mitady recette fanaovana godrogodro

121. kitjo ( 08/09/2004 16:45)
ftma> i ramaso ange no mpanao calcul tany fa tsy haiko izay nahaiznay an' izany na recette taiza na taiza e....

misaotra indray @ io manaraka io, inona angah ny dikan le pate brisee io @ teny anglisy? :roll:

sao d misy azo asolo azy ry ftma?
azafady fa mahabe fahasahiranana koa ty za.
:oops:
122. ftma ( 08/09/2004 17:12)
kitjo: ito ny fanaovana ilay pâte:
afagaroy tsara ny farine 200g sy ny dobera 100g (tetehina manjinika), asio lavaka eo ampovoany dia asio siramamy eran'ny sotro lehibe ary atody iray, afagaroy tsara mandra-pahazo pâte malemy, ataovy boribory dia ampetrao ao anty frigo mandritra ny 30 mn. avy eo fisao amin'ny ireny rouleau vita amin'ny hazo ireny, izay vao atao ao anty moule. mety efa misy mivarotra vita koa io pâte brisée io kitjo fa jereo ihany.
123. kitjo ( 12/10/2004 13:16)
ftma> sali njay aloha fa sahirana dia tsy tafiditra tato mihitsy.
Melsi an.....andramako angamba io fa tsy haiko ny dikan\' ilay pate brisee @teny anglisy k sao hifandiso rehefa mividy...ihihihhiihhi
124. fijo ( 13/10/2004 23:00)
humm misy sipa tena vadiable ato aka.hum.
125. ikaretsaka ( 15/10/2004 03:12)
fijo> ^^ :evil: kalma lah
126. methode ( 19/10/2004 00:03)
Mbola tsy mety lany ihany ny recettes ato? Nefa za tsy mbola mahay na iray aza!! Hihihi
127. fijo ( 19/10/2004 22:01)
methode>ka ny sipa anie no mahandro e.tsy koi izany.
kitjo>rehefa tsy hay ny milaza azy dia teneno haingana be.sady mody manao gesta be eo ny tanana.
ika>aza manaikitra wa fa marary.
128. ftma ( 21/10/2004 20:55)
kitjo ohatry ny pâte rehetra ihany io fa mora miparasaka fontsiny ilay pâte brisée (casser)
fijo inona idray izany \"vadiable\" izany.
methode ampianarina ianao raha tsy mahay e!!!
129. fijo ( 21/10/2004 21:37)
vadiable?izany hoe mety tsara raha alaina hovady ka. :-D :-D :-D ndry nga moa ilay izy?
130. methode ( 21/10/2004 23:24)
fijo> Inona no foto-teny amin\'io? Tsy \"diable\" ve?
ftma> Ka aiza izany ny fotoana????
131. kitjo ( 22/10/2004 05:11)
hhahahhahhahha
misy recette-na eny ndray ato marina

vady-able, on peut alaina vady :-D :-D :-D

ftma> melsi e, d ampianaro fijo fa manao recette hafa
132. ftma ( 22/10/2004 15:40)
Fijo angaha izay mahay mahandro ihany no tsara alaina vady?
Kitjobandraso fa ampianarina fijo fa lasa tsy sakafo intsony ny recette ato @ farany.
Methode, aty aminay angamba no fotoana sao tsy misy rano hikarakarana sakafo any amianao!!!!
Raha mba misy manana recette akondro manta dia mba omeo e!!!
133. methode ( 24/10/2004 10:37)
Ftma> Ka ny rano handroana in-4 isan\'andro aza misy ko izay handrahoana sakafo avy ve!!!!
134. fijo ( 26/10/2004 00:09)
ftma>ka ny zavatra jerena voalohany alohan\'ny hakana vady dia hoe ahafampo amin\'ny sakafo ve ity?\"izay sakafo rehetra io an\"
135. ftma ( 27/10/2004 10:02)
fijo \"izay tsy mahay sobika hono mahay fatra-bary\", izay tsy mahay mahandro laoka mahay mahandro vary!!!!!
136. fijo ( 27/10/2004 20:44)
za mahay mahandro vary ka.
137. cutie ( 29/10/2004 19:25)
Ftma
hummmm. SAdy mahay ohabolana njy no mahay mahandro.
138. methode ( 29/10/2004 23:21)
Hay moa Cutie mbola any ihany!!!! Hihihihi! Efa nisy saika hisolo toerana hono!
139. cutie ( 31/10/2004 20:08)
methode, iza zany saika hisolo toerana ahy zany?
Eo ihany za fa tsy miala e. lollllllll
140. methode ( 01/11/2004 14:12)
cutie> Ka mangingina tsy hita intsony ka!! Hihihihi
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1076