ny vadiko tsy mahazo miasa

141. xxx ( 18/08/2004 14:19)
tô lasa fifamalian'i lema sy poupoun sisa lé sujet lé :^) :^) :^) :^)
142. fijo ( 18/08/2004 21:35)
midira koa ary i X e
143. mimich ( 19/08/2004 09:51)
fa izao fotsiny aloha oll tena mbola ao anatin'ny fahateren-tsaina raha @ zao andro izao no mbola misy manakana oll tsy hiasa ee!!
144. fijo ( 19/08/2004 20:01)
io wa tokony avela izy hisafidy fa ilay teriterena koa anie tsy mety e
145. poupounesana ( 21/08/2004 08:21)
xxx ah, zay sy lema tsy mifamaly fa miady heivtra ihany fotsiny ka, sa tsy zany ry lema? marina fa tsy tokony hitarika oll hisara-panambadiana!saingy mba manoro azy ny mety hahasoa azy e!d hojere-potsiny koa zany rah tena mamono azy le vadiny no mitondra vhv ao antrano v ? d ho zany koa v no hoteneninao ry lema raha sanatria ny anabavinao no sendran'izany?enao aza no hahiako hamono lay rangah!
146. mimich ( 21/08/2004 08:48)
zay hoa ry poupoune
147. pitchou ( 22/08/2004 12:58)
lema> misy olona mamporisika (amin'ny fihetsika sy fialana bala) ny tsy rariny fa izaho mamporisika ny olona hanalavitra ny tsy rariny! mihevitra ny tenako ho mamporisika le bandy hamono azy aho raha mamporisika le namako hiondrika hanaiky ho vonoina sy hitsahana! ary mino aho fa izay no hataoko raha sanatria izaho no sendran'izany, ka raha zavatra tsy ekeko atao amiko dia tsy tiako koa atao @ hafa indrindra fa namako. Tsy sanatria fitia hamelatra probleman'olona eto @ ity forum ity no nitantarako an'io fa ahafahan'ny tsirairay mieritreritra hoe hatraiza marina le fahafahan'ny isam-batan'olona!
ary lehilahy enao ka tandrify anao kokoa angamba ny fahafantarana ny cas otran'izany mba tsy hianjadian'izany ny vadinao, na ny bavinao na ny zanakao vavy!
148. lema ( 23/08/2004 20:32)
neny a mba enoy ndray i dada androany an
149. mimich ( 24/08/2004 09:36)
lema> refa diso de diso fa tsy mody manambitamby eo
150. pitchou ( 24/08/2004 10:32)
mimich> zay mintsy!!!!
151. fijo ( 24/08/2004 20:17)
mimich sy pitchou>masiaka ireto marina an :twisted: :^) :evil: :/
152. chipie1 ( 25/08/2004 08:11)
:-D
153. mimich ( 25/08/2004 09:30)
fijo>tsy masiaka fa milaza ny marina 8)
154. poupounesana ( 25/08/2004 14:39)
pitchou kosa alou tena namana eh!satria mila courage ny manao izany! je suis vraiment fière de toi pitchou!
155. lema ( 25/08/2004 17:13)
moi ossi chui fier de toi neny
156. fijo ( 25/08/2004 20:23)
mimich>ty mandainga :P
pitchou>grrrrrrr :°)
157. mimich ( 26/08/2004 13:04)
fijo> eneo koa naga naman'i lema no to miaro be anazy eo :°)
158. fijo ( 26/08/2004 22:17)
mimich>ngaha misy fahavalon'i lema ato?taoko ity namany daholo. :P :lol: :-* :-D
159. mimich ( 27/08/2004 09:47)
fijo> tsy fahavalo fa mpifanandrina ara-kevitra fotsiny ka :lol: :lol: , izy manko mitady hampijaly an'i pitchou -nay sa pitchou- tsika moa zany e! :°) :°)
160. pitchou ( 27/08/2004 13:51)
mimich> aza peur-njy fa isika tsy miandry hampijaliana zany fa manjary tsy zoli le fiainana!
fijo> grrrrrrrr ahoana kay? ary ampidiro alou ireo hohonao ireny sao mandrangotra ka! d afeno kou le nify maranitra b sao manaikitra! inn ary ity! zà mba miaro ny sasany tsy hampijaliana kou! kay! kay! kay! sa nahatsiaro voatifitra? 8-) loza! hihihi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9391