Petit guide à l'usage des femmes
61. fijo
(
26/08/2004 22:15)
izay mihintsy.
chipie>ny kabary ve no sanatria? :-D :-* fa ny toro lalana odoria. :P
chipie>ny kabary ve no sanatria? :-D :-* fa ny toro lalana odoria. :P
62. chipie1
(
27/08/2004 08:50)
fijo> ny mifanohitra anizay ka... mazava any i touuah ve?
toro lalana efa lany andro nenareo he he he
toro lalana efa lany andro nenareo he he he
63. pitchou
(
27/08/2004 13:39)
jhoul> tsy io nataonao io! io alou d efa tsy araka ny toetr'andro e! fa le guide ho an'ny lhl voatery hankary @ 18's! io no lazaiko hoe hananan'ny namana lhl ato tsiny enao raha tara loatra, satria dieny mbola eny an-dalana rizalahy d efa tokony hamaky azy d mba réflexe sisa rehefa tafiditra eny!
64. pitchou
(
27/08/2004 13:42)
jhoul> ary kay enao no voalohany tsy mamaky ze soratan'ny olona ato kou! hitako no tsy mifanandrify ny zavatra soratanao! tsy maninn fa vakio daholo alou hatr@ ze nosoratanao tery am-piandohana d fintino ho anay tsy mpamaky epistily d ataovy @zay le guide nandrasana aminao e!
65. jhouhlambout
(
28/08/2004 16:32)
pitchou> Zany an?! Sao dia nareo tsy mpamaky epistily no tena tsy mamaky ze soratako? :?:
66. pitchou
(
29/08/2004 11:44)
tsy maninn fa fintino alou e! sady vao mahita ny halavany d efa tsy manomboka akory kou!
ny epistilinao tsy mba misy fleurs fleurs d tsy mahasarika kou! sady tsy mba asianao manimanitra akory hanintona!
ny epistilinao tsy mba misy fleurs fleurs d tsy mahasarika kou! sady tsy mba asianao manimanitra akory hanintona!
67. jhouhlambout
(
29/08/2004 11:57)
Ka io ary efa fintin' ny famitinana satria mbola lava noho io ny version originale :wink:
68. pitchou
(
30/08/2004 06:23)
io v efa nofintinina???? ary raha mots clés fotsiny sisa no atao v mety mbola ho lava b ihany? d asiana fanoroan-takelaka @zay ze partie mahaliana ihany no jerena! io mou jhoul an! enao ange zao no efa tena mahay tsianjery an'io d vetivety d vitanao izay e!
fa tandremo nefa sao d tsy le tena izy no ataonao ery @fanoroan-takelaka an! mamitaka tsy milay! :evil:
fa tandremo nefa sao d tsy le tena izy no ataonao ery @fanoroan-takelaka an! mamitaka tsy milay! :evil:
70. jhouhlambout
(
30/08/2004 10:36)
pitchou> Zao atao:
1°) Akipio ny maso.
2°) Mifidiana isa 4 eo anelanalan'ny 1 ka hatramin'ny 40.
3°) Sokafy ny maso.
4°) jerevo ao @ ilay Guide ny dikan'ny isa nofidinao :wink:
1°) Akipio ny maso.
2°) Mifidiana isa 4 eo anelanalan'ny 1 ka hatramin'ny 40.
3°) Sokafy ny maso.
4°) jerevo ao @ ilay Guide ny dikan'ny isa nofidinao :wink:
71. pitchou
(
30/08/2004 10:48)
chippie> njy laozan-jy mime fotsiny ary kou! hihihi!
jhoul> ka aiza no d ande an-jambany kosa e! guide zany v d tsy mba tokony hisy fanoroan-takelaka? manjary lasa lecture tsy guidée intsony d tsy mety! io mou jhoul an! sao d ary am-povoany ary no misy le mi'intéresser d vao mamaky andalana 2-3 d tsy manohy d tsy hita mintsy le izy! tsy maninn na ataonao aza hoe ao @ chapitre 1 no ahitana ny mikasika ny didin'akanjo, chapitre 2 ny fomba fanaovana gateau sns !
miandry zahay an! :^)

72. poupounesana
(
30/08/2004 11:32)
sali daolo ndray!
pitchou ah, aza mandrera-tena @io guide io fa foplos io ary mitondra any @fahaverezana fa ny baiboly ihany vakiana d zay :wink:
jhoul, le guide-nao v tsy authentique akory d sahinao ny mizesta @nay eto?
fijo, midika inn tsara moa ny hoe nahavaky an'io guide io hozy enao teo ouh?sao d heverinao fa nareo lelà rery no manana an'zany hoe "arbitraire zany" enao aza ngamba no ataorako tsy hanana! f'angha rehefa hoe novakinay le izy d hoe tena tsy maintsy tanterakay daolo koa no sady hekenay? raha hoatran'zany koa ny dikan'ny hoe misora-mpanambadiana han, soratana fotsiny d ny dikan'iny hoe tonga d zà no tompony d tsy mihetsika eto antanako ity fa efa anà, manao ny sitrapoko rehetra, mety hilay kosa han!

73. fijo
(
30/08/2004 21:23)
poupou an>vakio aloha wa.dia rehefa any aoriana any mety hotanterahana ilay izy.ilay soratra koa anie tsy midika inona e.taratasy iny.
fa izao e.marina io ry sipa ka hajao an.
fa izao e.marina io ry sipa ka hajao an.
74. jhouhlambout
(
31/08/2004 16:48)
pitchou> Maninona raha mamaky andalana 1 isan-andro? @ izay azonao tsikelikely ilay izy.
poupounesana> Ataovy izay tianao atao fa tandremo fotsiny sao diso lalana an?
poupounesana> Ataovy izay tianao atao fa tandremo fotsiny sao diso lalana an?
75. fijo
(
31/08/2004 20:33)
marina izany.mamakia andalana iray isanandro fa vita foana io ny farany.
76. poupounesana
(
01/09/2004 08:55)
ka enao mitsy anie zao no mandiso lalana anay ry jhoul eh!manoro vohana tsss
77. pitchou
(
01/09/2004 12:31)
ka tsy lasa mintsy hoa zany boky e guide e hoy e tsy misy famintinana sy fanoroan-takelaka izany! rehefa vita tsara le izy d lazao zahay e! brouillon v no nde handaniana andro! raha mbola tsy milamina dia aleo mamaky baiboly na SAS na diksionera na sahala @zany! ireny fantatra hoe aiza no jerena raha misy tedavina!
fijo> andramo ange hoe isan'andro enao mamaky pejy iray @ baiboly e? hitanao fa mety ho lasa kristiana enao! marina e!
fijo> andramo ange hoe isan'andro enao mamaky pejy iray @ baiboly e? hitanao fa mety ho lasa kristiana enao! marina e!
78. fijo
(
01/09/2004 20:31)
pitchou>efa vita izany.ary ny SAS indray vakio ary amin'ny foniny farany ary fa avy dia vita ny boky iray manontolo. :-D :-D :-D sady tsy miova ny ao fa tantara mifaka tahaka foana.
79. pitchou
(
26/09/2004 18:01)
fijo> inn kay le efa vita? :?: :?: :?: d le SAS kou firenena samihafa fôna no alehany :-D :-D :-D sady iny mba misy famintinana d afaka mieritreritra na hanohy hamaky na tsia!