Petit guide à l'usage des femmes

21. pitchou ( 22/07/2004 15:49)
jhoul> ao fa ampiana ihany enao rehefa manao an'izay e! ny tanjona d ny tsy hijalianareo lhl loatra fa manjary mampalahelo b! marina e! raha mahatandrina zavatra vitsivitsy fotsony manko nareo, asa ... eo @ 50? na 100? d ho hitanareo fa ny vhv tena mahafinaritra be mihitsy!
22. yonikafopl ( 22/07/2004 16:20)
hi hi hi hi hi hi pitchou!!!!!!!!!!!!!!
23. pitchou ( 22/07/2004 17:30)
ka hita fa marina zany ko yoni ko! hihihihiihi!
24. poupounesana ( 23/07/2004 11:42)
manaiky zahay rah tena avy any @jhoul mitsy ireo fa le izy toa copier-coller fotsiny ary mitsy tsy mandaitra @malagasy!le izy anie tokony mba étudier-nao tsara mitsy alou eh!ny argument-nao ataovy le tsy azonay iadina hevitra mitsy!fa tonga d tampona ny daomy @zay!!d tsy misy azonay atao hafatsy ny manaiky
25. lema ( 23/07/2004 12:41)
ka io anie dé efa tsisy azo atao e!
26. ramoul ( 23/07/2004 14:02)
poupounesana ka manaiky fotsiny nge sisia no azonareo atao vhv fa efa reo dôly ny zavatra mis am' nareo é! efa miseo moa zany. :lol:
27. kinaoly ( 23/07/2004 15:07)
ramoul, jhoul> sao mila miverina any @ andro fahagola aza nareo alou,
28. pitchou ( 23/07/2004 15:08)
ka ny olana kely ange d zao e! tokony alou ze fitondran-tena nareo no amboarina d akaiky kokoa ny fanatanterahanreo azy fa tsy ny olona no asainareo manao zavtra mety aminareo! andramo ange zay e! ty a eto fa ho foana ny ankamaroan'ny olana!
29. mumu ( 24/07/2004 22:42)
ramaso misaotra betsaka!!
30. jhouhlambout ( 24/07/2004 23:13)
Ny hvtr' i ramaso mihintsy no mety: samia mifanamboatra dia hilamina ho azy ny tany
31. ikaretsaka ( 25/07/2004 07:55)
dia mifampizara traikefa .. mifanoro.. mifampianatra.. izay no maha namana.. deraiko manokana tokoa aloha i mumu sy ramaso fa dia ohatra velona ato e
32. poupounesana ( 28/07/2004 09:30)
mampiome anà nareo lelà reto!raha jerena ny zvt teneninareo momba anay d tena tsisy ilavana azy mitsy zahay no sady horera zahay no ratsy toetra zay no tsy azo iarahamonina!ka inn iany ary no hi-insister-vanareo hampiresaka anay eh?naninn no tsy nanaovanaoreo femmocide (na vehivavocide)@zay tsisy olana ntsony nareo!
33. poupounesana ( 29/07/2004 08:40)
jhoul ah! miomana enao fa efa ni-étudier-ko ny zvt noteneninao
1-raha resaka wc aloha d aza miantehitra @vhv fa tsy domaine-nay io :sady tsy fandraisambahiny io no tsy chambre-nay! on fait qu\'y passer c tt! ka noho izany samia manao zay mafalifaly ny fony ao eh!saingy mba prouveo @nay kosa we hainareo ny mampiasa ny \"zavatrareo\" ka aza mba lemana kely ny bord
2-contentez-vous de ce qu\'on vet bien vous préparer!fa hno wà,viande, friture, bière d zay ihany v no tena ilainareo?ms vous êtes minimaliste
3-tohano kely ny hevitrao fa tsy azoko tsara
4-contrairement à vous, on ne crois que ce qu\'on voit (et pour ta gouverne on ne va pas souvent dans les bars) on rencontre tellmnt de crétins dans la rue!pourkoi en chercher de plus sauvages ds les bars
5-fa avy aiza ny akanjo sy ny kiraro anaovano reny kay ry jhoul?sa aleonao mangalatra toy izay manao shopping eh?
6-moi je suis sûre qu\'il ne plaisantais pas
7-eh ben tu vois
8-pourkoi enregistrer?mila vola maika ngah izy?
9-eh arrête c pas de notre faute si tous les mecs sont des trou-du-cul
10-on peut accepter ça
11-d\'accord avec toi
12-encore d\'accord!fa inn anefa no idiran\'zany @nay manokana eh?nareo koa anie concerné @zany eh
13-ah non qd mm, s\'il prépare des trucs traditionnels c ok pour les compliments fa raha nandalo teny @rayon surgélés v izy koa tsy aleo nataonay ihany?
14-eh oui, c dommage!remarque jhoul, virilité ne va pas tjs de paire avec corps parfait de top models donc c sur qu\'on aura notre part autre part!y a pas de lézard
15-ben on vous rendra la pareil!
