ny vadiko tsy mahazo miasa

121. poupounesana ( 03/08/2004 14:02)
pitchou ah, ka ento eto fa tsy ilaozan'zay manana solution anie ny oll ato na d somary tordu az any solution-ny sasany! :^)
lema efa tsy hampiady anareo tsony zà fa d aza ampijalina tsony pitchou hany han!
122. poupounesana ( 05/08/2004 15:30)
ka aona ihany le resaka vady tsy mahazo miasa eh? toa tsisy resaka tsony!!oooouuiiiin
123. nikopol ( 06/08/2004 06:00)
Zany vady tsy miasa zany ve tsy hanahirana, aleo izy miasa any ivelany dia rehefa mody manao ny raharaha tokatrano. Amin'izay za migalabona fotsiny disponible tsara afaka manafalifaly azy rehefa vitany daholo ny adidy rehetra.
124. poupounesana ( 06/08/2004 09:56)
tsy mampaninona an'i niko v raha jeune daolo ny miaramiasa @ny d sady @zay izy @8h alina no mirava!
125. nikopol ( 06/08/2004 10:14)
aiza ny blèma ry poupounesana?
126. pitchou ( 07/08/2004 09:39)
niko cool an! inn tokou ny blem @ zany mou!
Le namako io zany nahavita fianarana lavidavitra ihany saingy nony vitany marizin'izy 2 d tsy navelan'ny vadiny miasa izy! hoe mitaiza hono! saingy @ le rangah izy no mikarama noho izany azy ny vola! ramatoa sy ny ankizy "ze olona velomim-potsiny" (fiteny ren'ny sofiko mintsy io!). Raha vao misy ataon'ilay ramatoa de mahazo ny "volanao angah io!" Ny olana d zahay namany zany mahafantatra fa mandende le bandy. Nasainay nisaraka @le bandy le sipa ( :evil: devoly b ve zahay???) satria zahay rehetra, na izy aza, mahita an'izany hoe tsy rariny, saingy ny valiteniny d hoe "d ho aiza zà sy ny ankizy????" efa ho 10 taona izao no niaretany tao, nitadiavanay asa ihany izy fa tsy misy mety mandray satria diplaoma efa zary baoritra ny azy fa ela loatra tsy nampiasaina! @ zay le bandy naheno an'izany vao maika dingin-drambo hoe eo ihany io!
zay le izy raha tsotsorina ry poupoun!
127. poupounesana ( 11/08/2004 11:44)
tena mampalaeolo tokoa zany ry pitchou! fa le rangah ngah hono tsy afaka resahina mihitsy eh? teneno izy hoe boribory hono ny tany hoe! fa d henjana alou zany satria ny namana na te hanampy aza ny toknatranon'oll tsy d azo idikidirana! fa le ramatoa v anefa tsy manao asa-tanana na sahalan'zany (manjaitra oh, manao sakafo..)! ataony ao antrano tsy ankiteniteny! iny alou ny départ!rehefa tena mandeha ny tsena v tsy handeha @zay izy! mety misy manan sosokevitra hafa koa v ato eh?eo ry reto ah!!!
128. lema ( 11/08/2004 13:56)
nareo sy pitchou aza mampirisika olona isaraka zany fa ra misaraka eo anieka nareo tsy hitady vady ho azy e!
neny a!aoka zay zany resaka zany fa ra misaraka eo reo mpivady reo ka sahirana eo nareo e!
129. poupounesana ( 11/08/2004 15:05)
zà anie manaiky eh we tsy tokony hanosika azy hisaraka fa raha tsy rariny mihitsy kosa v no ataon'le rangah tsy aleo manao zay mety eh? zay mahasoa zany eh! tsy i lema koa anie no miaina ny zavatra iainan'le oll eh!
