'ilay akama tany jangil (tribune)

lazainy fa ny bandy no macho----> nefa izy no manao sado maso!

lazainy fa ny bandy no mamba sexe--> nefa izy koa kay mamba be mahavita film ny akamany

avis ko personel miampy ireo tranga miseho ato ireo an... dia manao conclusion za hoe:
ze zavatra lazainy sy hitarainany no vao mainka miseho sy voaporofo fa ataony!


"izay le sipa e!"
216. booboo ( 23/02/2005 10:17)
lé lelà ôa tsy maintsy mahita raha hitenenana oe " zay lé sipa e " fôôôôna !

" zay lé bandy e! "
217. mumu ( 23/02/2005 11:15)
pitchou alefaso aty zany basy zany fa ôtsany intéressant an!

fijo ahona kou zany ambony ny tongotsa zany ?? menjera eo klé!!

zay ilay bandy e!!!

"ny sipa wa wa wa"

zay ilay hoe zamé content!

218. ikaretsaka ( 23/02/2005 14:53)
zavatra hita sy mitranga ero reo tanisaiko sy hanaovako conclusion ireo ry booboo an!
ampiasao ramaso... euh! ny maso manko e
219. fijo ( 23/02/2005 22:41)
mumu izay le mienjera izay no tanjona amin'ilay abony ny tongotra.
ilay ambony ny tanana mbola hafaka mandositra fa ambony ny tongotra eo dia miandry eo.
izay le sipa e.
aza maka tahaka fa mba mamorona.
220. ikaretsaka ( 24/02/2005 05:56)
Fanamarihana kely:
efa marque deposee an'i fijo sy ny clan-ny io
"izay le sipa e" io
ka tokony mila droit d'auteur any aminy
asiana " " na asiana hoe (fijo) rehefa fin de citation raha tsy iznay manao plagiarisme
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1528