mitady recette fanaovana godrogodro
81. ftma
(
03/08/2004 21:52)
cutie: tsy haiko aloha raha mahay mahandro njy fa za mbola tsy nihinana ny sakafo nadrahonjy hihihihihi
booboo io misy recettes 2 momba ny trondro hafa:
Poissons au curry :
Pour 6 personnes :
· 1kg de poissons
· 3 tomates
· 4 cuillères à soupe de lait de coco
· 3 cuillères à café de curry
· sel, poivre
Nettoyer et écailler les poissons
Faire cuire un peu d’huile dans une cocotte et y mettre les poissons.
Ajouter les tomates pelées, épépinées et concassées.
Saler et poivrer.
Delayer le curry dans un verre d’eau et le verser dans la cocotte. Ajouter le lait de coco.
Laisser mijoter une vingtaine de minutes. Servir bien chaud avec le riz.
Trondro sy hena-kisoa :
Pour 6 personnes :
· 800g de porc
· 12 petites carpes
· 3 tomates
· 1 oignon
· 2 gousses d’ail
· huile, sel
preparer les carpes, les vider, les laver.
Couper le porc en morceaux.
Chauffer de l’hile et faire revenir la viande avec les oignons émincées et l’ail écrasé. Tourner.
Ajouter les tomats hachées et mouiller avec un verre d’eau.
Remuer et laisser cuire 10 minutes.
Dans une cocotte mettre la moitié de la viande, puis disposer les poissons les uns à côté des autres.
Remettre le reste de la viande.
Saler.
Recouvrir d’eau jusqu’à la hauteur de la préparation.
Laisser cuire à feu doux jusqu’à évaporation complète de l’eau.
mazotoa mihinana daholo

83. bichette
(
04/08/2004 07:20)
o ry reto a ! azonareo atao ve ny mampiditra lohaevitra vaovao momban'ny recette ? eto manko resaka godrogodro .
84. ftma
(
05/08/2004 08:25)
bichette,godrogodro fontsiny no nanomboana azy fa tsy hitako ny tsy maharatsy ny hisian'ny sakafo hafa eto, raha godrogodro fontsiny na mofo anana fontsiny majary feno loha-hevitra isaky ny karazan-tsakafo,
amiko aloha moramora ny fifanakalozana recette eto fa asa ny hevitry ny sasany.
amiko aloha moramora ny fifanakalozana recette eto fa asa ny hevitry ny sasany.
86. methode
(
05/08/2004 10:44)
Bichette> Sao dia tokony ampidirana sous-titre koa aloha e? Angamba tokony dinihin'ny admin kely io raha mety!! Raha misy fomba hanatambarana izay lohahevitra mitovitovy vao maika tsara fa manjary sarotra ihany koa aloha raha miparitaka be ilay izy e!!!
Cutie, Fa, Bichette> Za reto tsy mahay mahandro a!!! Hihihi! Raha mihinana dia antsoy aho!! Raha mahandro vary kosa aloha mba haiko ihany e!!! Fa ny laoka izany vao ianarana ato!! De misaotra anareo nanome recette!!!

88. ftma
(
05/08/2004 18:47)
bichette: tsy azoko ny dikan'ireo sary ireo, mba hazavao kely hoe.
methode: faly hihinana fontsiny tsssss
momba ny hoe ampidirina sous-titre araka ny hevitry methode tsy mampaninona ahy raha izany no mety hitabaran'ny recette rehetra fa mba ataovy mazava hoe aiza ilay izy fa ny namana zatra makato amin'ity lohahevitra ity mety tsy hahita.
mandafa recette aho rehefa tapaka hoe atao ahoana ihany izy ity.

89. cutie
(
05/08/2004 19:11)
bichette a, ka le sakafo rehetra eto anie, k atsy mamely raha tsy miaraka dessert godrogodro e. lollllllllllllllllllllllllll
Za kou alou miombon-kevitra @ Fa e.
Fa tsy haiko ry bichette, nareo no tompon'izy ty, ze tapaky nareo eo ve tsy arahanay. :)
Za kou alou miombon-kevitra @ Fa e.
Fa tsy haiko ry bichette, nareo no tompon'izy ty, ze tapaky nareo eo ve tsy arahanay. :)
90. methode
(
05/08/2004 23:11)
Azoko tsara le izy fa hay koa le ambiance mihitsy no dessert ato ko!! Fanampiny ny resaka mampatsiro azy!! Hihihi
91. cutie
(
06/08/2004 18:51)
k ai methode, ve miobonn-kevitra aminay sa tsia e.
Sao de manisy sira eo fotsiny manko. lollllllllllllll
Sao de manisy sira eo fotsiny manko. lollllllllllllll
92. methode
(
06/08/2004 22:11)
Raha mila sira ny recette nareo de manisy sira za fa raha mila siramamy de ataoko siramamy!!! Hihihi
93. methode
(
06/08/2004 22:14)
TSy misy hoe momba ny atsy na ny aroa izy ity fa izay hevitra tsara no arahina e!!! Ze mampatsiro ny sakafo no tadiavina!!
94. ftma
(
08/08/2004 20:33)
cutie methode sady hasina sira no siramamy zany ko, atao izay mampatsiro azy.
io aloha misy recette anaovana goûter kely rehefa mamaky forum:
Rochers à la noix de coco :
200g de noix de coco râpée
150 g de sucre
4 œufs
mélanger intimement le sucre et le noix de coco râpée.
Monter les blancs d’œufs en neige ferme.
Incorporer délicatement les blancs en neige avec la pâte.prélever des petites boules de pâte et leur donner une forme tonique.
Les aligner sur une plaque légèrement huilée.
Faire cuire à four moyen pendant 10 minutes.
Les rochers doivent être bien dorés.

95. cutie
(
09/08/2004 12:10)
hummm. ftma
Za tia coco be ftma. Fa merci a.
Ary misy bonbon coco ve?
Methode, mba omeo sakafo mampatsiro any ary zahay e.
De ampidiro lohahevitra vaovao . lollllllllllllllllllllllllllll
Za tia coco be ftma. Fa merci a.
Ary misy bonbon coco ve?
Methode, mba omeo sakafo mampatsiro any ary zahay e.
De ampidiro lohahevitra vaovao . lollllllllllllllllllllllllllll
96. roulio
(
09/08/2004 14:05)
Fa ilay rochers à la noix de coco io ve tsy bonbon coco ihany e!!!!!!! :?: :(
97. methode
(
09/08/2004 14:53)
Ndraso ndray aloha hitady izay azo atao ary fa toa manahiran-kevitra mihitsy ireo tovovavy ireto ko!!! Hihihihi! Sa moa efa nenibe reo? Hihihihi!
98. ftma
(
09/08/2004 21:17)
methode: mbola tsy nenibe re zahay fa aza madositra e!!
roulio: ohatry ny bonbon coco ihany io rochers à la noix de coco fa ny fomba fanaovana azy no tsy mitovy.
cutie io aloha handramana fa raha haindry io de omeko bonbon coco ndry.
Afaka manao loha-hevitra vaovao anie isika e, atao hoe" recette " fontsiny sa ahoana ny hevitrareo?

99. cutie
(
10/08/2004 17:20)
mety daholo re ze atao e. Rehefa misy sakafo fotsiny de tsara. andramako io ry ftma a. Merci
100. methode
(
10/08/2004 23:16)
Ataovy haingana ry Cutie fa maika hihinana za a!!! Ary le godrododro mbola tsy tonga aty hatramin'izao!!! Sao de mba tsy ho omby varavarana intsony i Cutie izao e!!!