130. lema ( 11/08/2004 15:24)
mè personne ne prend la decision à sa place
131. poupounesana ( 13/08/2004 12:56)
ary sao d i lema mihitsy aza le vadin'le ramatoa eh? sao d adinon'i lema aza f forum no eto, natao hiadivana hevitra sy hanomezana sosokevitra!avereno aty @nay zay hitanao fa tsy azo atelina eh!sady tsy enao akory ary anie le nomena torohevitra teo eh
132. lema ( 14/08/2004 09:51)
marina fa forum eto fa tsika kosa tsy ifanoro vohana e!na amporisika olona anao zavatra tsy mety
133. booboo ( 14/08/2004 09:56)
Zay ! samy manana ny toro-hevitra hitany fa mety na tsy itovizan-kevitra ara !
134. pitchou ( 14/08/2004 17:40)
izay izany no toro-hevitra nomenay azy saingy izy karazan'irony vhv ny loha no miasa fa tsy ny tanana irony! ary raha hanaraka cours mbola vola koa izany! hanomboka hiasa momba izany raha ahay hevitra hianarana izany ihany mbola investissement koa izany!
Misy marina mihitsy ny tenin'ny sasany hoe tsy tokony hiditra saingy efa fantatra izao ary tsy afeniny akory ny famingavingany sy fanitsakitsahany azy!!! amiko alou mamporisika ny tsy rariny raha mamporisika azy hijanona @zany e!
lema> na vady aza ny tanjon'ny olona sasany ( :roll: ) tsy fanaiky ny "alika" (toetra)!
135. lema ( 16/08/2004 13:45)
pitchou:énao sy rackicki zany no mitovy
136. poupounesana ( 17/08/2004 09:52)
marina mihitsy ny voalazan'i pitchou! ka atao inn marina ary ny forum rah mitovy hevitra daolo ny oll!tsy misy manoro vohanan zany eo raha tsy nareo mpananihany ihany!sady tsy misy manery hanaraka ny hevitra mipetaka ato koa anie fa samy mandray zay tandrify azy avy ny oll eh!lema koa zany toa mitady tsy hahatanty demokrasia
137. lema ( 17/08/2004 11:54)
tsy hoe tsy mahatanty democratie za fa ny olona iray rehefa tena latsaka anaty problème dé tsy mahatsiaro tena intsony ka rehefa izy tena tsy mahatsiaro tena iny ara dé amporisiho amono tena dé ho hitanareo hoe samy maka zé tandrify azy marina?
ary lé olona kou tsy niteny t@ pitchou hoe alefaso ato @ forum ny tantarany.
138. poupounesana ( 17/08/2004 15:52)
mba alalalaho @zay hoa ny fisainan'i lema kah!tsy nampoiziko mitsy enao ty hoe hiteny hoatran'zany!matoa le tantaran'le oll entina eto alou d satria itadiavana vahaolana fa tsy izestiavana akory!ary matoa mitady vahaolana @ oll maro2 fa tsy hoe iray d satria mbola hifidy @zay vahaolana maro2 omen'ny oll fa tsy d hanaiky bêtement zay REHETRA tenenin' oll eto akory!tu sous-estimes trop les gens!
139. fijo ( 17/08/2004 22:10)
le vady tsy mahazo miasa aloha ratsy e.avelao izy no hisafidy izay tiany.
140. lema ( 18/08/2004 13:18)
poupoun;tsy misy resaka hoe tery saina mitsy akory fa nareo no raisiny je trouve ça innacceptable hoe amporisika olona hisaraka na dé manana ny safidiny ary izy andray zé tiany ho raisina aza influence-na izy isaraka fa tsy fantatrareo akory anie ny tena fandehan'ny baolina fa mety izy kou no diso asaivo miteny eto kou anie le vadiny dé ho hitanareo ny marina,fa aza malaky miteny hoe misaraha,satria efa toe-javatra hitako matetika zany.hoe
aza manaiky an'zany akia ndry va dé manaiky ataony an'zany
avy teo lasa rangahynitaraina amizay izy lasa aky izy a!
inn no navalin'ny namany?
mba tsy vanona ky reo lhl reo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0931