ny vadiko tsy mahazo miasa

101. lema ( 18/07/2004 11:42)
pitchou:fa inn no nataonao tany antaninarenina tany t@ andro hariva?
nanao concurrence kou?
énao an!! bedy an!!
102. poupounesana ( 18/07/2004 16:29)
aza bedesina izy lema fa nitady anao tany ah!eny hono manko ny tokotaninareo!!lol
103. lema ( 19/07/2004 16:01)
ny tianao lazaina zany dé hoe zay pitchou no miaraka eny?
104. poupounesana ( 20/07/2004 14:25)
an3 kah!ny tokotaninao sy ny akamanao no any d izy hitady anao fotsiny no nandehanany tany!zaranao aza izy manina anao eh! :^)
105. lema ( 20/07/2004 14:45)
nga za mankany ? :-o
mety olona mitovy angamba no hitany tany fa tsy zah
106. poupounesana ( 20/07/2004 17:06)
tsy azon'i lema!efa fantany hoe any enao vao nankany izy!mitady ho fetsy han!!! ka enao anie tsy hitany fa enao tsinn nanao déguisement eh :-D :-D :-D :-D
107. lema ( 21/07/2004 11:12)
énao zany no nahita anah?
zany hoe énao kou zany tany
108. pitchou ( 22/07/2004 00:53)
:lol: :lol: :lol: merci poupounesana!
tany ary no lalan'ny fiara ko!
109. pitchou ( 22/07/2004 00:56)
misy reportage mikasika homo sy bandy travestis mitantara no fomba fikandrana io télé io! mitandrema ihany ry lhl isany fa betsaka @nareo no ho voafitaka an!
110. lema ( 22/07/2004 13:44)
neny a! hay nareo sy poupoun efa mpakany an :!:
tena voafitaka foana za zany :?:
111. pitchou ( 22/07/2004 15:54)
tsy mpakany aho fa sendra tany wa ny lalan'ny pikla nitondra anay! niala amboteiazy! zay ary zà vao nahita an'zany ko! noheveriko hoe vhv daholo d kay hono bandy daholo hozy le saofera!
112. poupounesana ( 23/07/2004 09:04)
ka zay zany tsy mahazo manao billard ao @]green mihitsy v ry lema ah?sady rehefa ho ao @palais d'ambohitsorohtra koa anie tsy maintsy mandalo eo eh!! :-D :-D :-D !! d diso v zany za sy pitchou raha mandalo eny eh?tratra ndray lema d mibedibedy!
113. pitchou ( 23/07/2004 10:24)
ary zany marina no tsy nahafantarako an'i lema o? nanao sarim
114. lema ( 23/07/2004 12:46)
mitovy daholo ny excuse ny oul mpakany mody hoe billard,pikla,palais nefa................... ;-) ;-) tsory fa tsy manin e!
ny eloka ibabohana hono mody ho rariny
115. poupounesana ( 29/07/2004 07:44)
ka inn moa no heloka ibabohanay eo eh?lema zao no tokony hitsotra ny marina @nay d mody zay foana no lazaina fa mi s'excuse!!! mba maneke moa eh!ce sont les imbé... qui ne changent jms d'avis hono
116. pitchou ( 31/07/2004 11:51)
fa inn daolo ny excuses tsy efa nataon'i lema anefa rehefa mankeny e! d rehefa avy eo mody hoe tsy ho any intsony e! mifona e! farany izay e! marina moa e! :roll:
117. poupounesana ( 01/08/2004 11:57)
aza miady alou nareo mitsam fa d ndao averina any @ le sujet ny resaka eh!azafady raha nanakorontana tokantrano eh!'founa millefois eh, hany ptchou sy lema han!!!
d hono wà nareo v sao d sendrasendra mbola mahita vhv tsy mahazo miasa eh? :wink: ka mi-insiste aho satria zany ny sujet'le resaka! :) :wink:
118. mimich ( 02/08/2004 08:06)
tena tsy arako intsony le resaka fa izao indray vao malalaka! fa nga miverina miady ndray pitchou sy lema e! :?: efa eo oky zay wa!
119. lema ( 02/08/2004 08:57)
neny a! ty ny :* anao fa tsika lazain'ny namana hoe miady foana.
ary aza amporisihinareo tsony zay hiady.merçi
120. pitchou ( 02/08/2004 17:18)
hihihihjihihihihi! mody manodina resaka i lema an! :lol:
poupoun> tena manana namana akaiky tsy avelan'ny vadiny miasa aho! tena mampalahelo be mihitsy an! sarotra tantaraina moa le izy!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3596