ny vadiko tsy mahazo miasa
41. fijo
(
22/06/2004 22:05)
raha manana ny ampy aloha ny tokan trano dia tsy maninona na tsyhiasa aza ny vavy,fa raha toa ka mbola izao fianana mitsongolobatita izao;aleo izy hiasa ihany ka.
tandremo ra pitchou fa lasa ny bandy an.ih,ih,ih
tandremo ra pitchou fa lasa ny bandy an.ih,ih,ih
42. pitchou
(
23/06/2004 15:29)
tena aleo enao mandeha dieny zao lema a! tsy hijanona @oul tsy te-hahalala ny hafa zany mihitsy kou za! raha ny tsy fanatanterahana ny sitraponao no ataonao hoe mafy loha d aleo enao mandeha!
43. fijo
(
23/06/2004 20:27)
lalika an,dia misaraka sahady ve nefa zao ni fiarahabana tato efa vonona be.ih,ih,ih
44. lema
(
23/06/2004 20:53)
za andé de ho entiko ny ankizy,fa néna ny fitézana ny zanako ataoko ambony nohon'ny zavatra rehetra.
45. xxx
(
24/06/2004 06:04)
mbola misy hendry le gasy kay koa.
mahafaly ahy mitys alou ny mahita fa misy oll tsy manao toetsaina efa ilaozan'ny toetrandro! saingy zao, mifanaraha tsara alou i pitchou sy lema fa sao mijaly ny ankizy han!
mahafaly ahy mitys alou ny mahita fa misy oll tsy manao toetsaina efa ilaozan'ny toetrandro! saingy zao, mifanaraha tsara alou i pitchou sy lema fa sao mijaly ny ankizy han!
46. pitchou
(
24/06/2004 06:28)
nahôna no entin'i lema ny ankizy? ngah lema tsy hiasa? sa ho velomin'i lema @inn ny ankizy? ary raha hiasa i lema d inn no antony hitondran'i lema azy? ny zaza manaraka an'i neny fôna fôna!!!! sao angalanao renikely kinga fanongo eo!!! tsisy afera! ary aza mody mandende zany enao fa tttttsssss! rariva rehefa samy avy miasa tohizana ny resaka! ary vonoina mihitsy io télé io sao d laozanao mijery boll eo indray!
47. mimich
(
24/06/2004 10:44)
pitchou a! mandehana alo misotro rano mangatsiaka kely fa feno loatra ny fo ka sao tapaka lalan-dra eo , ny ankizy jerena fa mbola kely fa aza mirara azy e! hono an (hi!hi!hi)
fa izao e ! , manan-jo hanan-tsafisdy ny olona tsi1-1 ary tsy azo tsinotsiniavian io safidy io rehjefa tsy mihoa-pefy ka nahoana moa no tsy tokony hiasa ny vhv? raha izaho manokana aloha tsy manaiky an'izany e! mety mi chauffe otrani pitchou ko za!

48. pitchou
(
24/06/2004 11:01)
ko ny an'i lema zany miresaka zany otran'ny hoe ny heviny no tsy maintsy atao ka! d rehefa tsy manaiky zany d ataony hoe tsy azo resahana! d mamorona chantage hoe entikny ny ankizy! nga izy no narary t@ iny? ttttttssssssss! ary omeo rano glassé ao aho alou e!
49. lema
(
24/06/2004 11:18)
pitchou:manana ny raison ko matoa mi-insisteadala za ra ohatra ka hoe tsy ampy ny vola ato nefa mamehy anao hiasa,dé ny ankizy apetrako any @ neny rehefa tsy te hitaiza énao de any zay no hipetraka de rehefa lehibe izy dé hitady neny vaovao @dada; fa iasa aiza kou anef e!any @ floreal ve?tsy aleo manana zanaka tsara taiza toy zay vola karama,sady kely sosy anie anytsy mahaleo ny sarany ny vidiny
50. pitchou
(
24/06/2004 16:05)
ary zà mi-insiste zany tsy manana raison? fa anga vola iany ny fiainana? raha izay d tsotra lôtra! enao zany tsy hitaiza ary tsy te-hitaiza akory fa apetrakao etsy sy eroa ny zaza! raha zay no hitanao solution tsy hitako zay iadian-kevitra @zany fa afaka miasa tsara ny lahy sy ny vavy!!!!! raha tsy izany aleo aty @nay sy neninay!
ary fa maninona no any @ floreal? hanao inn any aho? sady inn no ho haiko any? @taranja nianarako sy haiko aho no miasa @zay afaka manita-pahalalana sady misy ho zaraiko @ zanako!
ary fa maninona no any @ floreal? hanao inn any aho? sady inn no ho haiko any? @taranja nianarako sy haiko aho no miasa @zay afaka manita-pahalalana sady misy ho zaraiko @ zanako!
51. manantsoa
(
24/06/2004 16:27)
Ilay hoe vhv miasa dia tsy voatery handao ny tokan- tranony akory.Misy nahavita fianarana tokoa ny vhv ary miasa . Fivelarana inona moa no hita taratra amin' ny fiainan' ny ankamaroan' izy ireny.?
Moa tsy ireo manao asa- tanana ( manjaitra, manao volo , manao gateau ......) ary tsy miala lavitra ny toka- tranony aza no hita homivelatra kokoa noho ny vhv miasa any amin' ny birao?
Tsara ny vhv miasa fa ny ankamaroany dia tsy miasa aminy raha tsy mitana birao.!!!!!!!!!!!!

