Petit guide à l'usage des femmes
83. fijo
(
04/10/2004 22:42)
fintiniko ary e.
tsara ny lehilahy ka tiavo sy hajao fa hijaly ianareo raha tsy eo izy.
vo endy\"the end\"
tsara ny lehilahy ka tiavo sy hajao fa hijaly ianareo raha tsy eo izy.
vo endy\"the end\"
84. pitchou
(
05/10/2004 09:56)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
ny lhl voendy??? fijo marina an! :-D :-D :-D
ny lhl voendy??? fijo marina an! :-D :-D :-D
86. fijo
(
05/10/2004 22:13)
an an,ianao wa tsss.ny dikan\'io dia homeo hena tsara hendy izy rehefa miditra ny trano.
87. ikaretsaka
(
07/10/2004 03:35)
nareo ko ry ry sipa dia mba sarotra atoro.. efa io ny guide.. efa io ny manual.. ampiharo @ zay e!.. avy eo manao heo zao ny lehilahy .. sns.. nefa efa omena io ny fomba fi traitena azy!
88. pitchou
(
10/10/2004 11:05)
karetsaka> nareo ange no tokony hahay hitsara tena hampiasa guide fa tsy maniraka olona e! le hany mba fahendrena bitika kely ao aminareo aniraho tena alou!
fijo> rehefa avy nandany vola b tany am magazay alou d tsy maninn raha atao hena mendy tsara sy manitra b no mitsena azy eo am-baravarana e! fa raha le nareo tsy mety manampy mintsy iny d aleo le lapoaly avy nanendasana hena iny ni itsenana anareo ka! :twisted: :twisted: :twisted:

89. jhouhlambout
(
10/10/2004 12:14)
pitchou> Dia izany tokoa ve ny fahitanao io zavatra io? Angamba tokony milla mandinika lavitra ianao?
90. pitchou
(
10/10/2004 19:45)
jhoul> le zavatra inn alou? ngah tsy misy mpanaraka ny guide-nao? maniraha alou wa tena vao maniraka ny hafa!
91. ikaretsaka
(
11/10/2004 19:15)
ny hitako olanareo koa ry pitchou de nareo sarotra atoro.. avy eo nefa be taraina
95. pitchou
(
13/10/2004 11:16)
karetsaka, jhoul, fijo> ka raha mora atoro v nareo tsy efa ela no naraka ireo torohevitra nomena anareo tato e!!!! io le we ny hafa ihany! :wink:
98. fijo
(
13/10/2004 21:58)
:-D :-D :-D :-D ialahy ity rajhouhl tena mahita havaly mihintsy ka.ih,ih,ih, milay e.
99. fijo
(
14/10/2004 21:07)
izay izany ry sipa a.io ilay fika fanao anay dia haraho tsara.dia mba hendre koa .
100. ikaretsaka
(
15/10/2004 03:16)
marina mihitsy ny an-dramaso.. nareo mena directives indray ity no mi nanani nanana ko...