ny vadiko tsy mahazo miasa

181. fijo ( 25/11/2004 23:05)
aoka re poupou a.ndry izany ravitoto sa?
182. poupounesana ( 26/11/2004 06:59)
sao d enao eh! sady ravitoto v d ho tsara sy matanjaka hoatranà eh! fijo koa d efa tsy mampiasa loha ntsony mitsy kah
183. pitchou ( 27/11/2004 19:49)
fa inn no ampiasainy???
184. poupounesana ( 29/11/2004 13:36)
so d mamenatra ny miteny an\'zany eto ry pitchou? :^) :-D :-D :-D !aleo izy ihany no hilaza azy
185. fijo ( 29/11/2004 22:59)
fa inona marina kay no no ampiasaiko ry poupou
186. pitchou ( 02/12/2004 18:33)
ny sotro sy forsety kou inn ndray ary!!!!
187. lema ( 02/12/2004 20:00)
ahona ihany ny tohin\'ilay mpivady namanao ry pitchou
188. fijo ( 02/12/2004 21:54)
tantarao fa izahay koa te hiaino ooo
189. pitchou ( 03/12/2004 17:25)
lema> d miaritra vono sy hitsaka e! mangana indraindray ny tarehyd tsy mahasahy mivoaka ny trano! bandy @io tsy miafina akory hoe manana sipa!
d otran\'izay koa izany izao no irinareo o?
190. pitchou ( 03/12/2004 17:28)
zava-doza! sendra hitan\'ilay boay kely hono le scène indray mandeha!
191. lema ( 03/12/2004 21:01)
tohizo ry neny a!le tantara fa miaino zahay
192. poupounesana ( 04/12/2004 06:59)
d ahoana ave ory pitchou
193. pitchou ( 04/12/2004 19:43)
aha! tsy laitra anarina kou ange izy d tsy hita ze anaovana azy e! mba mody mitsetra sisa ny tena rehefa mitaraina izy nefa ao am-po manome tsiny azy te-hiaritra an\'izany! mba miteny ihany alou izy hoe hitady asa hono saingy efa sarotra satria efa ela loatra e!
194. poupounesana ( 21/12/2004 17:22)
itadiavo asa ihany izy pitchou ah! na d tsy asa am-birao aza anie eh! marina eh! fa izy toa manao mampalahelo nefa be loha anie no tys hita izay anaovana azy eh! fa zay eh, aleo miconvaincre anazy hiasa ihany eh!henjana anie rah sanatria un de ces 4 matin ho hita mitsitra irery ao antranony ao io zanak\'oll io eh! tt le monde efanahafanta&tra fa tsy nisy nanampy!
195. poupounesana ( 25/12/2004 11:13)
nen-dramaso koa d efa miompampana mitsy kah! iza nday zao io lazainao fa proxenete io, enao ngah efa nisy ni-embaucher taot @ forum tato? il parait que t\'es une affaire hono han!zà saiak tsy nino fa mahita io soratanao io aho d lasa mino hoe enao kay tena mahay zavatra han
196. pitchou ( 28/12/2004 19:11)
mila proxenete tokoa anga ramaso?
197. fijo ( 28/12/2004 21:10)
mahay io poupou fa miasa aminy an
198. pitchou ( 28/12/2004 23:57)
d ahoana tsara moa izany no haizan\'i fijo an\'izany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3309