Cutie tonga soa, tsy mbola nalefandry anie ny recetten\'ilay tarte flambée e miandry izahay sa tsy tonga any ilay carte?
fijo methode miandry recette avy any aminareo ko fa aza variana manadra-tsira eo fontsiny e
ok resety tsotra sady tsara.mividy frity dia araraka ao anaty fanendasana dia rehefa somary miha mena iny dia hesorina.dia alaina ny myo,dia atao be eo ambilia,dia lasa amin\'izay mihinana.