Petit guide à l'usage des femmes

121. jhouhlambout ( 23/12/2004 20:04)
poupounesana> Eh! inona indray ty mi-juer @ têten\'olona ity é?
122. poupounesana ( 25/12/2004 11:07)
fa maninn anefa eh!ngah nareo tsy azo atokisana? :-P
123. jhouhlambout ( 26/12/2004 18:03)
F\'angaha azo atao izany?
124. poupounesana ( 08/01/2005 07:16)
inn anefa no atahoranao an\'znay rah ohatra enao ka olomarina tsy manantsiny eh?
125. fijo ( 11/01/2005 22:13)
nahatsiaro an\'i jhouhl indray i poupou dia tsy tana fa nahateny tsy fidiny le.
126. jhouhlambout ( 14/01/2005 11:39)
:{ :wink:
127. fijo ( 18/01/2005 23:15)
tara letia io an.
128. poupounesana ( 22/01/2005 11:11)
az sharp ry fijo ah!
129. fijo ( 25/01/2005 22:47)
ka lazao hoe tara enao e
130. poupounesana ( 01/02/2005 17:44)
az terena ho tara ny oll tsy tara kah!
131. fijo ( 01/02/2005 22:07)
ka hita fa tara ko
132. poupounesana ( 02/02/2005 15:57)
d maninn anefa na tara aza eh! inn no idiran'i fijo @ zany eo?
133. fijo ( 03/02/2005 00:10)
za nga miditra tsy milaza izay hitako.
134. poupounesana ( 03/02/2005 07:42)
io oh io ô
io fa saropiaro ô!
135. fijo ( 04/02/2005 01:21)
milaza izay hitako wa za
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2256