Petit guide à l'usage des femmes
42. poupounesana
(
01/08/2004 17:19)
ka mianara koa ary mamaky tsara ny zavatra soratako eh! manaiky ny teninareo aho raha ohatra ianareo ka manaiky ny zavatra teneniko! fa ny angatahiko fotsiny alou d mba valio kely hoà reo fanontaniako etsy ambony ireo! ataoko nn :* ? zà efa mahazo betsaka na tsy avy @nareo roalahy aza! :^)
45. poupounesana
(
03/08/2004 11:48)
zà d gag @reo bandy reo mitsy ry pitchou
fa vita vato v ny lohanareo eh? mba ataovy malemilemy ihany izy io fa sao tsy zakanareo eo anie io ny farany eh!tsy te hanatitra anareo eny @18 anie zahay e
fa vita vato v ny lohanareo eh? mba ataovy malemilemy ihany izy io fa sao tsy zakanareo eo anie io ny farany eh!tsy te hanatitra anareo eny @18 anie zahay e
47. pitchou
(
08/08/2004 12:10)
anaovy livre de chevet à l'usage des hommes en pension chez 18's ry jhoul a!
48. mcz
(
13/08/2004 15:50)
Djioul , hain' la mihintsy les ny mapiresaka irejo joba ato @ serasera izany hahaah oka lesssss miakatra mihintsy ry zareo marina hahaha :D :D
50. pitchou
(
14/08/2004 17:47)
mcz> mba ampio izy r'ise fa aza d faly mamporisika fotsiny a! hilainareo ange io atsy ho atsy e!
51. chipie1
(
24/08/2004 12:30)
mbola i jhoul iany ity voadona ity
tsss !! aoka zay fa mampalaelo io jhoul io reto a! :-D
tsss !! aoka zay fa mampalaelo io jhoul io reto a! :-D
52. pitchou
(
24/08/2004 12:55)
hananan'ny namana lhl ato tsiny anie enao ry jhoul raha diso tara io guide io e!
53. jhouhlambout
(
24/08/2004 13:10)
Tsy tara izany io guide io, valable foana io mandrakizay :-D :^)
54. fijo
(
24/08/2004 20:14)
jhouhl>milay letsy le 6,7,16,34.tena ok ireo.
ary i fanja wa maninona no dia masiaka hoatra an'io rehefa mba milaza ny marina ny namana lhl e?
ary i fanja wa maninona no dia masiaka hoatra an'io rehefa mba milaza ny marina ny namana lhl e?
57. poupounesana
(
25/08/2004 17:08)
io soit-disant guide io d hoatran'ny zone piéton eto Dago, tsy natao ho harahina fa zesta fotsn ary d tsisy mampiasa tokoa anie le izy e!ka mataotra aho hoe reraka fotsiny le mpamorona azy!mionona e
58. fijo
(
25/08/2004 20:20)
efa voavakinareo aloha dia efa tsara izay ko.mety hanaraka ianareo any aoriana. :-* :P
60. jhouhlambout
(
26/08/2004 01:20)
Ka ny famakiana no zava-dehibe, izay no atao hoe 1er pas vers la sagesse