52. lema
(
24/06/2004 16:37)
enao ihany no mitongy hiasa eo nefa énao ndray no miteny hoe tsy vola ihany ny fiainanafa néna alou vola no antony hiasako e!,za anie tsy mametraka ary azy etsy sy eroa fa rehefa énao no tsy te hitaiza de zay za vao mitady solution hoe i neny zany no mahavita azy fa raha nanabola ah de aleoko mitsy lou za no nitaiza fa tsy niasa,sa énao hiasa dé i dada no mitaiza sy manao sakafo?
sa hitady neny vaovao afaka manaiky anizany ve za dé tsy miady tsony?
de énao mitady dada, ny dada alou sur aho fa zarany ary énao hiasa e!
sa hitady neny vaovao afaka manaiky anizany ve za dé tsy miady tsony?
de énao mitady dada, ny dada alou sur aho fa zarany ary énao hiasa e!
53. fijo
(
24/06/2004 22:51)
ady an trano ity kle.ary neninareo moa mba avelao ihaina fa efa vizana nitaiza anareo e.ny ditranareo aza efa nandreraka azy dia hampiana izay ditrana deriver koa ve?
55. maintsokely
(
25/06/2004 08:28)
Avis perso. Bandy aho io miteny io a!
Ny ahy indray ny inverse tsy olana. Izaho no tsy miasa fa mikarakara tokatrano dia izy no miasa raha toa ka mahavelona anay ny vola miditra. Ny fianarana nataoko ( nahavita bacc+5 mihoatra aho) dia entiko hitazaina ny ankizy. .

56. xxx
(
25/06/2004 09:45)
nen'i lema kosa eh!ny iasan'ny vhv alou tsy d tena le vola loatra satria anjaran'ny lahy fondamentlmt no mamelona (zany hono ry maintsokely hihihi).fa le zavamisy @zao fotoana izao mitsy, ny fahasarotan'ny fiainana voalohany, ny toetsain'ny lhl sasany toa tsy d miraharaha ny valeur'ny famille intsony no mahatonga ny vhv tsy te hihidy amantrano ao. zao koa eh, nareo v mbola tsy naheno resak momban y émancipation d femmes eh?leo zahay ataonareo mpiasa ao antrano fotsiny!
58. pitchou
(
25/06/2004 16:28)
andray ry lema! zaho nge raha miasa ho an'ny zanatsika ihany e! satria arakaraka ny fandroson'ny asa no hanitarako ny fahaizako e!d afaka mampita zava-baovao fona! enao ange raha mijanona ao an-trano ao fôna ho donto ao ny farany e! sa maninona ary tsika raha manorina societe 1 d ao an-trano no atao d samy ao an-trano fona e! zà zao efa manolotra solution hampiravina ny hevitra tsy mitovy an! d anjaranao ndray no manolotra hevitra hanatsarana azy
60. lema
(
25/06/2004 20:59)
ao fa anokafana epiceri kely énao analanao andro aki malala ra zay no fantatsika fa ahasoa antsika mianakavy.
sa inn ary no evitrao e!
sa inn ary no evitrao e!