16-et oui, ça vous arrangerez bien hein!tsara koa le manofy jhoul ah!
17-ben si, dites tt ce que vous pensez, ny oll mandroso no manaiky critique na positif io na négatif!
18-pas de problème ms va la chercher toi-mm ta bière!
19-ms nous on veut seulmnt qu\'il nous emmène au resto, faire des balades entre copains et pourkoi nous acheter des fringues c tt
20-kes vous avez contre les chats?
21-ben c dommage pour tes testicules parce \'kils doivent vraiment s\'ennuyer
22-nenareo zany mitsy , tsy maintsy donnant-donnant foana!mba manomeza moa d aza miandry valiny eh
23-tt à fait d\'accord
24-on n\'a pas envie d\'ê retardé par une panne d\'essence
25-ben si
26-tu vois
27-non moi je suis d\'accord, il peut la regarder cette fille tant que je peux regarder tous les mecs que je désire mater et tant qu\'il ne rosse pas tous les mecs qui me matent
28- :!:
29- non on le lui fait croire ms c sur qu\'il y a mieux que lui
30-évidemment! il doit avoir du succès auprès des filles sinon kesk je fous avec lui!ny vady jerijery eh
31-ben non, esk j\'t\'en pose moi des questions? ce sont les autres qui me ddent tt le tps comment j\'ai fait pour avoir ce corps de rêves
32-encore d\'accord avec toi!
33-be non on veut bien ne pas vous le dire ms il faut surtt que arrêtiez de nous le demander
34-c une phrase superflue je pense
35-oui peutê ms si vous vous entêtez à ne pas être disponible quand on l\'est, soyez en sur on cherchera ailleurs
36-d\'accord on veut pas détruire le rangement, faites votre lessive vous mm!fa tadidio ny tranonay anie tsy porcherie eh
37-tu veux dire qu\'on doit se contenter de toi et d\'un mec comme toi alors!
38-c encore à prouver
39-et t\'en est fier? et puis je pense que c révolu ce tps là! moi personnelmnt j\'ai pas tjs le tps avec le boulot!alors il doit forcément s\'y coller (à la cuisine)!
40-tohano indray ny hevitrao eh
zay!
34. poupounesana ( 29/07/2004 15:45)
ramaso, d enao v d mihevitra tokoa hoe tsy mahay zahay? :{ :{ :{ sady raha ireo alou no asainy ataonay d ho voa mafy ihany izy eh!sady bdb ny zvt mbola tsy ao anatin'io soit-disant guide-ny io !teneno an'zany izy hoe izy koa hono mbola mila ampianarina we!!!!d enao koa moa mazava ho azy!
35. lema ( 30/07/2004 20:07)
poupoun:tsy tonga dé mamaly alou no atao fa:
mila mianatra miaino
mila mianatra manaiky
36. jhouhlambout ( 30/07/2004 23:10)
poupounesana> Marina mihintsy ny tenin'i Lema, koa mahaiza miaino tsara sy mamaky tsara aloha, avy eo diniho @ zay ny tokony atao :wink:
37. pitchou ( 31/07/2004 06:54)
lema> tsy maniraka ny hafa no tokony ho izy fa manira-tena alou! rehefa hainao ny manira-tena dia izay ianao vao manoro olona! ary araka ny teninao: mianara lou manaiky ary!
38. poupounesana ( 31/07/2004 07:17)
jhouhlambout, tena efa mbola kely aho d efa nahay namaky teny! ay mahay manaiky ny tenin'ny RAD koa!nampianarina koa izahay tsy hanaiky ny fampianaran'izao mpaminany sandoka rehetra izao! satria mety misy diso ny zvt lazainy! ka rah ny fahitako ny guide-nao io wà d incomplet izy io no misy andalana diso!tsy aleonao v tsaraina kely alou eh!ary enao koa mba mianara manaiky koa eh ngah ny vhv ihany no tokony hahay an'zany
39. poupounesana ( 01/08/2004 11:43)
ouh ouh!aiza zé oll ato ô? jhoul, lema, ramaso sy iza koa zé tsy voatonina? to tsy hita daolo nareo? zay ngeh miandry droit de réponse eh! zao ary le izy, zay asainareo mianatra mamaky, maninn aza ny zavatra soratanay tsy vakinareo koa eh? sady efa misy fanontaniana vitsy2 ao mba valio re! @io ttsy lavalava io eh le izy eh!!!!
d avy eo ho hta eo nareo raha mahay manaiky ihany koa!
40. lema ( 01/08/2004 12:29)
poupoun:mianara houa éao manaiky alou fa aza be excuse eo kah!
ra efa nampianarina nanaiky énao dé ampiaro lé izy ary e!
dé rehefa mahay manaiky anie énao dé tsy manda ny zvtr marina tsony e!
raha vitanao reo de mahazo :* énao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0755