ny vadiko tsy mahazo miasa

21. vegas ( 20/06/2004 12:56)
booboo> tsy azoko ny teninao, aiza no misy levona?
22. pitchou ( 20/06/2004 15:12)
lema> tsy ny fijanonany ao an-trano maraina atoandro hariva akory no tena zava-dehibe fa ny fifantohana @ zaza na dia 5mn fotsiny aza! rehefa avy miasa madama sy ramose d samy manome zay tandrify azy, sady fifaliana ho an'ny rehetra ny fotoana ifankahitana @ zany
23. pitchou ( 20/06/2004 15:13)
i lema v tsy mbola nahatsikaritra hoe ireny vehivavy tsy miasa fa "mitaiza" sy "mikarakara tokantrano" ireny fotsiny kizitina be ary tsy mahay mitia zanaka? sady kinga tanana rehefa hanongo sy hikapoka?
24. alz ( 20/06/2004 15:34)
Zany ve ry Pitchou? Mila antonan'isa zahay.
25. xxx ( 20/06/2004 16:30)
lema> dadanay sy neninay samy niasa dôl fa za kosa mahasahy milaza hoe tsy manana fomba-na "mpiasa" zany za......, tsy natao antony tsy hiasana ny fitaizana eee, firifiry ireo vehivavy sady miasa no mikarakara tokatrano (zanaka sy vady) fa tombonana ny fitaizana ny zanany?!?
raha izay no sitrapon'ilay vehivavy hoe tsy hiasa dia safidin'izay fa tsy manana fahafahana mandidy azy kosa le vadiny na zany aza, raha te hiasa izy, hoe tsy avelako miasa ny vadiko.
26. xxx ( 20/06/2004 16:30)
lema> dadanay sy neninay samy niasa dôl fa za kosa mahasahy milaza hoe tsy manana fomba-na "mpiasa" zany za......, tsy natao antony tsy hiasana ny fitaizana eee, firifiry ireo vehivavy sady miasa no mikarakara tokatrano (zanaka sy vady) fa tombonana ny fitaizana ny zanany?!?
raha izay no sitrapon'ilay vehivavy hoe tsy hiasa dia safidin'izay fa tsy manana fahafahana mandidy azy kosa le vadiny na zany aza, raha te hiasa izy, hoe tsy avelako miasa ny vadiko.
27. yonikafopl ( 20/06/2004 18:22)
pitchou a! raha tsy miasa ange ny vehivavy tsy midika izany fa hijanona tsy hanana activite hafa hatao fa dia hijanona ao an-trano ao foana e!
sady samihafa ny mijanona 5mn eo @ zaza sy ny miara-miaina aminy pendant des heures ohatra,
mba hafa ihany izany hoe vao tonga avy mianatra dia eo i neny mitsena anao @ tambitamby sy ny sakafo matsiro hmmmmmmmm,
28. ikaretsaka ( 20/06/2004 20:57)
za ko nahita io ny vadiny hono tsy mahazo miasa.. saingy makorelina ilay sipa..
Hiran'i mamy gotso
29. hasinoro ( 21/06/2004 07:50)
ny ahy ny vadiko TSY MAINTSY MIASA
30. booboo ( 21/06/2004 14:09)
vegas>ka hisy ataoanao mahita loza any ouz enao kou ! misy levona zany !
31. xxx ( 21/06/2004 15:13)
za alo de krise maeno anizany e,fiainana efa sarotra ity,misy bandy etiny asarotapiaro de tsy mahazo mivoaka madame,ka na miasa izy natsia refa te hanao azy ve madame moa tsy ho vitany ,
misy ko tsy mamela ny vadiny miasa de @izay refa raikitra ny gera de oe za no maty mamelona atenisany (ilay be taimbava e)
efa 2004 izao fa mieritrereta ,ra za no lazaina izany alo efa ela lery no nahazo teny gasy e
32. pitchou ( 21/06/2004 16:12)
marina izany ry xxxxxxx! fomba iray hanerena ny vhv hiaritra ny tsy zakany io fandrarana tsy hiasa io! ary matetika ny lhl manao an'izany d manao hirahira ny volako no lany t@zany e! hoy e! fa mba toro-hevitra omena ny vhv mieritreritra ny hijanona ho velomim-potsiny ity: raha manana ny anton'asanao ianao ka mahavelona tsara ny zanakao, dia fitiavana ihany no hijanonanao @ lhl iray, ary tsy azony hampifilaina sy hampitambazana @ ze volany ianao! izany hoe afaka mampihatra tsara ny zonao rehetra!
miala tsiny aminareo lhl ato @ forum fa trangan-javatra matetika mpitranga izany resa-bola ao @ tokatrano izany!
33. fijo ( 21/06/2004 21:35)
marina fa mbola misy lhl manao an'io fa mino aho fa tsy zavatra tsara intsony io amin'izao fotoana izao.raha te hiasa ny sipa aleo izy hiasa fa tsy misy olana izany.raha tsy te hiasa moa izy tsy koi fa dia manabe zaza indray izany e.
34. unik ( 21/06/2004 21:41)
rehefa nangataka an ilay hoe hasiana parité de droit iny ihany ny vhv dé lao izy hikanja ko! sa tsyhitanareo koa ngah reo sipa bdb mikandra ao am namana reo e! reo atao filamatra!
35. poupounesana ( 22/06/2004 08:36)
mamanay alou ry reto tsy niasa!hitako fa tena nahasoa le izy, hafa ihany ny ao antrano refa neny no ao eh!enao ihany no manao ny sakafon'ny vadinao, ny tananao ihany no mikitika ny akanjony matsiro kokoa hono refa enao mitsy no manao azy fatsy ny mpanampy eh!,saingy zao, hozizy ihany mamanay t@nay zanany (vavy surtt) we miasà hozy nareo fa sarotra b hoanareo vao hahita vady hoatran'ny ahy!lol
fa marina alou ny azy eh, enao kosa v efa mba nilofo mafy ery tany ampianarana d aveo v d tsy ampiasaina iny nefa efa nandaniana ron-doha sy fotoana
@ko manokana alou d tena ilaina le miasa rah ho an'ny vehivavy.
d zao koa, ny lelà manko zao efa betsaka no manitsa-bady.au moins enao tsy very alou raha tena sanatria izy manary anao.
fa ny marimaritra iraisana angamba d ny we sady miasa no manao ny ao antrano! fa d io kosa alou d tsy maintsy we mba mandray ravindena koa ramose eh!
36. angie ( 22/06/2004 08:55)
Ny anah indray miasa part time ihany fa tsy plein temps no tiany. Satria raha tsy miasa koa dia very fotsiny ny fotoana nianarana hatramin'izay sy izay mba tanjonao eo @ fiainana. Aleo kou alou miasa dieny zao fa rehefa miha lehibebe mba afaka mijanonana kely.
37. jhouhlambout ( 22/06/2004 09:09)
... dia @ retraite vao manao rattrapage zany????...!lolololol
38. lema ( 22/06/2004 11:41)
ka mila fantarina houa ny evitry lay olona manakana zay vao manao mafilou be nareo.
39. pitchou ( 22/06/2004 16:26)
ka tsy voatery izay tian'ilay miseho manakana ko ange no mahasoa e! raha miziriziry manakana izy d tonga d azo raisina hoe ao raha! ary raha tsy manjary! tsy fitiavana intsony izany ko!
40. lema ( 22/06/2004 18:08)
inn no raha ao??
nenareo fitiavana anao mafy loha fotsiny.
ra ny vadiko alou no manao mafy louohatran'i pitchou tsy azo resahina de lasa ah e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2275